ohabolampitiavana!
1. besoiiin
(
01/02/2004 17:31)
mino aho fa efa samy nandray lesona t@ voambolampitiavana daholo isika rehetra! koa ato izany no fampiharana azy no atao e! mino aho fa tsy hisy hanao teny tsy maontina ato an!
1° dangi-drambo lavi-bady ka mitsiriritra ny gisa manao tsaokalentika!
2° sipa ratsy tarehy be laisoa ka be voninahitra ampandriana!
.......
1° dangi-drambo lavi-bady ka mitsiriritra ny gisa manao tsaokalentika!
2° sipa ratsy tarehy be laisoa ka be voninahitra ampandriana!
.......
novalian'i rivorijasoa ny 12/11/2004 08:41
2. lema
(
01/02/2004 14:03)
"rafotsy be mita tatatra ka manitatra ny efa mikombona"
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 02/02/2004 02:03
3. jhouhlambout
(
02/02/2004 20:57)
Aleo very tsikalakalam-pitiavana toy izay very tsikalakalam-pahasambarana
5. fijo
(
03/02/2004 20:55)
tsara tarehy kely raviny,imasom bahoaka ihany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/02/2004 08:55
6. ikaretsaka
(
03/02/2004 11:23)
ahoana tokao mao ry zareo ilay ohabolana misy hoe mif... amin'ny atsy maranitra iny?
7. fijo
(
03/02/2004 16:38)
inona indray letsy izany le.sao mamono ary.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/02/2004 16:38
8. xxx
(
03/02/2004 18:05)
"ataovy toy ny tsaokalentika ambony sy ambany ka izay tsy mahalen-kialofana", de ahoana @ zay le groupe e?! hetsiketseho mo e! le saosety nge efa vonona e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 03/02/2004 18:05
9. fijo
(
04/02/2004 20:11)
ireto farany ireto kosa dia fitiavana hiteny ratsy fotsiny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/02/2004 08:11
10. xxx
(
04/02/2004 16:19)
Aza atao an'izany moa ry fijo ah!
atao ahoana ary moa fa izany ange ny ohabolantsika ankehitriny eh! isika mantsy dia tena fatra- mpanova ny nentim-paharazana ka dia izao ny vokany, fatra mpaka tahaka loatra ny fomba vahiny eh!
Merci an!
atao ahoana ary moa fa izany ange ny ohabolantsika ankehitriny eh! isika mantsy dia tena fatra- mpanova ny nentim-paharazana ka dia izao ny vokany, fatra mpaka tahaka loatra ny fomba vahiny eh!
Merci an!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 04/02/2004 16:19
11. fijo
(
04/02/2004 17:14)
ka tokony miverina kely amin'ny an'ny tena amin'izay e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/02/2004 17:14
13. medianaranja
(
04/02/2004 09:07)
Lazao ihany za fijo rhf hisokatra le groupe a! miandry za an! i xxxx tokony hijery ary @ le voambolampitiavana fa manjary mivantana loatra d manimba maso. "ataovy toy ny saosety ka ny tsilony no ario fa ny ranony hatelomy"
14. fijo
(
05/02/2004 20:20)
efa nisokatra izy izao ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 05/02/2004 08:20
15. lema
(
05/02/2004 15:56)
vita ny resaka nony elaela indreo izy roa fa nanao tsoa-dela nangovingovitra ra -kalakely fa notapoan'izany milaly lasa ny tananany tsy hitany akory nilalao katala sy voa batory................dé tohizo e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 06/02/2004 03:56
16. fijo
(
05/02/2004 19:30)
amin'ny alatsinainy indray,fa dia samia mitsaokalentika tsara daholo e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/02/2004 07:30
19. besoiiin
(
09/02/2004 09:29)
2) akobo atsimo sy avaratra ka izay tsy mitete ra no hanaovana tsaokalentika!
...
...
20. fijo
(
10/02/2004 11:57)
tatsambo zatra tsaokalentika,ka na ety an tanety aza mitsingevana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/02/2004 11:57