Saint Valentin
1. jhouhlambout
(
13/02/2004 18:17)
Ho an'ireo Val rehetra, nanahoana ny fetinareo?
novalian'i fijo ny 25/02/2004 11:16
11. nala
(
16/02/2004 16:45)
ny taty niady be tsisy ohatrzany de nisaraka ny ampitso e, souvenir ratsy ho ahy iny st val iny. mbola manantena anefa e.
12. ikaretsaka
(
16/02/2004 18:21)
ny mahagaga anahy amin'ny olona sasany rehefa resahina dia hoe tsy mino ny olomasina hono e.. zao a zao hono.. nefa tsy andry ery ilay haha Saint valentin sy Sain't Sylvestre ny andro!
14. donemaskit
(
17/02/2004 15:06)
zay nge e ! tsy ilay anaran'olona loatra no tena mahafinaritra fa ilay fety e
16. kally
(
18/02/2004 16:17)
Io indray Fijo!gôka mihitsy ny disika.
St-Valentin izany resaka varotra no betsaka amin'izany e!mandeha kokoa ny restaurant,ny voninkazo,mifampividividy fanomezana eny.fa ny Alakamisy aloha tadidiko tsara hoe St-Val @ Sabotsy,rehefa Zoma nanjary hadinodinoko,sabotsy moa dia adinoko tanteraka saika oainina kely aho fa izy nahatadidy izaho nanadino tanteraka.

17. kally
(
18/02/2004 16:18)

19. fijo
(
19/02/2004 20:55)
kaly sakafo anie no tiako lazaina e.inona ary ity mibedy foana ity le.io ny ahy no fety ko.
20. jhouhlambout
(
20/02/2004 18:46)
Ka avy @ kaly ngé hono ny nahazoana an'i Kally e!(hihihi).
Fa marina kosa aloha fa: Fety Commerciale io St Val io, sy ny St... rehetra, eo no afaka manararaotra tsara ny mpivarotra.