namana talo.
1. nata
(
14/01/2004 09:25)
Sao d misy ancien mpianatra st françois xavier antanimena kay ato azafady e!
novalian'i fijo ny 19/02/2004 09:17
6. bandymilay
(
14/01/2004 15:03)
izany ve ranga de atao aty @ antson'ny fo....tsss ra done moa dia présent foana!!
lol
lol
9. donemaskit
(
14/01/2004 17:32)
Mpianatra tao taloha lasa aty?
Za dia ny zandriko dia, sipas any Clermont Ferrand... misy hafa koa fa tsy fantatro tsara.
Za dia ny zandriko dia, sipas any Clermont Ferrand... misy hafa koa fa tsy fantatro tsara.
10. nata
(
14/01/2004 17:41)
misy kofa tedaviko zay re!tena marina²kokoa!ny antony io antso io fa ra hitanareo izy d lazao hoe misy mitady!
11. fijo
(
15/01/2004 11:41)
iza le kofa e
bandymilay>avelao ny olona handray anjara,fa izay no aleha eto.
bandymilay>avelao ny olona handray anjara,fa izay no aleha eto.
14. donemaskit
(
15/01/2004 10:50)
raArmi fantatro ka, fa tsy haiko raha aty leiry! Be dia be koa nge ny mpisikety tao e!
17. donemaskit
(
16/01/2004 15:18)
Tena tsy haiko leisy!... tsy dia mahalala kil avy tao ka nankaty za!
