diso v za!?
21. rinakely1
(
12/01/2004 12:45)
mpihavana @ aona ary ! fa nga moa tsy we niaraka t@ ny oln iray izy d fantatry ny finakams d tsy nahazo niaraka t@ io oln io ntsony?
22. fijo
(
13/01/2004 12:14)
misy olona,matahotra ny andaha izay voalazan'ny fianakaviana.satria sao very amin'ny fianakam's.ka io no ilazako hoe arakaraky ny fianakam's io.
