inn ny hevitrareo!

1. tahiana ( 28/01/2004 11:53)
Hono hoa kay! possible v ny ol efa sarahana bola herahana aty aoriana!
novalian'i fijo ny 12/02/2004 10:57
2. donemaskit ( 28/01/2004 12:05)
naôna moa no tsy hisy zany ?
Mety hoe mbola nanjavozavo ilay fitiavana taloha dia najanona, taty aoriana nefa tsikaritra fa tsy mety tafala an-doha ilay olona 1, dia....
3. tahiana ( 28/01/2004 12:27)
refa ny kofa no miteny hoe amie refa misaraka efa ela aty aorina d tsy misy fanantenana tsony v kay zany?
4. lema ( 28/01/2004 12:30)
tena mbola be dia be ny fanatenana raha tsy mbola nahazo hafa izy
5. tahiana ( 28/01/2004 12:38)
tsy bola manana izy fa tsy zakany mitsy ny vava nataoko azy t@zay nisaraka nefa za zany manenina mafy ny zavatra lazaiko anazy!
inn kay no tokony ataoko??fa za bola tia b azy! nihezaka ny namadika page ihany ako fa injisy!tsy afaka ao an-dohako ny fisiany!
6. bichette ( 28/01/2004 13:11)
tahiana,
possible tanteraka mihitsy. Ary amin'izay fotoana izay dia mety vao maika mihatsara ny fiarahana satria samy nanana fotoana nandinihan-tena, nieritreretana ary hatsapana raha tena tia marina ilay olona na tsia. . Ilaina anefa ny fifamelàna amin'izay fotoana izay ary avela tanteraka ny lasa sy ny fahadisoana rehetra fa raisina ny tsy nety ho lesona sy hanatsaràna ny ho avy. Fadina ny manameloka indray tamin'ny fahadisoana nataon'ny iray.
Arakaraky ny olona izany rehetra izany. Arakaraky ny toe tsaina sns....
7. bichette ( 28/01/2004 13:20)
Tahina,
Andàna mandeha mijery azy dia mangataha famelàna avy any aminy. Lazao tsotra izy fa diso ianao ary manenina ny tamin'ny zavatra noteneninao azy fa ankehitriny dia tsapanao fa tena tia marina azy ianao. tsy mora ny manao izany fa tsy misy tsara mihoatra ny mitsotra. Tsarovy fa mety hiteniteny mafy anao izy satria mety nankarary azy mafy ny zavatra noteneninao taminy. Avelao izy hamoaka ny ao ampony tanteraka satria mety manamaivana azy izany fa ianao kosa aza manamarintena fa henoy fotsiny. sarotra fa ataovy. Hiareto kely fa ny vokany dia mety tena manja e !
8. tahiana ( 28/01/2004 13:36)
mafy anie akia ny teny lazaiko anazy zay!
tonga surprise tapoka v sa lazaiko hoe tonga any za oh!
ra misy ol zao lasa gaigy d za anisany!
probable sa tena zay no izy! za mantsy efa mararay ihany zany ka tsy t-hijaly tsony!
la vie est si injuste sur terre!
9. donemaskit ( 28/01/2004 15:33)
Io torohevitr'i Bichette io atao Tahiana a... aza miandry intsony sao tavela irery eo.
10. pitchou ( 28/01/2004 16:18)
ie! andramo! saingy raha tsy mitovy @ny anao fotsiny ny fitiavany d mety hivadika orera ho anao! teny efa lasa ny anao ka tsy azo sintonina nefa nisy antony matoa ianao nahateny izany, d izay antony izay azavaina fa aza ny fivalozana!
11. tahiana ( 28/01/2004 16:18)
za aza vao omaly vao nitél anazy d vava tsy vava tsony t@zay! d tsy haiko!oe tokony omeko fotoana v izy fa zay anie efa ela no tsy nifanena d za nefa nipoitra tampoka² teo injay t@fiainany!
12. minda ( 28/01/2004 16:23)
tena mampalahelo mihintsy zany a! d in no tokony atao ra za enao a! d manindry fo raha azo atao nefa rehefa mbola tia azy enao na mbola tiany d zay zany
13. kally ( 29/01/2004 20:13)
Marina izany lazain'i Minda izany ry Tahiana;tsinjio ny fo f'aza mararirary saina amin'izany sao maratsa fotsiny amin'ny tsisy dikany sady raha maratsa nga' misy hitonja any amin'ôptaly.Jeren'ny ol fotsiny enao.
14. fijo ( 29/01/2004 09:06)
"ny vava no tsy atao be hono,ny hamerenana azy no sarotra"tena marina io,fa tsy adala ny ntaolo.efa vita iny,fa ny vaha olana dia ny miantso azy,mamerina mihaona aminy ary milaza izay ao an tsaina.matetika mandravina azy io,fa tsy voatery hilamina koa anefa.fa farafaharatsiny ianao mba efa nanao izay azo natao.dia ho hita eo ihany avy eo.arakaraky ny olona io,fa tsy misy valiny raikitra.mahereza e.
15. tahiana ( 29/01/2004 10:17)
ra possible mantsy ny retour vers le passé ry pitchou d efa nofafako sy soloiko zavatra hafa ny solony!saingy injisy!za anie reto sipa e! d za v anao 1èr pas hihaona @ny! d ra andé ho any aza za oh! d ra tsy asiny sira d ahonn?
d efa nanao zay nety dia hody @zay!?
d ra tsy asiny sira v za d za v afaka mamaly faty anzay ol retra nampisaraka anay??
16. ravatorano ( 29/01/2004 11:42)
ny valifaty tsy vaha olana ry tahina
enao metsy tsi asiny sira mety ho fenony siramamy fa io arakarakiny fitojanao ny resak foan
là zà enô dé aleko mipetsaka fa le mipoutra tampoka tô nôfa iany mety hanimba zavatra bobaka.
Zao koa maninn raha revena milamina , amboarina tsilem ny sainy de ho babo indray izy aviteo;
lefa tonga zay dé asivo fermetira ny vavanao sao mahay sy manta vava eo njay ka hiverina amboalohany eo
17. bix ( 29/01/2004 14:33)
izay mintsy eh ! tony vevavy tony aneh ka ............
18. tahiana ( 29/01/2004 15:46)
ka maninn!!

ka lé olana anie zay nampisarahana fa tsy hoe saraka oh ny ol retra e! fa ra saraka oh retra nety niety ihany za fa ny ol nampisaraka anay!zany hoe ny RAR-ko!
ka inn aza no ataoko!
nihezaka ny nanadino ihany fa saingy injisy!!
inn re tokony ataoko e??
19. kally ( 29/01/2004 15:46)
Io tenin-djavatorano io mintsiny no marina,iza no oul rehetsa ho valinao faty eo fa ny sipanao kounkou zany tsisy hazondamosina matoa nety nampisarahana.Ka aza miraharà anazy tsony retsin'ity a!itonjay bandy vaovao jay!
20. tahiana ( 29/01/2004 17:34)
zany an!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1908