KRISTY SANDOKA sy MPAMINANY SANDOKA. Iza ireo???
1. Hajarilala7
(
05/08/2015 07:21)
Aza mihoatra noho ny voasoratra ao anaty Soratra Masina fa lasa mpamitaka no voafitaka. 1 Korintianina 4/ 6. Tsy maintsy araka ny Soratra Masina ihany.
répondu par ranthson le 21/08/2015 08:14
4. bor2lais
(
05/08/2015 10:12)
Hajarilala7:
... Iza ireo???
Ahatsiarovako ilay hoe : rehefa manondro olona ianao tsarovy fa ny rantsana 3 (@ tananao) dia manondro anao daholo !!!
:-)
5. Hajarilala7
(
05/08/2015 15:11)
bor2lais:Tsy fahendren'ny olona no ahafantarana azy, raha tsy izany dia tsy nanondro izay hamadika Azy ny Tompo! Ary maro ny olona notondroin'ny Tompo, ohatra, devoly no rainareo, Jaona 8/ 44 dia nanondro tena ve Izy???
Hajarilala7:
... Iza ireo???
Ahatsiarovako ilay hoe : rehefa manondro olona ianao tsarovy fa ny rantsana 3 (@ tananao) dia manondro anao daholo !!!
:-)
6. Strong3
(
06/08/2015 07:29)
koa hoe rehefa tsy mino an'i Jesosy ho tonga nofo ary nitsangana tamin'ny maty dia sandoka ko inona indray!
eo koa ny voany...
sa inona no mbola hamantarana azy ireo???
ny olona manko dia ny doctrine atsanganareo no everinareo fa marina foana dia izay tsy mitovy amin'ny anareo dia sandoka nefa (iza no nanamarina ny doctrine sy dogme-nareo?)
... dia lazaivo fa efa voadinika tsara ny anareo hihihi!!!
fa ny olona izany tsy manana saina handalina sy nanandrana ny fahatsaran'i Tompo , ary ny Tompo koa tsy mba nampianatra olona hafa akohatra anareo ???
AZAVAO FA LIANA BE IZAHAY :-)

7. Hajarilala7
(
06/08/2015 15:04)
Strong3:Hamaly anao aho ry Strong3 satria milaza ianao fa liana <

Hoy ianao :
1- "koa hoe rehefa tsy mino an'i Jesosy ho tonga nofo ary nitsangana tamin'ny maty dia sandoka ko inona indray!" < Ny anti-kristy no manao izany 1 Jaona 4.
2- "eo koa ny voany..." < Marina ny voany no hamantarana azy fa samy hafa ny hamantarana ny Kristy sandoka sy mny mpaminany sandoka.
Ny Kristy sandoka dia ireo maka ny toeran'i Kristy,
Ohatra (1)iza no lohan'ny Fiangonana??? Moa tsy i Kristy Jesosy? Efesiana 5/ 23- 25 sns... Kanefa maro izao no milaza na lazaina fa lohan'ny Fiangonana (= Chef de l'Eglise, Filohan'ny Fiangonana) ary ireo rehetra izay miorina ara-panjakana eto amin'izao tontolo izao dia tsy maintsy mameno ny hoe Anaran'ny Président-n'ny fiangonana ary anaran'olona no ataony eo fa tsy hoe Jesosy Tompo!
Ohatra (2) Iza no manorina ny Fiangonana??? Moa tsy Jesosy Kristy? Matio 16/ 18. Kanefa maro izao no milaza na lazaina fa mpanorina ny Fiangonana.
3 - "ny olona manko dia ny doctrine atsanganareo no everinareo fa marina foana dia izay tsy mitovy amin'ny anareo dia sandoka nefa (iza no nanamarina ny doctrine sy dogme-nareo?)
... dia lazaivo fa efa voadinika tsara ny anareo hihihi!!!"
< Doctrine dia hevitra na fahendren'ny olona no ampianariny, Ny fampianaran'i Kristy dia tsy maintsy araka ny Soratra Masina, ary ny Fanahy Masina no mitarika, tsy manohitra na mivoaka, na manala ny voasoratra. 1 Korintiana 4/ 6. fa tonga mieboebo fotsiny ny olona
Tsy afenina na arovana ny marina fa ho torina. Tsy hilaza aho hoe izahay irery no nomena fa tahakan'ny sasany, fa ny mpanompon'Andriamanitra Mosesy dia sahy niteny hoe :"satriko aza ho mpaminany avokoa ny zanak'Israely rehetra!"
