Inona ny maha samy hafa ny mpifankatia sy ny mpinamana?
21. salita
(
21/01/2004 11:09)
Inona no mahasamy hafa ny kapa kiranil sy ny sikoubidou? hihihi.......
Valiny : ny sikoubidou goka eo @ voditongotra refa ela nanaovana fa kiranil ndray tapaka ery @ rantsana, hihihi.....sady misy maintimainty mivoka refa mafana ny andro, hihihihi.....
Valiny : ny sikoubidou goka eo @ voditongotra refa ela nanaovana fa kiranil ndray tapaka ery @ rantsana, hihihi.....sady misy maintimainty mivoka refa mafana ny andro, hihihihi.....
28. jhouhlambout
(
23/01/2004 09:24)
Ka raha tsy maintsy mirevy miaraka @ sipa maromaro dans le cadre: d'ap' examen?
31. ttsiky
(
11/02/2004 20:47)
@ hevitro d samy hafa b ny hoe mpinamana sy mpifanfatia.REhefa miaraka @ sipa d c pour les calins pour sentir qu'on éxiste pour qlq'1 ,et que qlq'1 à besoin 2 soi.Fa miaraka @ namana kosa c plus pour les conseils et les "manal'azy".tsy miteny aho akory oe miaraka @ sipa tsy mirevy!Sady ny sipa afaka ovaina fa ny namana d namana ihany .Ary misy zavatra tenenina @ namana fa tsy tenenina @ sipa!!!!
