namana talo.

1. nata ( 14/01/2004 09:25)
Sao d misy ancien mpianatra st françois xavier antanimena kay ato azafady e!
novalian'i fijo ny 19/02/2004 09:17
2. donemaskit ( 14/01/2004 11:56)
izaho e!!
3. nata ( 14/01/2004 12:13)
promotion firy!aza milol an!
4. donemaskit ( 14/01/2004 12:33)
izaho tsy nanao terminale tao.... t@ 2001-02 za classe de 1ère.
5. nata ( 14/01/2004 14:09)
mahafatatra ol tao v enao! ka lasa aty andafiny rika!?
6. bandymilay ( 14/01/2004 15:03)
izany ve ranga de atao aty @ antson'ny fo....tsss ra done moa dia présent foana!!
lol
7. ikaretsaka ( 14/01/2004 16:00)
ela kosa no tsy te ho present any ko
8. ikaretsaka ( 14/01/2004 16:01)
sady mba miantso ilay namany taloha ny fony re a
9. donemaskit ( 14/01/2004 17:32)
Mpianatra tao taloha lasa aty?
Za dia ny zandriko dia, sipas any Clermont Ferrand... misy hafa koa fa tsy fantatro tsara.
10. nata ( 14/01/2004 17:41)
misy kofa tedaviko zay re!tena marina²kokoa!ny antony io antso io fa ra hitanareo izy d lazao hoe misy mitady!
11. fijo ( 15/01/2004 11:41)
iza le kofa e
bandymilay>avelao ny olona handray anjara,fa izay no aleha eto.
12. rasese ( 15/01/2004 19:14)
t@maternelle za no tao.de terminale.
13. nata ( 15/01/2004 09:24)
kofa basketteur zay!naman'i armi!aty andafy izy zao!
14. donemaskit ( 15/01/2004 10:50)
raArmi fantatro ka, fa tsy haiko raha aty leiry! Be dia be koa nge ny mpisikety tao e!
15. fijo ( 16/01/2004 09:53)
done koa anie mpanao baskety e,ka raha izy no alaina solony.
16. nata ( 16/01/2004 09:19)
vonjisoa fa tsy armi kah!
17. donemaskit ( 16/01/2004 15:18)
Tena tsy haiko leisy!... tsy dia mahalala kil avy tao ka nankaty za!
18. donemaskit ( 16/01/2004 17:04)
Iza avy marina hoe ny avy ao @ sfxa ato? Mbô mis ihany v?
19. xxx ( 18/01/2004 12:10)
sipa mifix no misy
20. donemaskit ( 18/01/2004 13:06)
if you need a fix..!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3199