rabôgany

1. ravatorano ( 12/01/2004 12:06)
kofa toy ny inn no tena mahasarika anareo jô ireo ?
Ny lélà mantsy hono tsy mba misy faharatsiany fa bôggany dhl
novalian'i fijo ny 03/02/2004 16:33
2. rinakely1 ( 12/01/2004 12:58)
Ny ahy aloha d lé any @ lé lélà lava reny no ady cléko, sady manifinify zay izy!
3. niavo ( 12/01/2004 13:46)
za ndray tsy de ti an reny lehilahy manify reny ny a tonga de le bota kely mampite hihinanan reny sady lava ko ka nefa refa tara ami reny fohy reny mo za satri bogossy izy afaka haninona e!!!!!!zay ny ana !kofa bota kely .tena tiko
4. lema ( 12/01/2004 15:31)
za zny ry niavo a!ka inona zany no andrasana!lol
5. fijo ( 13/01/2004 10:15)
za koa botabota kely tsara an
6. ikaretsaka ( 13/01/2004 14:37)
za lava fa tsy manify kle... di aahoana aho zany..sady tsy atsy no tsy an'ny aroa!
7. rinakely1 ( 13/01/2004 17:43)
tsy maninn fa alaiko enao ry ikaretsaka raha izany!
8. ikaretsaka ( 13/01/2004 17:50)
ry rinakely angaha lava manifinify koa?
9. kally ( 13/01/2004 18:58)
Ny ahy lehilahy tsara fanahy no tiako,na botabota kely ohatry ny voatavo izy na manifinify ohatry ny ho zakan'ny rivotra,na izy roa mitambatra!lol
10. ikaretsaka ( 14/01/2004 20:16)
ahoana moa ilay hoe tsara fanahy ?
11. fijo ( 14/01/2004 09:49)
izaho izao ahoana ry kally.tsara fanahy sa maditra fanahy?
12. petale ( 14/01/2004 09:01)
tena marina zany fa ny lahy tsy mba ratsy é!
bogany fona izy rehefa mahay manaja ny sipa sy tsy mampijaly azy ???? ary bogany noho ny bogany izy rehefa mahay mampiakatra le sipa kely eny amin'ny lanitra faha 7 é!
atao inona moa izay bogany any nefa farafahoriana ny miaraka aminy ????
13. donemaskit ( 14/01/2004 12:23)
lol aoka Petale a!
14. kally ( 14/01/2004 17:11)
Fijo,ento aty aloha ny fanahinao ho dinihiko ilazàntsika azy hoe tsara sa ratsy.izany an!

Dia toy izany koa Ikaretsaka,ento aty ny fanahinao dia lazaiko amin'ny fomba fahitako azy e!lol
15. fijo ( 15/01/2004 09:01)
maty isika roalahy le.lanin'ny kary.fa iry lazain'i petale toa manome espoira kosa an.
16. ikaretsaka ( 15/01/2004 10:29)
kally: ny karetsaka tsisy fanahiny taiza koa ianoa no nahita karetsaka nisy ..ka io no mahagaga ahy
17. ikaretsaka ( 15/01/2004 10:29)
kally: ny karetsaka tsisy fanahiny taiza koa ianoa no nahita karetsaka nisy ..ka io no mahagaga ahy
18. ikaretsaka ( 15/01/2004 10:30)
kally: ny karetsaka tsisy fanahiny taiza koa ianoa no nahita karetsaka nisy ..ka io no mahagaga ahy
19. kally ( 15/01/2004 14:52)
Marina ny voalazanao ry Karetsaka,aoka ihany sao karetsahinao eo aho koa izay vao loza.
20. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:19)
ketoketohako fotsiny ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2499