Lehilahy

21. hendry ( 21/02/2004 15:33)
Zaho ohatran´ny te hanontany ny olona mameno tsiny ny homo foana hoe mba efa nifanerasera t@ ireny olona reny ve nareo? mba mahalala ny antony mahatonga reny olona reny ho homo ve nareo fa tsy mitsara be fahatany ohatran´ny tenenin´i Fijo.
Mahafantatra olona misimisy aho homo ary mifanerasera @ reny. Antony efatra no mety hahatonga ny olona iray ho homo
1. Efa natioraly ilay izy, vao kely mihitsy dia efa vavivavy be ohatra raha lehilahy na lahilahy be raha vehivavy, mety ho toetra ilay izy dia tsy mi s´int @ sexe opposé mihitsy ilay olona, mety ho hita @ alalan´ny fihetsika ivelany nefa mety tsy ho hita koa. Indraindray dia ny ao anatiny koa aza ( hormone) no efa misy tsy fahampiana na fihoarana @ maha-vehivavy azy na maha lehilahy azy. Ka na dia miezaka ny hiala @ zany aza ndraindray ilay olona ohatr´zany dia tsy afaka. Midika eto fa tsy voatery ho sitrapony ilay ho homo fa efa ao aminy dia manaraka ny zava-misy fotsiny izy.
2. Ny fitaizan-dray aman-dreniny azy. Ohatra naniry lahy ny rad-ny hatr@ zay nefa vavy ny nipoitra avy ao dia lasa taizaina ohatran´ny vehivavy na tazaina ho lasa vehivavy mihitsy ilay zaza, hany ka manaraka an´zay ny toetrany sy ny mahaizy azy rehetra, ka raha tsy malaika tonga saina rehefa lehibe dia miova tanteraka ary lasa homo "tsy fidiny".
22. hendry ( 21/02/2004 15:37)
3. Ny fitiavana manandrakandrana, voatariky ny namana na izy tenany mihitsy no mba liana hoe ahoana koa zany fiainana homo zany dia lasa miroboka ary ndraindray tsy tafala ntsony rehefa mahita tsirony.
4. Ny resa-bola. Tsy manam-bola ny bandikely dia raviravian-dry zalahy efa ao anatin´ilay homo vola be mba hiaraka aminy dia lasa tokoa. Io ilay fahantrana e, mampalahelo. Ndraindray tsisy fahafinaretana ho an´reny bandikely ohatr´reny mihitsy ny fanaovana homo fa noho ny "fitadiavana" dia mirisika. Ndraindray ny an´ny sasany lasa fahazarana dia tavela koa

23. hendry ( 21/02/2004 15:38)
Raha ireo ny fipetrany dia tokony mba avahana kosa ny omena tsiny sy omena tsiny e. Misy tsy sitrapony ny nahatonga azy ho homo dia sika ve no hitora-bato azy? Fa ho an´ireo nanao fanahiniana na noho ny andrakandran-dratsy kosa aloha tsy manemo rariny an´reny mihitsy aho e, na ireo mitady vola koa, koa raha tsy zay irery no lalana ahitana vola koa.
24. six ( 24/02/2004 17:48)
ka tokony hiezaka kosa anie na dia hoe efa hatramin'ny voalohany aza e, enao efa mahita fa lehilahy be izao, mbola milaza fa tia lehilahy ihany, mihevitra fa hoe mahay mi.... noho ny vehivavy izany ve dia mba ho norme? tena hotran'ny manala baraka ny lehilahy anie izany e! mbo kôzy e,
25. hendry ( 24/02/2004 17:15)
fijerinareo lhl tsy ao tafiditra @ ilay izy zany, toa ny fijerin´ny ankamaroan´ny vhv tsy lesbienne koa, fa mba mila mi-comprendre azy reny sika e, zay ny fanampiana azy raha te hanampy fa tsy fanenjehana sy fanaratsiana, raha tsy te hanampy moe tant pis. Fa mba olona normal toa antsika hetero ihany reny koa. Samy manana ny fomba fisainany sy zay tiany nefa io.
26. fijo ( 25/02/2004 11:27)
ny fitsarana be fahatany azy ireny dia vokatry ny tsy fahalalana.io lazain'i six io izao dia mibaribary be fa tena tsy mahalala ninoninona momba azy ireny i six,fa hoe ratsy hoy ny olona dia lasa koa hoe ratsy ireny.fantaro aloha izay mahatonga ny zavatra iray vao mitsara.oh/misy bandy miaraka amin'ny sipa efa raneny be.avy dia mitsara.tsy hay akory izay antony fa avy dia mitsara izay no tsy tiako.
27. six ( 26/02/2004 18:52)
tsy hoe mitsara be fahatany anie fa mba jerena ihany ny tokony ho mba izy e, hitanao, manipika tsipika anankiroa ianao ohatra: io ny lalan'ny fiainana
==============
ny tokony ho lalana
d hitanao ve fa misy mivily miankavia na miankavanana amin'io tsy tonga dia hita be hoe tsy normal izany? dia izay ve le hoe mitsara?
28. gasymen2 ( 26/02/2004 19:02)
hoan'i six..

