Hono ho'aho ry zareo....

1. jhouhlambout ( 02/02/2004 10:45)
Iza taminareo no efa nikasa hamono tena t@ resam-pitiavana ary maninona no mbola velona hatramin'izao?
novalian'i fijo ny 12/02/2004 10:50
2. xxx ( 02/02/2004 11:17)
Za.......
Mbola velona satria tsy ampy ny fanafody laniko....
3. xxx ( 02/02/2004 11:18)
Zah kou.
Fa nahatsapa tena aho fa mamy ny miaina
4. tahiana ( 02/02/2004 15:43)
za eo andalana fa ahonn kay!! fa mitady hevitra fotsiny za sisa tsy hanaovako anzany!
5. kally ( 02/02/2004 17:23)
Ny hevitra betsaka ry Tahiana a! izany hoe ny fahavononana angaha no tsy anananao?
6. donemaskit ( 02/02/2004 18:39)
tsarovy ny andro feno finaritra nisy taloha sy ny mbola ho avy... aza mamono tena zany fa sarobidy ny aina e.
7. fijo ( 03/02/2004 20:53)
ireny ilay mora kivy amin'ny fiainana.iray ve no lasa dia tsy hinanan kanina?
8. ikaretsaka ( 03/02/2004 11:20)
izaho letsy gaga ry fijo? nga misy sipa any @ tanana'ny fahafatesana any?
9. shadow ( 03/02/2004 15:18)
Fa inn' no nahatonga an'i Kally sy Tahina hifanome hevitra hafa² ôh 'n'zany f'angah tsy mbola nanandrana ny fiainana nareo na de hoe tsy degany aza andramo kely ange ny miaina malalaka sy tsy misaina afatsy ny tenanao de avelao any ny prôbl nao ary raha resaka fitiavana no mahatonga anao hamoy fo mety ho saritra ny manadino ilay oll' nefa refa mandinika tsara enao de ho hitanao fa il ou elle ne vaut pas la peine que tu meurs pour lui ou pour elle parce q'il ne vaut rien et le le jour viendra où tu trouveras quelqu'un qui t'aimeras vraiment telle que tu es et qui t' apprecieras. Alors bonne chance les filles.
10. fijo ( 03/02/2004 16:37)
inty aho e.
11. xxx ( 03/02/2004 18:08)
mankanesa aty amiko ianareo zay mavesatra entana, fa za hanome le paradisa mbola eto antany aloha io an!
12. imasoandro ( 03/02/2004 09:22)
za mahalala olona efa namono tena in-3 noho ny fitiavana...fa tsy maty!nandeha ny fiainana avy eo de hoy izy zao "soa ihany aho fa tsy maty"!ka diniho tsara fa mbola misy ny andro miratra, ho avy ny masoandro fa zao aloha mbola alina ny andro....
13. kally ( 03/02/2004 09:49)
Izaho angaha ry Shadow manome hevitra fa mibedyan'i Tahiana a! ny tiako lazaina eto:matoa tsy namono tena tsy vonona f'aza miteniteny foana.
Ny olona kanosa no mamono tena,kanosa satria tsy sahy hisedra izay mety heveriny ho mafy miandry azy avy eo.
14. xxx ( 03/02/2004 11:02)
misaotra ry shadow fa nilaiko io fankaherezanao io an! tena marina.....
15. tahiana ( 03/02/2004 15:30)
ka refa mafy v ny fiainana tsy hamohifoy ihany d farany maty sa tsy zany!
16. fijo ( 04/02/2004 20:08)
miady aloha.vao teraka ianao dia niady tamin'ny fiainana.resinao izy tamin'izay matoa ianao velona.ka izao efa lehibe izao indray ve,vao halemy.
17. donemaskit ( 04/02/2004 19:55)
marina tokoa zany ry Kally sy Fijo
18. fijo ( 05/02/2004 20:17)
ka izay no tokony ho fantatra,fa na dia efa eo ambavahaona aza ny tena mbola miady ihany ny aina,vao tena miala.
19. pitchou ( 06/02/2004 17:14)
fiainana mahafinaritra ity sady mbola betsaka v no tsy hita d hitsoaka sahady?
20. rinakely1 ( 11/02/2004 12:59)
zako kosa aloha tsy hamono tena @ na lélà zany e!
ref tsy anjarako iny d tonga eo ihany lé izy lay refa au tps voulu!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1587