sipa gasy
22. pitchou
(
08/02/2004 15:09)
ny qualité sy ny défaut aloha dia samy manana ny fahitany azy ny tsirairay: izay heverin'ny sasany ho qualité sokajian'ny sasany ho défaut!
25. fijo
(
12/02/2004 20:39)
ny tsy nianatra no tsy tia sipa mahay.fa ilay mahay miseho be loha indray zavatra hafa iny.
26. lema
(
12/02/2004 10:41)
fa misy kou anie sipa mba mahay dé hirairainy foana lé bandy rehefa mba misy famaly kely ohatra na adiady majinika dé tafiditra foana lé resaka fahaizana na dé tsy misy idirany aza
32. pitchou
(
15/02/2004 17:44)
tsy ny sipa no tena panao an'izany fa ny bandy! nareo raha vao misy zavatra diso kely ataon'ny vehivavy dia ny manebaka ihany! jereo oh fa 70% ny accident eny an-dalana dia lehilahy avokoa no manao azy, fa raha sendra mahita vehivavy manao accident nareo dia raikitra ny "kay vehivavy ko!" otran'ny hoe satria vehivavy dia vendrana! dia raha sendran'ny vehivavy mahita vava otran'ny ataonareo ny vehivavy nareo dia mamorona adjectifs tampoka indray!
34. kally
(
17/02/2004 14:46)
Izay mihitsy ange ry Pitchou!
Ny lehilahy mantsy mihevitra ny tenany ho anjely tsy mety diso mihitsy.
Ny lehilahy mantsy mihevitra ny tenany ho anjely tsy mety diso mihitsy.
35. pitchou
(
17/02/2004 17:02)
ary tena marina ry Kally ilay lohahevitra ary ambadika ary o? betsaka ny lehilahy no complexé raha vao mahita vehivavy mahay noho izy izay zavatra hainy!
ao fa ahitsiko kely ary e! misy zavatra iray tena manavanana ny ankamaroan'ny mehilahy saingy tena ankavitsiana ny vehivavy no mahavita sy mahay azy!
ao fa ahitsiko kely ary e! misy zavatra iray tena manavanana ny ankamaroan'ny mehilahy saingy tena ankavitsiana ny vehivavy no mahavita sy mahay azy!
36. fijo
(
18/02/2004 09:12)
e hizato tsy fitiavanareo lehilahy ato e.tena manahirana an.ny lehilahy foana no hoe mamorina.nefa inona.
