Saint Valentin
21. ccool
(
20/02/2004 11:53)
ary raha celibataire kay d tsy manao fety zany e?dommage,nefa milay b zao zany manao st valantin zany an.hi...a chacun sa chance.
25. xxx
(
21/02/2004 12:11)
o ry reto? mba mampita hafatra kely aho fa nisy niteny aho we ny st valentin hono dia ny 13 hifoha 14 février, zany we @ alina zany!!! sao diso hevitra ny sasany!
26. hendry
(
21/02/2004 15:15)
Ka ohatran´ny Saint Sylvestre ihany io, ny 31 hifoha 01 no teny izy fa tsy dia ilay 31 loatra, ny calendrier calendrier ihany fa zay ilay fandraisan´ny olona azy e. Ny 13 hifoha 14 no Saint Valentin, na ny marimarina kokoa ny 13 alina hatr@ 14 alina.
29. fijo
(
25/02/2004 11:16)
maizina asiana labozy,dia mifampiosonkosona,dia mifanome hafanana dia......,dia.........,diaMMM
