sary indray mipika

21. donemaskit ( 19/01/2004 16:31)
eo Rinakely a!

efa 3 zao no mangataka. lol
22. fijo ( 20/01/2004 11:18)
nisy bandy virj hono nanambady.dia tsy nahay.dia nalain'ny dadany izy sy ilay sipa.dia nampifampitaingenana,dia nasian'ny dadany katsaka teo ambony vodiny.dia naka akoho lahy ny dadany,dia isaky ny mitsaingoka ilay akoho dia tafa nisika i lery.ary niditra tsara ny farany.ary nanka fy lery,saingy lany ny katsaka.
ary sosotra be ranamana no niteny hoe"dada ko ve,ampio katsaka haingana fa miandry aho e"
ka izao manaova sipa aloha vao manam bady sao dia mitady katsaka any aoriana.
23. ikaretsaka ( 20/01/2004 14:08)
efa henoko io tataran'i Fijo io... raha mpandehandeha mitety an'i madagasikara ianao taloha dia misy olona milaza ohatran'io mihitsy. marina io
24. fijo ( 21/01/2004 10:46)
ary efa henon'ialahy ilay milelaka lapoaly?
izao ary.tsy mahay mihintsy i lery,nefa le kala efa ex be.dia hoy ny reniny.mba hampianaro retsy io zanako io,ka izao no morsa.rehefa manao ianareo dia manorata hoe efa mihinana frity izy.
25. fijo ( 21/01/2004 10:50)
lasa ny enim bolana,dia nanoratra ravinanto vavy.efa mba milalao lapoaly izy ry neny a.
faly ery ny reniny hoe efa mba sahy mikasika izany i lery.
lasa ny taona,tonga ny taratasy.NENY O,efa mihinana fribe izy izo.hay hoy reniny,izay vao lehilahy ny zanako marina.
hafaka roa taona;taratasy be no tonga.NENY O,tsy laitra fa lelafiny hatramin'ny lapoaly anie rehefa avy mihinana frity iy e."ndray hoy ramatoa,any an dafy marina ny zanako lahy"
handefasako ilay boursier ianareo raha tia an'io.
26. lema ( 21/01/2004 12:39)
mialy zany dé mazotoa mitantanra e!
27. rinakely1 ( 21/01/2004 15:11)
zakosany tsy mahay kou!
28. fijo ( 22/01/2004 10:26)
boursier
nalefa nianatra taty ampita hono ity zanaka lahy,dia hoy rainy.tsy maintsy manao tantitra amin'ny fandehan'ny vola any ialahy an.
dia lasa ny volana.tonga ny taratasy
>vola azo/1000ff
>hofan trano:200ff
>sakafo:150ff
>bus:70ff
>activite:100ff
>akanjo:200ff
>fialam boly:50ff
>makorely:60ff
>tahiry:170ff
29. fijo ( 22/01/2004 10:31)
dia namaly ny dadany,tsara ilay tatitra,fa aza miteny hoe makorely ialahy,fa mba ataovy hoe mamantsika,satria eo renin'ialahy sy kalasoa rehefa mandray ny taratasy.
ok hoy lery.
tonga indray ny tatitra faharoa.
vola hazo.1000ff
sakafo/150ff sns
>mamantsika:60ff.
dia faly ery reniny.kay kosa mba miasa izany ny zanakolahy.tsara be izany.
30. fijo ( 22/01/2004 10:35)
afaka enim bolana,tonga ny tatitra.
>vola hazo:1000ff
>sakafo:150ff
>frais :70ff sns
>mamantsika:60ff
>reparation marto.20ff
tay lelika hoy rainy,tokony hajanon'i lery amin'izay io makorely io,fa toa lafo be izy izany.
ngaha kosa izy mankany izany rainy a,hoy reniny.
ka inona io reparation marto io hoy rainy.
ka miasa izy any hoe reniny.
tonga saina rainy.hay moa.ary tokony hajanona izany ny asa,fa tokony hianatra foana i lery ko.
izay
31. xxx ( 22/01/2004 10:17)
ary ahona nareo jobakely refa manao de le mangetotra tampoka
sa rinakely tsy mangetotra zany?
manapaka filling a
zao fotsiny no lazain` le joba avy eo : oh ! pardon
32. lema ( 22/01/2004 10:42)
raha tsisy feo ary lé izy fa fofona no avokany inona no mety itranga
33. rinakely1 ( 22/01/2004 11:34)
fijo: milay kosany ny blague toi an!
34. rinakely1 ( 22/01/2004 11:36)
i xxxx zé tsy mahasahy mitonona anarana: zakosany aloha mbola tsy nandefa rivotra zany t@ nanao e!
fa rah toa ka misy zay d zao fotsiny no ambarako we: "zy daholo zany ry malala an!"
35. rinakely1 ( 22/01/2004 11:38)
lema: rah tsy misy feo fa fofona d torana lé kofa klou e! na tonga izy d tezitra b!
asa aloha fa mba andramo @ manaraka e!
36. fijo ( 23/01/2004 09:51)
misaotra rina a.
antsoy razizou amin'io resaka rivotra io.
37. ikaretsaka ( 23/01/2004 15:15)
fa ahoana... lery angah amandrivotra be?
38. donemaskit ( 23/01/2004 09:36)
leiry lay nanao resa-ketotra tatsy ambadika tatsy iny e...
39. fijo ( 27/01/2004 10:03)
tena hainy io rataxi a
40. rinakely1 ( 11/02/2004 13:15)
rivo-doza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3067