inn ny hevitrareo!

21. fijo ( 30/01/2004 20:12)
raha ny RAR no nampisaraka dia sarotra, satria na hiverina hiaraka aza ianareo,ka tratra indray,dia mbola ampisarahana indray,dia mbola hisaraka indray.fa na ianareo mijoro amin'ny fitiavanareo,na ihaino ny RAR dia samia mitady hafa.
22. moi ( 30/01/2004 17:03)
Iza no efa nisaraka ka nifamerina ?
Tantarao hoe tafavoaka sa tsy lasa ?

Raha ny hevitro : Andramo hiverenana izy ry Tahiana dia tantarao eto ihany hanamarina ny hoe mety sa tsy mety.
Raha mbola tia izy dia inoako fa misy fanantenana tsara.
Fa tandremo ihany ny vava. Sao mahazo maharary eo fa mba manala ny fony izy dia vao maika ianao manamafy ny vava efa natao, fihetsika izay manaporofo aminy fa tsy mbola niova ianao. Mety mbola hieritreritra koa izy mantsy ...
23. moi ( 30/01/2004 17:04)
Iza no efa nisaraka ka nifamerina ?
Tantarao hoe tafavoaka sa tsy lasa ?

Raha ny hevitro : Andramo hiverenana izy ry Tahiana dia tantarao eto ihany hanamarina ny hoe mety sa tsy mety.
Raha mbola tia izy dia inoako fa misy fanantenana tsara.
Fa tandremo ihany ny vava. Sao mahazo maharary eo fa mba manala ny fony izy dia vao maika ianao manamafy ny vava efa natao, fihetsika izay manaporofo aminy fa tsy mbola niova ianao. Mety mbola hieritreritra koa izy mantsy ...
24. pitchou ( 30/01/2004 09:19)
ka ianao izany sady efa tsy ianao no te-hisaraka fa ny RAR no nijabaka d mbola b vava ko! raha izaho fa tsy izy aza tsy ho lazsaiko hoe angaredona?
25. tahiana ( 30/01/2004 10:52)
tsy azoko zany ry pitchou an!

za anie nampanaovana chantage e! zay ny antony! d pression nataon'ny ol t@ko nalefako tany àny daol!
26. jhouhlambout ( 30/01/2004 13:05)
Tokony heritreretina ho possibilité fotsiny dia mijanona eo. Satria mantsy efa betsaka ireo olona hitako lasa psychopate t@ io satria mino mafy loatra.
27. hendry ( 30/01/2004 17:32)
i "moi" manontany hoe iza no efa nisaraka ka nifamerina, tafavoaka ve sa tsia? Tsy voatery hitovy ilay izy. Zaho zao efa nisaraka fa nifamerina, ny cas nisy nefa dia zaho no niala satria leo, avy eo nalahelo dia zaho ihany ndray no niverina, izy mbola tia dia niaraka ndray.
Ho an´i tahiana: matoa ny rad mampisaraka dia misy zavatra ratsy tsy tiany @ ilay sipanao. Ny rad ve dia hanolo-batomafana ho an´ny zanany? araho ny torohevitr´izy ireo, ezaho adinoina ilay efa lasa, rehefa ela ny ela hadino foana io e. Fanontaniana: voaloham-pitiavanao ngah izy?
Meheraza.
28. tahiana ( 30/01/2004 17:44)
injy miteny ry "hendry"hoe araho ny teny rad!
aleo hazavaiko aza!
satry za bola ny rad no niantoka anahako t@zay d nampanaovanireo chantage za!na misaraka @ilay kofa na mianatra!ary ny rad misisika ihany sy manery hanaja azy reo! 4bolana zay lasa!nisarahanay! ary nandritra zay 4bolana zay d bdb no zavatra nitranga t@ko &rad!ary hita fa zay ol retra zay nitady niaraka t@ko d nampisarahana daol anahako!
nanenenako tanteraka nisaraka t@zay kofa zay!satry ho voatitra double ihany atsy ho atsy ra zao no mitohy!
za nefa tia b azy!ary izy tsy haiko!b loatra ny vava nataoko ka tsy hitako zay atao!
29. xxx ( 31/01/2004 12:46)
ka io lé hoe "rahara tadiavina"zany foana ny anareo vehivavy atao alou lé zavatra dé anenenana rehefa avy eo.
30. pitchou ( 31/01/2004 16:41)
eee! tadiavin'ny RAD nao hanao masera izany ianao fa na ianao mionona d miditra masera na enao mampiseho ny maha enao anao ary miady ny hivelaran'ny sentiment-nao! à force terena tsy hanam-pitiavana ny olona iray marina tsy ho lasa vatakazo @ farany? izay v no tianao?
31. tahiana ( 01/02/2004 11:33)
ho any xxx!! za nga mampijaly tena @zany!! fa ilay izy anie refa rad aza no manapaka d ahonn!!