Marina ny anao hoe tsipika anankiroa ohatra ny lalan'ny fiainana. Kanefa io tsipika ataonao io azoko atao toy izao ihany koa:
**********************************
***********************************
Tsisy mivily io nefa samy hafa no nanaovana an'le tsipika....Ka ra ohatra zany ka io no tiany anaovana ny lalam-piainany dia mety ihany ko..Io no normal @ die anazy ny azy....sa ahaona hoy ianao?
29. fijo ( 27/02/2004 20:15)
marina izany.ary izay no ilazako hoe tsy fahalalana no maha tonga ilay fitsarana be fahatany.
oh,any taiti dia misy ny atao hoe réré.izany hoe mbola ankizy kely (lahy)dia efa tezaina ho toy ny vehivavy,na ny fihetsiny nany fiankanjony.ary dia tsy hay mihintsy hoe lehilahy.ary any dia miara miaina amin'ny rehetra sy milamina tsara ry zareo.tsy misy manao jery vilana izany.ka izay norma ao aminao ihany ve no lazainao fa norma?mba fantaro koa ny hafa e.ianao io izao ohatra raha tonga aty france dia efa anisan'ny voatsara satria tsy micomprendre olona.dia faly ve ianao fa voatsara?
30. six ( 01/03/2004 13:49)
gasymen2> tsy ny hoe ny égal na ny étoile anie no tiako lazaina e! ilay nanaovana ny tsipika sarotra be ny hanipika eto dia io no hitako hanaovana azy, ny tiako hatao tetsy aloha dia tsipika mahitsy tsy mivily toy ny sary lalana, azo natao tamin'ny a b c bedbe nge io fa tsy izay le izy, hitanao ny tiako ho tenenina, raha nanao matematika dia ilay hoe |AB| io no atao hoe norme de Ab vakiana, ka ohatr'io no tiakolazaina,
fijo> tsy haiko hoe izano tian'i fijo hotenennina amin'ilay hoe raha mankaty france, fa raha izaho manokana aloha tsy nieritreritra ny ho any france izany mihintsy, ny eto ary tsy vita!
31. fijo ( 02/03/2004 16:24)
six ka na any aza dia hafaka ny miova ny saina fa tsy mitsara be fahatany e.
32. six ( 02/03/2004 12:06)
d ho avela amin'izao zany?
33. fijo ( 03/03/2004 09:36)
ka inona ary no hazo hatao?efa izay ny fiainanay,fa dia ny an'ny tena no hatsaraina e.
34. xxx ( 03/03/2004 16:40)
aPELAtananao ihany ity!

tsara kosa ilay hira hoe "Pelake" (Vilon'Androy): dia samy ho ela velona anie ny pelaka rehetra eto Gasikara!

ry Rapelanoro, ry Tojo, ry Zanaboay, ry Dogy Ango, ry Gaypride, ry Rakony, ry Konie, ry iza koa... ? dia miala tsiny @ ireo zay tsy voatanisa noho ny hafenon-dronono mandry be sira!

Any ianareo izay manano eny ambony farafara eny, any anaty lobolobo any, eny ambony fiara, eny ambony vatolampy any Isalo, any an-tsaham-boaloboka any Fianara any, eny @ Bordn'ny Mahajanga, eny @ Tanim-boanjo ao Tana.... de mangarona laona, de mitoto voatavo mariatra, de avy eo mandoa ronono mandry masira... lafatra any izany an!
35. six ( 05/03/2004 13:39)
zany ve?
36. sejianis ( 06/04/2004 12:51)
tsy ho tsapanareo satria vous n'etes pas à leur place, ils sont les seuls à savoir ce qu'ils sont vraiment
37. ikaretsaka ( 06/04/2004 17:57)
ny mpampianatra an'ialahy tsy eo amin'ny placen'ialahy kao nefa.. nefa ahoana izy no maneome notes an'ialahy?
38. fijo ( 07/04/2004 00:04)
satria izy mpampianatra.
39. six ( 07/04/2004 06:52)
sady satria efa misy izay tokony ho valiny ao d raha tsy mitovy amin'iny d'efa diso zay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1475