manambady ve sa tsia?

21. fijo ( 21/01/2004 11:05)
raha sendra an'izany ry kally dia atao hoe"tsy nagalatra aho,fa nitsimpona ny latsaka"
22. kally ( 21/01/2004 19:28)
Haka ihany ve dia ny latsaka fa mody atao hoe nahita aho fa tsy nangalatra!dia ohatr'ilay tamin'ny mbola kely ampiana hoe tsy an-kisasaka tsy an-kidonne.
23. fijo ( 22/01/2004 11:11)
dia io ary radone,ih,ih,ih.
fa tsy koi izany e.mandea hoazy io.
24. ikaretsaka ( 22/01/2004 16:13)
nahita aho hoe fa tsy nangalatra ry kally an
25. ikaretsaka ( 22/01/2004 16:14)
nahita aho hoe fa tsy nangalatra ry kally an
26. rinakely1 ( 22/01/2004 15:27)
fa mangalatra ny any sasany toi klé!
27. fijo ( 23/01/2004 10:20)
ngaha kosa hainy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2103