Lehilahy

1. 123 ( 13/02/2004 16:47)
Ahoana ny hevitrareo ny momba ireny lehilahy mitady lehilahy ireny?
novalian'i six ny 07/04/2004 06:52
2. ikaretsaka ( 13/02/2004 17:01)
tsy ampy azy ny maha lehilahy azy
3. ive ( 13/02/2004 18:21)
amiko aloa ireny dia misy simbany sainy e tsy ny sainy ihany fa ny maha izy azy refetra
4. ari.malala ( 13/02/2004 10:55)
tsy normale angamba izy. Lahy sy Vavy foana tsinona hatrany am-boalohany no nanaovan'Atra ny olombelona
5. jhouhlambout ( 13/02/2004 17:33)
Tsy mety mihintsy izany.
Marihina anefa fa:Vokatry ny refus systématique ataon'ny vhv izy ireny.
6. donemaskit ( 14/02/2004 20:03)
mahita tenenina leisy elah raKaretsaka !!
Adaladala reny bandy sy bandy reny e
7. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:08)
ko izany no marina ny mazikita an... matoa ialahy mitady dia tsy ampy an'iny ny fiainan'ialahy... matoa izao mitady vehivavy dia tsy ampy vehivavy ny fiainana.. ny vola koa ohatran'izany... dia raha mitady lehilahy dia tsy ampy azy ny maha lehilahy azy ko... logique be!
8. donemaskit ( 14/02/2004 10:38)
ekena e !!!!
miandry ny hevitr'ireo bandy sy bandy ndray e !
9. fijo ( 17/02/2004 10:32)
dia iza izany no mba hicomprendre azy ireny le.misy problema tokony jerena ao,fa tsy avy dia mitsara isika e.aoka aloha ry zalahy hanome fanazavana dia hita avy eo.
10. six ( 17/02/2004 18:12)
ka ry zareo anie hotran'ny tsy tena ampy saina e, aiza ve ka efa hoe lahy sy vavy no nanaovan'A/tra ny olona d ry zalahy mahita izay hifankatia? zany ihany anie no nandorana an'i sodoma s gomoro e
11. donemaskit ( 17/02/2004 15:08)
dia misy milaza fa natioraly hono ?!!
12. fijo ( 18/02/2004 20:34)
fa iza aloha no niteny tanminareo,fa izany no tian'andriamanitra natao?ary aza hadino fa rajesosy anie ka tsy nisy hafatsy lahy ny mpianany e.ary tany anaty desera foana no nihaina.dia iza no nanaovany tany ary?tsy ireo mpianany ihany.tany anie no nanomboka ny fiarahan'ny lahy samy lahy e.
13. six ( 18/02/2004 16:39)
marina zany donemaskit,
fa o ry fijo a, raha mamaky baiboly ingahy d any @ voalohany, d lahy sy vavy wa no nanaovany azy, sady Jesosy koa anie efa taty aorian'ny nandorana an-dry sodoma vao tonga e, d Izy indray ve no handeha handika ze lazain'ny babany, sady na izany aza anie ao @ baiboly tsy dia resahiny hoe nisy vehivavy foana teo e, hotran le hoe 5000 lahy, d aona ndray ary.
raha ts mamaky moa nga d ts haiko ndray
14. fijo ( 19/02/2004 20:58)
ka ny ao dia marina fa resaka lahy foana,satria tamin'izany fotoana izany dia nanjaka ny firaisan'ny lahy samy lahy.jereo fa ny sary sikotra tamin'izany fotoana izany dia mampiseo lehilahy tsara bika foana.io no tena nanjaka tamin'izany.
15. ari.malala ( 19/02/2004 09:56)
ka an izany aza v?! ianao ry Fijo tena miteniteny foana mihintsy! aiza koa ka i Jesoa aza t@ le nofandrian'ny olona hoe mahazo misao-bady ve ny lehilahy nanamafy fa hatrany amboalohany dia lahy sy vavy no nanaovan'Andriamanitra ny olona ka izy indray v no hisary gaigy hiaraka @ mpianany? mba ihany hoa logique! sady tsy maharikoriko b v zany hoe lehilahy hanoroka lehilahy zany!!! dain! ialako tsiny alo fa za tsy mi comprendre an'izy ireny ê! tsy tia koa no tena marina!
16. ari.malala ( 19/02/2004 09:57)
ka an izany aza v?! ianao ry Fijo tena miteniteny foana mihintsy! aiza koa ka i Jesoa aza t@ le nofandrian'ny olona hoe mahazo misao-bady ve ny lehilahy nanamafy fa hatrany amboalohany dia lahy sy vavy no nanaovan'Andriamanitra ny olona ka izy indray v no hisary gaigy hiaraka @ mpianany? mba ihany hoa logique! sady tsy maharikoriko b v zany hoe lehilahy hanoroka lehilahy zany!!! dain! ialako tsiny alo fa za tsy mi comprendre an'izy ireny ê! tsy tia koa no tena marina!
17. ccool ( 19/02/2004 10:40)
ratsy ,tsy mety zany ,c'est degeu,......mais c'est leur choix,donc on ne peut que le respect et eviter de se faire encu........,hihihi,
18. fijo ( 20/02/2004 09:58)
efa logika mihintsy aho ka.izy teloambinifolo lahy no tany anefitra foana.dia rehefa te izany dia ahoana?na nimasta ry zalahy,na nifamely.
ccool>rehefa manaja azy isika dia efa lehibe izay.ilay avy dia mitsara no tsy tiako.tsy homo aho,fa tsy tiako ilay mitsara be fahatany koa.
19. six ( 20/02/2004 10:32)
d ingahy ary ve izany ts manome tsiny an-dr zareo mihintsy, fa ingahy io moa ary ve nisy raha tsy nisy lahy sy vavy, sa aona? amiko io dia tsy fahampian-tsaina matoa mitady zavatra tokony tsy hety, hitanao, ny aimant, raha + sy + no ampifanakaikezina dia mifanohitra, fa ra + sy - dia mifanantona, ary
le mimasta aloha nge e, tsy eritreretina akory izany, le logique fotsny mba jerena sady hotran'le matory sy manofy mitsokalentika ihany io, z ao ao tsy misy manome tsiny amin'iny satria io zavatra te hivoaka, fa ra elà mieritreritra be eo ve d ande hiaraka am lelà hotra n'ny tena d atao aona, tsy ampy saina ra izany.......
20. ccool ( 20/02/2004 12:05)
fijo,hialako tsiny ary ny zabvatra vosoratro fa tsapaka fa nisy tsy nety,...dia il faut tout simplement eviter de se faire enculer,...rehefa sens unique lay lalana d aleo sens unique ihany fa bedy ny police raha vo atao double sens,hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1014