mba ho fiainana feno fitiavana

1. lema ( 05/02/2004 14:42)
inona ny zavatra tokony sy tsy tokony atao mba ampaharitra ny fitiavana.fifanajana ve,fifampitokisana,fifanampiana,fandeferana,sns..................
novalian'i fijo ny 25/02/2004 11:47
2. nananie ( 05/02/2004 15:14)
Efa ireo nolazainao ireo!
3. lema ( 05/02/2004 15:15)
ampy ve reo
4. kally ( 05/02/2004 17:29)
Ampy ireo raha eo tokoa ilay tsofoka -if-:fifanampiana,fifandeferana ets.

Nefa matetika mandeha ila foana ilay izy ka dia rava teo!
5. fijo ( 05/02/2004 19:16)
ampio an'ilay tsofoka.
6. fiffy ( 06/02/2004 16:38)
mila mifankahazo ampo tsara ny olona roa mifanaiky hiaradia @ fiainana @izay moramora kokoa ny ianana ily fiainana ho tena feno fitiavana ka @izay mety tsy hifampihatsara velatsihy
7. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:15)
rehefa misy ilay tsofoka.. "if" mety daholo
8. donemaskit ( 07/02/2004 11:08)
fifampirafesana koa ve ?

> Raha tiana haharitra ny fitiavana dia tsisy ohatra ny "tiavo izy tahaka ny tenanao" ihany.
9. lema ( 07/02/2004 14:51)
ilaina ihany ny adiady mba tsy ho monotone be lé revy,foronyna aza io ndraindray
10. donemaskit ( 07/02/2004 19:50)
ilay mila vanona iny mahafinaritra mihitsy ka !
11. fijo ( 10/02/2004 11:38)
mitiava aloha e,de miezaha mifanaraka amin'izay hatao.
12. ari.malala ( 10/02/2004 19:52)
Mila ny fitiavana aloha voalohany indrindra ê! na mifanaja sy ny sisa aza rehefa tsy ao ny fitiavana zava-poana, dia manohy ilay tenin'i Done hoe tiavo izy tahaka ny tenanao.
13. fijo ( 11/02/2004 20:39)
raha hofaty aho,matesa rahavako.
14. rinakely1 ( 11/02/2004 12:55)
rah maty rahavana matesa ny omby..
15. fijo ( 12/02/2004 10:47)
izay hangalana lesona.fa io no tena fiainana.
16. donemaskit ( 13/02/2004 19:43)
io ve ? fa in hono no dikany ?
17. voahary ( 24/02/2004 18:53)
mahalala fifandeferana eo @ fiainana koa eh!!!
18. fijo ( 25/02/2004 11:47)
izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6348