sary indray mipika

1. lema ( 16/01/2004 11:34)
fitantarana ny resaka fitiavana mety ho maha liana na mampiomehy na ireo tanatara tsy pitranaga isanandro.mazoto mitatantara ary e!
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:07
2. lema ( 16/01/2004 11:43)
titre:fausse vierge. Nisy couple zay houa efa niaraka elahela ihany ry zareo dé mba nagataka ny anao zany lé bandy dé lé sipa tsy nety mitsy fa matahotra hono izy fa mbola tsy nanao izany,dé nandéha ihany dé nanao rdv tsy afa niala tsony ra sipa dé natao ary ny etana dé vita gaga be lery ka nanotany hoe:aiza kory zé virj eo?namaly lé sipa hoe "nénao ary tsy niditra akory na nisolifatra.......
3. lema ( 16/01/2004 12:00)
asivo adihevitra kely io alou dé asiana tantara afa indray e! natonga dé tohizo tantanra ary e!
4. xxx ( 16/01/2004 12:41)
fa maninn kay toa oh sipa virj fona no mandé resaka tato ato!!ary sasany zany moa d tsy misy hafa tsy io ny ao ambavany!

za injay manana tantaran'olona mampalahelo!!
nisy zany lelà ray efa manabady izy asa alo ra efa maty anga ny vadiny sa tsy d rarahiny loatra ka mandé mitady olonkafa izy!! taty aorina nefa!fatatrilay sipa niaraka t@ny fa manabady izy ary namorona zao excuses retra zao ra kofa fa injisy!! ratsy fiafarana ny tantarany razoky!!
ny hafatro d zao!refa manabady d hajao ny vadinao! hajao ilay teny nataonao teo@ alitara!! ny vady akory tsy kilalao! ary ny sipa ihany kou toraka zany!!tsy saro-bakoly ka refa hita fa tsy virj tsony d elàna!!
5. shadow ( 16/01/2004 13:05)
Ny indray na virj na tsia refa reveko de reveko fotsiny angah hoe le sipa mandainga milaza fa mbola dôro nefa efa vita be
6. xxx ( 16/01/2004 13:51)
ary maninona raha tantarana lelà virj indray no atao e!
7. jhouhlambout ( 16/01/2004 14:04)
Alefaso ary....
8. donemaskit ( 16/01/2004 15:36)
Ny kofa mitantara sipa virj
Aleo ny sipa hitantara kôfa virj e!
9. kally ( 16/01/2004 17:15)
Izao moa ny vavanareo lehilahyr ehefa tsy virjiny ny vehivavy,hitako i bebenay nanome an'ity torohevitra ity:
Hoy izy,rehefa manomboka hadalain'ny lehilahy nefa tsy mahatohitra ny filàny dia alavaina ny volo(fantatrareo hoe aiza),dia ataovy lava be hoy izy,dia fatory kofehy mena kely,na fatory ruban e!dia amin'izay ilay vehivavy,na hisy faty olona aza eo mba tsy te-ho oainina dia tsy hanaiky mihitsy.Na haninona eo ilay lehilahy na haninona,tsy misy fika,iza no hataony resaka hoe iny ry reto tsy vitan'ny hoe lava volo be fa mbola nofatorany ruban koa a!sady na ataoko hoe tsy nahatanty aza ilay vehivavy ka hampidina ihany,tsy halain-komana be maty ho azy ery ve ny anankiray mahita ity tarehin-kanina?
10. ikaretsaka ( 17/01/2004 15:47)
raha nasiana hao na morpionskosa angamba ry kally tany ambany tany dia mety tena nahafinaritra... ianao nangididy moa ilay bandy tsy mila!
11. kally ( 17/01/2004 20:22)
sss,f'angaha ve izaho izany ry Ikaretsaka fa efa hoe resaka koa izaho indray no ataony ohatra!Karetsaka kounkououu!
12. xxx ( 17/01/2004 11:59)
Nisy vehivavy zay, mba te hanandrana ny hitia hono izy ka dia nanaiky hiaraka @ bandy iray. Taty aoriana nefa nahatsapa izy fa tsy tiany akory io bandy io. Nisy lehilahy hafa ary hitany ho tiany ka dia niaraka t@ io ndray izy. Rehefa niaraka elaela nefa ry zareo dia fantatr´ilay sipa fa hay efa manana any ho any ilay bandy vaovao. Very hevitra rakalakely satria efa tena raiki-pitia @ ity faharoa. Ity faharoa koa mahay mikolokolo tsara ny fitiavan´izy roa ary tsy mety hisaraka @ rakalakely. Tsy hitany zay hatao. Mitohy ny tantara
13. lema ( 17/01/2004 12:58)
nisy couple iray dé lé rangahy miasa @ taxi brousse reny ary rehefa avy mande lavitra rangahy ka tsy manao elaela dia rehefa manao dé "mora tonga be ny an'i lery"ary ramatoa koa efa mahafantatra hoe 5minitra ihany nahazaka sipa tany @ sisiny ary razoky ka nanovokovoka be tany ary ny tao an-trano efa nanomboka tsy5 minitra tsony teo ampanaovana no mahana lé sipa tsy naharitra fa nanotany hoe fa maninona no ela be tsy taitra lé bandy namaly hoe"aza ny aelany no jerena fa ny fitobany.........."
14. xxx ( 17/01/2004 14:51)
nisy kôfa zay zany, tsy mety taitre mintsy lery ra tsy reraka avy manao spaoro! fa refa mafana tsara avy any lery d otran reny spipaortifa reny e! d hitany ny hevitra, isaky ny te-hanao lery d lasa mi-cross be aloa. d ramatoa miomana miandry ao anètrana satria tsy misy alaharo refa tonga izy fa tonga d any e! farany fantatry ny manodidina!
15. rinakely1 ( 17/01/2004 15:12)
mba kofa virj marina aloha resahina fa aiza v d zay jobakely fona no atao référence ato klé!
16. lema ( 17/01/2004 15:36)
ka ny bandy anie virj foana e!
17. shadow ( 18/01/2004 18:34)
Nisy kôfa virj an an an puceau moa? niaraka t@ bandy efa galy fantsy nentindry zalahy nankeny @ pôtô le bandy noterndry zalahy hiaraka tà io izy ny alina refa niady ela teo resy ihany ingama de nanaiky nande tany izy sy le jô nampianarin'ilay cox ny fika rehetra izy niverina izy ny maraina de nitantara t@ akamany hoe zao sy izao no nataon'ilay pôtô t@ko nirohotra nande tany daholo ny bandy fa kay le sipa mahay mi initier @ taranja io tsy naha tsy virj ny bandy zay tantara izay fa nankafy daholo ze nandalo teo . Tantara tena nisy io.
18. rinakely1 ( 19/01/2004 11:34)
sao d mba enao ary io tantarainao io klé?
19. ikaretsaka ( 19/01/2004 12:36)
ary Rina mi Kritika fotsiny fa tsy mba mitatara aory
20. lema ( 19/01/2004 14:00)
mba asio tantara ry riana a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5574