Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (6)

1. rhaj0 ( 28/08/2015 13:30)
Tohizako eto indray ny tatsy sy ny teto izay efa noresahina tatsy sy taroa ary teroa... Fa re fa nodimandry ny pretra polonais Josef Wesolowski..

Tsy i Karol Józef Wojty?a, na i Joseph Aloisius Ratzinger, fa i Josef Wesolowski, ary izy dia polonais sahala @ JPII, ary pretra sahala @[size=3]i Hery[/size] :-)

i Wesolowski dia ilay pretra voalohany niakatra fitsarana ao Vatican, fa voampanga ho nanolana ankizy. Fa mbola tsy raikitra akory ny tena proces dia nodimandry io izany izy io, teo @ 67 taonany io. (jereo eto)


Io indray k'lou zareo dia... asa na izaho no mpamaky boky mitantara complot, na koa mitantara ny fahinin-dry Borgia ireny, fa ... an an... 67 taona ve ilay rangahy dia nodimandry, sady @ izay hoe "problèmes de santé dont la nature n'a pas été précisée"... nefa matetika, ireny pretra ireny indrindra no lava velona @ samy olona... misy raha latera eee... misy raha latera.
répondu par Strong3 le 02/09/2015 08:57
2. Fiffi ( 28/08/2015 17:57)
ras le bol am ity dinika averimberina ity !
3. rhaj0 ( 28/08/2015 18:24)
Ny amabahana ny actualites anie, tsy hoe, ilay fiainan'olona oainina ao no roridroritina, fa atao "soa fianatra" @ mety hitranga, na akoriny aza, efa nitranga ny @ tena na ny havana eee... Ary rehefa voarirarira eo an-tsena ny resaka toa izao dia .. hitanao tsara ireo sasany kaodikaody.

Fa tena tsy hitanao mety hitranga aminao (na ny zanakao) mihintsy izany ny abus ataon'ny olona manana pouvoir (spirituel) ireny ??

Koa na tsy hitranga aminao azany... aiza ilay "compassion" eee ????
4. ranthson ( 31/08/2015 07:15)
Io anie dia tsy atao mahagaga ry rhaj0, fa ny mahagaga izao dia ny olona mbola tsy tonga saina foana fa mbola any foana no mivavaka
5. rhaj0 ( 31/08/2015 11:14)
RAha ny fahitako azy, dia io dia sahala @ organisation (ohatra business) ihany.. Rahefa ngezabe ilay bizina, dia ... giravy be koa (fatsorabe ary fangolika be) ny abus sy ny vokatry ny abus, rahefa hanao abus ireo tsimifaditrovana. Ireny scandale be ny Enron na Nortel na koa izay kompania lehibe manindry mafy ny tany madinika ireny izao santionany. Ny indostria agro-alimentaire goavanabe ao zamerika ao, na ohatra fotsiny, ny industrie du tabac, dia hivanaka ary tsy hino ianao raha mahare ny ataony ao.

Fa atody miady amim-bato eeee... ihomehezan'i Vatican (sy ny indostria agro-alimentaire-be) fotsiny ianao olon-tsotra io mba miteniteny eo.. dia ilay olon-tsotra akaikinao moa, haneso anao ho "be dridran-gilo" ary hilaza fa "ras-le-bol"... Fa tsy quoi izany fa tohizana foana ny tsindrom-panjaitra sy tsindrom-paingotra eeee..
6. Strong3 ( 31/08/2015 12:35)
eny hoa eh! ... tsy fanenjehana izao fa filazana ny marina marina :p :-)

hay , kay moa mandositra fa tsy manenjika hihihi

amiko rehefa ratsy dia ratsy izay. ka tsy mila asoasoavina ihany. mety koa anefa tsy firehan'ilay organisation no manao izay fa ilay membre mihitsy no tsy convertie tanteraka , na convertie fa nivily lalana rehefa ela ny ela.
ka tsy afaka hanenjehana ny be sy ny maro avy hatrany ny tranga iray.

fa io moa izany dia misy mpahay lalana sy ny lalam-panorenan'ny firenena hitrangan'ny loza no manao ny famotorana hoe tena fiainan'ireo ve izany sa iny lhl iray iny ihany no adala tao?