Mirary soa ao amin'i Jesosy Tompo é!
8. bor2lais
(
06/08/2015 17:32)
Hajarilala7:
bor2lais:Tsy fahendren'ny olona no ahafantarana azy, raha tsy izany dia tsy nanondro izay hamadika Azy ny Tompo! Ary maro ny olona notondroin'ny Tompo, ohatra, devoly no rainareo, Jaona 8/ 44 dia nanondro tena ve Izy???
Hajarilala7:
... Iza ireo???
Ahatsiarovako ilay hoe : rehefa manondro olona ianao tsarovy fa ny rantsana 3 (@ tananao) dia manondro anao daholo !!!
:-)
Mba fahatsiarovana ange ny ahy iny e ! Ary io lazaiko io tsy hoe ho an'ny Tompo akory sanatria no naoratako azy fa ho antsika eto ka ! Raha tsy hoe angaha dia efa misy mieritreritra ny tenany ho mitovy Aminy eto ! :-)
Efa nasianao resaka ihany moa ilay izy dia tohizako kely indray :
- ilay fanondro (anondroanao olona) dia tahaka ilay sombin-kazo (kely)
- ireo rantsana 3 (manondro anao) dia mitovy @ andry (be)
:-)
9. Strong3
(
07/08/2015 09:05)
Hajarilala7:
Strong3:Hamaly anao aho ry Strong3 satria milaza ianao fa liana <
koa hoe rehefa tsy mino an'i Jesosy ho tonga nofo ary nitsangana tamin'ny maty dia sandoka ko inona indray!
eo koa ny voany...
sa inona no mbola hamantarana azy ireo???
ny olona manko dia ny doctrine atsanganareo no everinareo fa marina foana dia izay tsy mitovy amin'ny anareo dia sandoka nefa (iza no nanamarina ny doctrine sy dogme-nareo?)
... dia lazaivo fa efa voadinika tsara ny anareo hihihi!!!
fa ny olona izany tsy manana saina handalina sy nanandrana ny fahatsaran'i Tompo , ary ny Tompo koa tsy mba nampianatra olona hafa akohatra anareo ???
AZAVAO FA LIANA BE IZAHAY :-)
Hoy ianao :
1- "koa hoe rehefa tsy mino an'i Jesosy ho tonga nofo ary nitsangana tamin'ny maty dia sandoka ko inona indray!" < Ny anti-kristy no manao izany 1 Jaona 4.
tsy mazava an?.. fa ilay verset mazava ihany
2- "eo koa ny voany..." < Marina ny voany no hamantarana azy fa samy hafa ny hamantarana ny Kristy sandoka sy mny mpaminany sandoka.
Ny Kristy sandoka dia ireo maka ny toeran'i Kristy,
Ohatra (1)iza no lohan'ny Fiangonana??? Moa tsy i Kristy Jesosy? Efesiana 5/ 23- 25 sns... Kanefa maro izao no milaza na lazaina fa lohan'ny Fiangonana (= Chef de l'Eglise, Filohan'ny Fiangonana) ary ireo rehetra izay miorina ara-panjakana eto amin'izao tontolo izao dia tsy maintsy mameno ny hoe Anaran'ny Président-n'ny fiangonana ary anaran'olona no ataony eo fa tsy hoe Jesosy Tompo!
Ohatra (2) Iza no manorina ny Fiangonana??? Moa tsy Jesosy Kristy? Matio 16/ 18. Kanefa maro izao no milaza na lazaina fa mpanorina ny Fiangonana.
mijereva ao amin'ny atitany ao fa misy fiangonana mitondra titre hoe Jesosy Kristy no lohan'ny fiangonana ao, ... garantie-ko izay teniko izay; farafaharatsy izay iray izay ihany nohitanao ao :-) haintsika tsara io resahinao io ...
3 - "ny olona manko dia ny doctrine atsanganareo no everinareo fa marina foana dia izay tsy mitovy amin'ny anareo dia sandoka nefa (iza no nanamarina ny doctrine sy dogme-nareo?)