32. lema ( 01/02/2004 14:01)
ka ny ray aman-dreny tsy maintsy miteny na inona ataonao nainona ataonao fa anjaranao ny manazava ny zavatra tadiavinao sy mapy-comprendre azy zany akory tsy miteny hoe valivalio izy na iadio izy fa azavao azy hoe za efa lehibe efa tokony za akory tsy hazo na plastika fa mba mila fitiavana sns......
33. tahiana ( 01/02/2004 17:13)
si la vie a été si simplifiée!le monde sera meilleur!
34. jhouhlambout ( 02/02/2004 11:34)
Le monde n'est pas tel que l'on croit, il est tel qu'il est!
35. pitchou ( 02/02/2004 12:48)
tahiana a! misy marimaritra tsy maintsy apetraka eo @ relation n'ny RAD sy zanaka: raha hamefy b fahatany izay fivelaran'ny zanany ny RAD d zavatra 2 no hitranga: zanaka tsy manana hazon-damosina d rehefa tonga eo @ izay stade izay d latsalatsa no ho azonao avy @ RAD-nao, nefa izy ihany no nanefy anao ho toy izay;
na zanaka mametraka ny toerany eo @ fiaraha-monina ka mahasahy mijoro @ maha-izy azy, d hiady @ RAD nao foana aloha ianao @ voalohany fa raha tafita @iny ianao d odiany fanina ny fandrarana nataony taloha raha tsy tafavoaka d .....latsa e! saingy ny tombony azonao teto d ianao no nisafidy ary hanana hery anoherana izay mety ho zavatra tsy mandeha ianao rehefa avy eo (les erreurs renforcent l'esprit)!
tsy sanatria mamporisika anao hamalivaly RAD aho fa kosa mamporisika anao hitady ao anatinao izay heverinao fa rariny sy hitsiny ary mampanjaka izany eo @ fisainanao sy ny fanapahan-kevitra raisinao rehetra!
36. fijo ( 03/02/2004 09:12)
raha dinihana tsara ity resaka ity,dia izao no azo lazaina:
> tsy mijoro amin'ny maha ianao anao mihintsy ianao,ka mora arirarira.(azafady fa izay no marina)
>tsy fantatrao izay tena tianao ato,ka vao miha ianao malemy.
>raha miverina aza ianareo,ka mbola toa izao ianao,dia tsy aharitra.
37. xxx ( 03/02/2004 10:28)
tena marina mitsy io conclusion an'i fijo io.
38. tahiana ( 03/02/2004 15:32)
ka za anie leo b anilay fiainana oh zay ry fijo zay no anontaniko e!
39. kally ( 03/02/2004 18:31)
Ka inona ny hevitrao izany fa efa ireo ambony ireo ny hevitray.
40. fijo ( 04/02/2004 20:18)
voalohany aloha dia ianao ihany no manapa kevitra amin'izay tianao atao.
faharoa,izay tsapanao fa mety aminao hatao,mba tsy hanenenanao.
ary farany,mijoroa amin'izay amin'ny maha ianao anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.158