rabôgany
22. fijo
(
16/01/2004 20:41)
andraso ary fa alefako any amin'i kally ny fanahiko e.rehefa tsy eto intsony aho.
23. ikaretsaka
(
16/01/2004 15:27)
hmmmm dia hisy hifamotoana any ambondrobe ny hiafaranareo alohan'ny handehanana any andanitra kle
24. kally
(
16/01/2004 17:00)
F'aleo hiverenana ity lohahevitra fa izany eo ihany!
Ny fitiavana anie tsy faritana e!mety hahita lehilahy maditra sy mankarary an-doha mifanohitra amin'ilay nofinofisina hatrizay nefa tiana ihany,mety hifanena amin'ilay mba nofinofisina nefa tsy tiana,ny maha-izaho an'ilay olona mihitsy no hitiavana azy e!

29. fijo
(
20/01/2004 10:04)
efa zatra letsy kally a.sady isika koa boga foana na bota na manify ka.
33. kally
(
21/01/2004 19:46)
Misy vodisobika tsy mety tapitra mihitsy ao amin'Ikaretsaka ao,goaka ny disika marina!
Tia vody sobika be angaha ianao?
Tia vody sobika be angaha ianao?
35. kally
(
22/01/2004 10:36)
Ka Ikaretsaka ihany no nametraka an'io teo fa aza kitikitihina io fa tezitra eo izy.
37. kally
(
23/01/2004 09:03)
Azoko ilay izy fa an'Ikaretsaka ho'a io dia tsy azo kitikitihina,ilay izy sobikabika endrika io no itiavany azy hono!
40. kally
(
27/01/2004 20:23)
Dia ny sobika ahoana,tsy hana-tandrify izany koa!izaho mbola tsy naheno hoe vodiharona aloha e!