manambady ve sa tsia?

1. xxx ( 13/01/2004 18:59)
tsy ny efa manambady ihany fa na ny manana sipa aza matetika mandainga hoe tsy mbola,ahona ny hafantarana hoe efa manana?
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:20
2. donemaskit ( 13/01/2004 15:58)
manontany ny havany
3. rinakely1 ( 13/01/2004 17:12)
jereo ny tanana avia sa efa misy dihana alliance!
4. nata ( 13/01/2004 17:16)
d ra tsy misy d ahonn nahalalana azy?
5. ikaretsaka ( 13/01/2004 17:46)
jereo ny tendany raha misy lokomena
6. kally ( 13/01/2004 18:45)
Asaivo entiny any an-tranony ianao na any @ fetim-pianakaviany dia vita ny resaka.Mody hiodinkodina foana izy
7. fijo ( 14/01/2004 10:53)
fetsy ratsy ilay kally ity an.tsy filaza eto izany.maditra be.
8. tia_ery ( 14/01/2004 18:30)
Somary manao detective kely 'nao de fantatra 'zany eh !!! Aza de mora matokitoky foana fa mbô manadihadiha eh !!!

Zà aloha na de tiako tahak'inona aza 'nao de mila mahafantatra kely ny momba anao vao miroboka eh !!! tsisy départ zéro zany ny aty.

Sôtra eh!!!
9. rinakely1 ( 14/01/2004 12:24)
les filles st pretes à tout ry fijo raha mbola resaka fitiavana izany an!
10. donemaskit ( 14/01/2004 12:39)
à tout?!... hazavao hoe!
11. kally ( 14/01/2004 17:03)
Oay Fijo!saika mba handainga angaha ianao?
12. fijo ( 15/01/2004 10:04)
an,an,hoan'izay te handainga izany.
13. shadow ( 15/01/2004 18:13)
Rehefa tiny ianao ka higafy ny sipa vitany ny manisy sucon @tendanao na tsy tianao aza izany de avy eo ianao miady mivady de milaza ny marina ho azy. Mazava be.
14. xxx ( 15/01/2004 20:54)
ny aliance sy ny sisa izny tsy mandaitra akaneso any antranony atmpoka tadiavo any fa hita eo ny marina avy eo raha ianao no manao detectv de mety fa raha olona hafa mety ho ratsy ny fivadiky ny tantara
15. rinakely1 ( 15/01/2004 15:12)
merci shadow an!
d merci kou an'lé xxxx io! fa rah atao an'izany daholo reo lélà reo d lasa adala !
16. fijo ( 16/01/2004 09:15)
ko rahatsy tsy misy atao ny sipa ko andeha andany andro anao an'izany.
17. donemaskit ( 16/01/2004 16:18)
Hita ho'aho! Atao inona fantarina koa moa hoa manam-bady ny kôfa na tsia e? rehefa tsy miteny izy dia misy antony izay fa aza dia sokirina be loatra!
18. kally ( 16/01/2004 17:32)
oadray,aiza no hahalalanay avy eo izahay ery ampovoan'Analakely ery misy milaza hoe ikala mpangalabadin'olona ity,izay vao gaga.Izahay kosa tsy hiramarama amin-java-tsy fata-pihaviana k'no!
19. donemaskit ( 17/01/2004 09:53)
rehefa tsy fanta-piavinana dia adabohy e! Hidiran'angano eo tokoa!
20. ikaretsaka ( 18/01/2004 11:21)
aza hitako aza mahita an... mbol atsy tratran izany tokoa manko ialahy ry mazikita kelr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4883