sipa gasy

1. lema ( 31/01/2004 15:30)
mahafinaritra tokoa ny miaraka @ sipa gasy be fitiavana no be fandeferana no mahari-pery ,mahakarakara,sns............nefa hoy ny ohabolana manao hoe "c bien mè c pas une qualité"lasa manararaotra daholo tsin ry zalahy kou
novalian'i fijo ny 18/02/2004 09:12
2. pitchou ( 31/01/2004 17:02)
tena marina izany! saingy matetika ny vhv feno qualité tsy tianareo lhl !
3. donemaskit ( 31/01/2004 17:49)
ny défauts koa nge matetika no tena mahafinaritra e !
4. extra67 ( 01/02/2004 11:32)
ny défaut mety ho qualité ,mi-dependre @le situation ohatra ny curiosité défaut sa qualité ary?!! ça se discute...?!!
5. donemaskit ( 01/02/2004 09:57)
tsy tena ny "sipa gasy be fitiavana no be fandeferana no mahari-pery ,mahakarakara,sns" ngamba no araraotin-dry zalahy fa ny sipa tsisy saina.
6. pitchou ( 01/02/2004 10:38)
nttttttsssss! matoa izy be fandeferana d satria iharan'ny tsy rariny! fa raha mety daholo ny ataonareo azy tsy misy zavatra ilainy fandeferana ange e!
7. donemaskit ( 01/02/2004 13:18)
raha ratsy loha ilay bandy
8. lema ( 01/02/2004 14:10)
néna alou dé sipa gasy ihany no tiko e! ndrindra fa ny sipan'ny "forum" milay be daholo ny toe-tsainy
9. kally ( 01/02/2004 17:14)
Raha dia tena be fandeferana sy mahari-pery foana kosa angamba ho leo ihany ianareo lehilahy,ohatry ny manambady saribakoly ianareo amin'izay.
Sady ireny be fandeferana ireny anie tsy miteny izy angoniny ao fotsiny izay mahasorena azy,any andro iray zavatra tsy misy dikany no mampipoaka azy dia vita hatreo.Io no mitranga rehefa ny iray foana no mandefitra ao an-trano.

Ny tsara fotsiny rehefa tsy miara-mihenjana ,rehefa mihenjana ny iray mandefitra ny ankilany,fa tsy andeha hisintona hifandrirotra eo,farany tapaka tarangana..
10. ikaretsaka ( 02/02/2004 11:43)
sarotra ihany ilay miara mihenjana fa ny ahy indray aleo ilay mifandimby
11. jhouhlambout ( 02/02/2004 20:50)
Be fandeferana sady tsara tarehy sa Tsy mpandefirta mihintsy no mbola tsara tarehy kokoa , iza no tsara?
12. tequila ( 02/02/2004 20:53)
D fa maninona tsara no tsy tianareo lhl ny sipa be fandeferana sy be fitiavana sns? Aleonareo ve 'reny mavandoha taitaitra isaky ny mihetsika , sy kizitina tsisy handaharana?
13. tequila ( 02/02/2004 20:53)
D fa maninona tsara no tsy tianareo lhl ny sipa be fandeferana sy be fitiavana sns? Aleonareo ve 'reny maivandoha taitaitra isaky ny mihetsika , sy kizitina tsisy handaharana?
14. pitchou ( 02/02/2004 09:20)
marina mihitsy ny tenin'i Kally! fa matetika tokoa tsy zavatra gravy b no mampisaraka mpivady fa irony zavatra atao hoe tsy misy dikany irony! mety ho laoka be sira loatra oh!
15. lema ( 02/02/2004 09:28)
ka tsara ve ny mandefitra sa aléo miteny na manitsy ra misy zavatra tsy mety?
16. pitchou ( 02/02/2004 12:58)
ny mandefitra alo tsy midika hoe tsy miteny tsy manitsy e! fa raha izay indray, hoe avela handalo fotsiny izay tsy mety ataon'iray d tsy fandeferana izany amiko fa tena démission mihitsy @ vie de couple
17. fijo ( 02/02/2004 19:30)
pitchou>iza no miteny aminao fa tsy tianay ny vehivavy be qualité?mitady mihintsy izao.
marina aloha io voalaza farany io e.
18. pitchou ( 06/02/2004 12:58)
misy qualité betsaka mi-gêner ny lehilahy sasany. Ohatra ary @ forum ambadika ary: ny fahaizany raha tsy hiteny afatsy io aho
19. lema ( 06/02/2004 14:35)
za alou ty sipa mahay e!
fa iza ray no tsy tia sipa mahay?
20. pitchou ( 06/02/2004 17:40)
le tsy mahatanty vhv mahay no izy ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8006