diso v za!?

1. xxx ( 03/01/2004 11:12)
nisy ol zay niaraka t@ko fa nohony teny manondidina d nanomboka leo anazy ako!ary sarahako izy!
ny olana d zao! tsy haiko b ny ihany zay atao fa tsy maintsy injay andro any ra fatantry ny fianakams fa miaraka @ol za d ho maty!
nefa inn re no tokony ataoko!?
hitia ol v za d hanafina sa tsy nefa ataoko ahonn kou!?
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:59
2. kally ( 03/01/2004 11:57)
Fa mahagaga ahy koa izany teneninao izany,fa tokony ho biby angaha hono no ho tiavinao no ho faty ianao raha miaraka amin'olona?
3. xxx ( 03/01/2004 12:07)
ka hitanjy!tsy avelany ol miraka @iza niza zany tena olane!!
4. donemaskit ( 04/01/2004 12:52)
nga zazakely no tsy havela miaraka @ olona?!
5. rlcj ( 05/01/2004 16:45)
slt,bonne annee aloha e!ny zavatra mba tiako ho fantarina raha azo atao dia olona iza no mandrahona anao ho faty izany.Tsy mety izany raha ny hevitro manokana no hanontanianao satria io olona mandrahona anao io ve mba mahalala an'zany fitiavana zany.Raha ohatra ka manambady io olona miteny anao io dia diso tanteraka izy satria olona nahalala sy mihaina ny fitiavana izy ary nitia olona izy ka tsy hitako mihitsy izay antony hamerany anao tsy hitia olona .Raha ohatra ka tsy manambady izy dia hevriko fa mbola diso ihany satria izy ve tsy mahita izay anjarany dia ianao no tereny hanaraka ny diany.
6. rinakely1 ( 05/01/2004 20:08)
bonne année koa aloha e!
zé lazainy ny fonaoa @nao ihany re atao an! zé vavan'ny oln any v no atao hankarary loha! ataovy zé mety sy zé tsara ho anao fa mba efa vaovao kosa ny taona e!
7. xxx ( 05/01/2004 11:53)
tsy mahazaka vavan'ol tena marina²kokoa!
d zay retra fatapatatra fa miaraka²@ko d atao daol ny moyen retra hisarahanay!ka anjary manimba ol alo d aveo manimba ahy!
ka diso v nefa ny ol ra mitia?
8. rinakely1 ( 05/01/2004 12:16)
tsy diso mitsy ka an!
9. xxx ( 05/01/2004 14:02)
d ahonn nefa fomba hilazana @ reo ol manakana?
10. fijo ( 06/01/2004 11:24)
tsy mila lazaina izany,fa avelao ny olona no ahita,sy ahatsapa.
11. rlcj ( 06/01/2004 19:58)
avelao ny alika hivovo eo fona fa reraka ihany reny ny farany
12. pitchou ( 06/01/2004 11:07)
ka tsy ny fon'ny ol miteny tsinona no mitia fa nenao! tsy izy no marariny fa enao! zay miteni² anao de asaivo mitady olkafa hotiaviny e! na lazao fotsiny hoe tsy izy no hitia na hotiavinao tsinn!
13. rinakely1 ( 06/01/2004 13:02)
mdarinfa ny any rlcj! ny oln tsy maintsy mahita lazaina foana na tsara na ratsy ataonao, fa refa enao mahita sy mahatsapa fa mandeha @ fahamarinana ny zavatra ataonao d zay lé essentiel e!
14. fijo ( 07/01/2004 09:46)
marina ry rinakely
15. xxx ( 07/01/2004 10:32)
tena resaka tsy mande @ zay loniny zany .zany v d olana eh
erao zay tinao d aza rarahina ny hevitry ny olona
16. fijo ( 08/01/2004 10:27)
ho an'ny mpianakavy tena miray be,sarotra izany.
17. rinakely1 ( 08/01/2004 12:51)
ka raha misy oln efa sendra izany situation zany kosany tokony hamaly eto fa tsy hahita résolution mitsy lé oln!
18. fijo ( 09/01/2004 20:01)
ka io wa arakaraky ny fianakams.ilay fianakams miray be ireny,(cousin sy cousine)tena mifandray be,dia sarotra ny hoe hitsipaka ny hevitry ny fianakaviana.fa raha fianakams hoe indray mandeha isam bolana no mihaona,tsy misy olana io.
19. rinakely1 ( 09/01/2004 10:49)
inn ary no hivakina loha @ zé fianakavina b sy kely any e!
refa t hiaraka @ io oln tiny kosany ary v izy , ny fianakavina b ngah no mandidy zé bonheur sy fiainany any e?
20. ikaretsaka ( 09/01/2004 15:47)
ary i rinakely ity contradicroire be an...
-jereo ny lohahevitr'i fijo ilay hoe raha samy efa niteraka no nivady ny ray amandreny ao an trano.raha mifankatia ny zanany,dia ho diso ve? ---> lazainao fa diso

-nefa fanambadian'ny Mpihavana ---> ekena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4405