Hono ho'aho ry zareo....

21. xxx ( 11/02/2004 13:47)
Mahareza foana e!!Za zao no olona efa tena kivy teo @ fiainana mihitsy dia nieritreritra hoe tsy misy intsony ny mamy. Fa misy foana rehefa atao misy. Mbola hisy foana ny andro miratra ho an'ny tsirairay. Faharetana ihany no fanafodiny.
22. fijo ( 12/02/2004 10:50)
izay no tena izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3256