fa na ny fiangonana zandriny koa aza maneran-tany dia manao io hadalana io. ka izay ilay hoe ny devoly tsy kely lalana fa toa ny menaka latsaka andamba io eh :-)

fa marina tokoa aloha fa tsy ahavoahongana ny lazan'ny katolika izany enao na hivazavaza , hinanana isanandro eto aza eh.

fa mba fomba moa ny miresaka , fa izay tratra eto ihany no harary fo amin'ny fandosiran'i rhaj0 hihihih ...; :-)
7. rhaj0 ( 31/08/2015 13:40)
Tsy hainao tokoany angambany ho'a ny ataon'ny indostria agro-alimentaire ao zamerika ao.. Ohatra ho'a hoe, ny akoho dia dioviny @ ammonia.. nefa ianao mihinana poitrine de poulet any @ McDo milela-molotra ery... ny steak rahefa latsaky ny 0.01% ohatra ny bakteria e-coli ao, ny hot dog rahefa latsaky ny 0.01% ny trace-na volom-boalavo, dia mbola azony sesefana anao, dia misaotra mivavaka ery ianao fa nahazo ny pain journalier...

Dia hoz'ianao izany hoe, "ras-le-bol" ianao rahefa resahana "ammonia" lava eo ampisakafoana eto? na hoe "manenjika" an'i McDo aho rehefa tsy "mandositra"?

ny ahy ho'a anie, araka ny hiran'ny tanora, dia mivanika gaigy aho sady mihira hoe, "atsipinay ilay kOzy, (tsy) mihaino ianao dia tsara" eeee..

Fa dia ao ianao izany minno foanafoana ireo goavana ireo eeee.. na Vatican io na indostria agro io, na indostria du tabac io, na ets...
8. Strong3 ( 01/09/2015 08:07)
tsy mino ianao ka, ... za koa tsy mino !

za zao aty madagasikara, mihinana legioma vao avy tangosana, hena mbola mangovigovitra
voakazo masaka ampotony

dia ianao izao no ras-le-bol amin'ny produit siantifika eo hihihi :-)

ary mbola produit tsimisiAtra ihany koa ny playboys sy ny Pédophilie sns ... ka rehefa mba tsy nahatandrina ny piretra nanokatena dia tezitra indray ny tsimisiAtra hoe mahatsiravina ireto mpino ireto!

sa hoe nareo rehefa mino dia aza manahaka ny ataonay tsimisiAtra ?!
tsy makasitraka ny hadalana aho raha milaza izany , fa fifampiteizana ny fiainana.
ka na izahay mino , na ianareo tsimisiAtra dia mila maneho ohatra tsara holovain'ny taranaka.
9. rhaj0 ( 01/09/2015 10:12)
Strong3:
tsy mino ianao ka, ... za koa tsy mino !

h@ oviana 'retany i Strong3 no "tsy mino" aaa... hi hi hi ... tsara izany kah...


Fa tena hifalio tokoany aloha ny fiainanareo ao Dago, tsy sesefan'ny indostria agro-alimentaire sy ny industrie chimique ao... tandremo ihany anefa mitonantonana any @ supermarche be ireny ngo dia taitaitran'ny pub-ndreo ao...

Toa ny @ "fivavahana" ihany io eee... alavitry ny Vatican sy alavitry ny gourou be aty ianareo, dia aza manaiky sesefany a distance ao, na taitairiny @ resabe fataony toa io ambony io, fa ny fiainana tsostotran'ny gasy sy ny r-a-d ary ny razana ao tazomy sy hajao..
10. Strong3 ( 02/09/2015 08:57)
ny dokan'ny gourou sy ny agro alim no lazaiko fa tsy inoako an ... eo dia falifaly nahazo namana tsy mino eo hahaha :-)

... fa ilay razana lazainao eto ve aloha hoe , ny toetra sa izy any ampasana?

raha ny hafany dia hendry ka manaraka ny soatoaviny aho, fa raha hanipy tanana eny amin'ny fasana sy hilalao vovopaty toa pamisa eo aloha dia mialatsiny aho fa ngamba ianareo miseho siantifika dia mahalala tsara fa bacterie sy mikiraoba farak'izay loza io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0956