Inona ny maha samy hafa ny mpifankatia sy ny mpinamana?

1. jhouhlambout ( 15/01/2004 09:51)
Satria mantsy mitovitovy ihany izy io
2. shadow ( 15/01/2004 10:16)
Ny mpifankatia tsy mety raha tsy lahy sy vavy.Hafahafa raha lahy sy lahy no mifankatia raha tsy hoe angah...
3. donemaskit ( 15/01/2004 10:54)
bien dit leisy Shadow
4. xxx ( 15/01/2004 10:59)
tsy mitovy mihintsy ny hoe pinamana "fotsiny" sy ny mpifankatia (amiko)
Ny pifankatia mizara zavatra be be kokoa nohon'ny pinamana na dia pinamana ary izy reo! ary misy zavatra tsy hifampilazain'ny pifankatia fa lazain'ny pinamana. Ny namana kosa ngambany tsy mahazo bisous eo amin'ny vava a?! sa? lol
5. jhouhlambout ( 15/01/2004 12:59)
Ka misy mpinamana Lahy sy Vavy manao an'izay voateninareo izay fa mijanona mpinamana ihany na izany aza!! Efa nahita aho
6. ari.malala ( 15/01/2004 13:44)
Smy hafa izany na dia samy mifampizara fitiavana aza. Tsy afaka ho mpinamana raha tsy nisy fitiavana kosa aloha ê! Fa inona no tsaratsara, mpinamana vao mpifankatia sa mpifankatia dia lasa mpinamana?
7. rinakely1 ( 15/01/2004 14:57)
na mpinamana na mpifankatia toa samy misy fitiavana daholo !
fa ny fomba fanehonao an'lé fitiavana no maha samihafa azy . ny sipa hafaka hanaovana, ny namana moa efa we namana izany!
8. donemaskit ( 15/01/2004 18:05)
mpinamana lasa mpifankatia no mety kokoa, satria raha mpifankatia ve dia hiverina ho namana ndray!

Ca peut arriver ms bon.... c bête!
9. ikaretsaka ( 16/01/2004 20:24)
rehefa sady mety ny sens aller no mety ny sens retour no tena lafatra ry mazkita an
10. fijo ( 16/01/2004 20:48)
marina rakaretsaka a.fa ny namana koa anie ry rinakely mety hoany ihany indraindray e.zava misy io.fa io fanaovana io aloha no tena mampiavaka azy roa ireo e.
11. shadow ( 16/01/2004 16:39)
De ahoana raha mifankafantatra ohatra ny naman'ny mpifankatia sy ny tiany ka fantany hoe efa tany ireto?
12. ikaretsaka ( 16/01/2004 17:54)
inona ny olana? ze tsy mahatanty miala ..ze voa manodidina hozy ny fiteny!
13. shadow ( 16/01/2004 13:07)
Ary raha samy tafiditra lalina nefa?
14. jhouhlambout ( 16/01/2004 13:52)
dé....?
15. rinakely1 ( 17/01/2004 15:14)
dé minann ny mangidiny eo izy!
16. fijo ( 20/01/2004 11:27)
dia ilay sipa indray no misafidy e
17. ikaretsaka ( 21/01/2004 16:22)
hevitra koa iny
18. salita ( 21/01/2004 11:03)
Inona no mahasamy hafa ny kapa kiranil sy ny sikoubidou? hihihi.......
Valiny : ny sikoubidou goka eo @ voditongotra refa ela nanaovana fa kiranil ndray tapaka ery @ rantsana, hihihi.....sady misy maintimainty mivoka refa mafana ny andro, hihihihi.....
19. salita ( 21/01/2004 11:06)
Inona no mahasamy hafa ny kapa kiranil sy ny sikoubidou? hihihi.......
Valiny : ny sikoubidou goka eo @ voditongotra refa ela nanaovana fa kiranil ndray tapaka ery @ rantsana, hihihi.....sady misy maintimainty mivoka refa mafana ny andro, hihihihi.....
20. salita ( 21/01/2004 11:08)
Inona no mahasamy hafa ny kapa kiranil sy ny sikoubidou? hihihi.......
Valiny : ny sikoubidou goka eo @ voditongotra refa ela nanaovana fa kiranil ndray tapaka ery @ rantsana, hihihi.....sady misy maintimainty mivoka refa mafana ny andro, hihihihi.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3662