mba ho fiainana feno fitiavana
1. lema
(
05/02/2004 14:42)
inona ny zavatra tokony sy tsy tokony atao mba ampaharitra ny fitiavana.fifanajana ve,fifampitokisana,fifanampiana,fandeferana,sns..................
novalian'i fijo ny 25/02/2004 11:47
4. kally
(
05/02/2004 17:29)
Ampy ireo raha eo tokoa ilay tsofoka -if-:fifanampiana,fifandeferana ets.
Nefa matetika mandeha ila foana ilay izy ka dia rava teo!
Nefa matetika mandeha ila foana ilay izy ka dia rava teo!
6. fiffy
(
06/02/2004 16:38)
mila mifankahazo ampo tsara ny olona roa mifanaiky hiaradia @ fiainana @izay moramora kokoa ny ianana ily fiainana ho tena feno fitiavana ka @izay mety tsy hifampihatsara velatsihy
8. donemaskit
(
07/02/2004 11:08)
fifampirafesana koa ve ?
> Raha tiana haharitra ny fitiavana dia tsisy ohatra ny "tiavo izy tahaka ny tenanao" ihany.
> Raha tiana haharitra ny fitiavana dia tsisy ohatra ny "tiavo izy tahaka ny tenanao" ihany.
9. lema
(
07/02/2004 14:51)
ilaina ihany ny adiady mba tsy ho monotone be lé revy,foronyna aza io ndraindray
12. ari.malala
(
10/02/2004 19:52)
Mila ny fitiavana aloha voalohany indrindra ê! na mifanaja sy ny sisa aza rehefa tsy ao ny fitiavana zava-poana, dia manohy ilay tenin'i Done hoe tiavo izy tahaka ny tenanao.
