ohabolampitiavana!

21. besoiiin ( 10/02/2004 20:26)
tsaokalentik'akoho ka indray mipimaso dia vita!
22. fijo ( 11/02/2004 20:45)
tsaokalentiky ny bitro,tsy ny hatsarany,fa ny hisany
23. rinakely1 ( 11/02/2004 13:00)
zako tsy mba mahay fa d mamaky fotsiny klé!
24. fijo ( 12/02/2004 10:54)
dingin drambo vao maraina,raha tsy misy bokaka miala maina
25. naritsimba ( 12/02/2004 10:18)
-Fanambadiana azo teny ampakana kitay rava eo am-pisoronana afo.
-Fanambadiana akoho ka tsaokalentika raha vao mifankahita.
26. fijo ( 13/02/2004 09:31)
na tsara toa inona aza ny tsaokalentika tsy hatakalo vary.
27. fetra ( 28/02/2004 17:59)
"Ny fitiavana toy ny tafon-trano fanitso misy masoandro dia mafana,mangatsiaka andro dia mangatsiaka."
28. fijo ( 02/03/2004 16:27)
tsaokalentik alika,mora miditra fa malain kisaraka
29. rivorijasoa ( 12/11/2004 08:41)
Tena efa pro amin\'ny tsaokalentika mihitsy ry fijo izany an!
Zà aloha dé mi-mémé be fotsiny e!
Ny an-dry lema izany moa efa tena ny soratra sisa no mivadika fa ny teny rehetra efa ao daholo, maha tsikaiky e! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0851