... dia lazaivo fa efa voadinika tsara ny anareo hihihi!!!"
< Doctrine dia hevitra na fahendren'ny olona no ampianariny, Ny fampianaran'i Kristy dia tsy maintsy araka ny Soratra Masina, ary ny Fanahy Masina no mitarika, tsy manohitra na mivoaka, na manala ny voasoratra. 1 Korintiana 4/ 6. fa tonga mieboebo fotsiny ny olona
(y) manaiky izay aho
Tsy afenina na arovana ny marina fa ho torina. Tsy hilaza aho hoe izahay irery no nomena fa tahakan'ny sasany, fa ny mpanompon'Andriamanitra Mosesy dia sahy niteny hoe :"satriko aza ho mpaminany avokoa ny zanak'Israely rehetra!"
Ok!... mafinaritra raha mba toa izany ilay fifampizarana eto , fa ry c'était la pub dia tsy tahotra tsy henatra hoe ... zareo IRERY NO TOMPON'NY MARINA SY MANANA NY MARINA ATY MAHALALA NY MARINA SADY IZY IRERY NO NOMENA NY MARINA !! tsy ho hendry mihitsy (hoe rehefa tsy any no mivavaka dia very ... ......sao tezitra!!! ...; hihihih :-)
Mirary soa ao amin'i Jesosy Tompo é!
Misaotra ny namana ary ôh!
10. Hajarilala7
(
07/08/2015 15:44)
Hamaly anao aho ry Strong3
1- "koa hoe rehefa tsy mino an'i Jesosy ho tonga nofo ary nitsangana tamin'ny maty dia sandoka ko inona indray!" < Ny anti-kristy no manao izany 1 Jaona 4.
tsy mazava an?.. fa ilay verset mazava ihany
Samy hafa ny Kristy sandoka sy ny anti-Kristy.
Hazavaiko :
+Ny "anti-kristy" dia ireo milaza fa tsy nisy Kristy, mbola ho avy hoy ny sasany fa tsy iny Jesosy ilay nateraky ny virjiny,..., maty..., dia nitsangana tam maty!
+" Ny Kristy sandoka" kosa dia manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Kristy fa izy anefa maka na misoloky ny toeran'i Kristy.
Hoy ianao hoe : "mijereva ao amin'ny atitany ao fa misy fiangonana mitondra titre hoe Jesosy Kristy no lohan'ny fiangonana ao, ... garantie-ko izay teniko izay; farafaharatsy izay iray izay ihany nohitanao ao haintsika tsara io resahinao io ..."
Hoy koa ianao
Misy Jesosy Kristy no lohan'ny fiangonana voasoratra ao amin'ny Ministeran'ny Ati-tany,
1- mba hamarino tsara fa ny Ministeran'ny Ati-tany anie ka mila ny affiliation-n'ny Président izay voasoratra eo amin'ny formulaire é!
2- Fanjakana eto an-tany (Min. ATI-tany) anie ry Strong3 no mila an'io formulaire io fa tsy fanjakan'ny lanitra no mampameno io formulaire io é!
3- Ny fanjakan'ny Fiangonan'Andriamanitra anefa tsy eto an-tany fa any an-danitra.
Ho aminao ny fahasoavan'ny Tompo Jesosy!

11. bor2lais
(
08/08/2015 09:32)
Azafady fa misy zavatra tsy azoko : ilay hoe "Jesoa Lohan'ny Fiangonana" angaha ry Hajarilala7 midika amina(re)o fa tsy ilaina ny fisian'ny tompon'andraikitra ao amin'ny Fiangonana fa lasa misandoka ny toeraNY ?
"Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin'izao tontolo izao, fa ny hiaro azy amin'ny ratsy. [amin'ilay ratsy]."

12. Hajarilala7
(
09/08/2015 15:31)
bor2lais:Jesosy no Lohan'ny Fiangonana, Izy no Tompon'ny Fiangonana, Izy no Tompon'Andraikitra, ny Fiangonana dia manao ny sitrapony no ataony. Izay no didiny, Izy no mpanefy tanimanga, ny Fiangonana no tefeny araka izay tiany fa tsy nisy tanimanga indray no tompon'andraikitra eo amin'ny tanimanga izay notefeny.
Azafady fa misy zavatra tsy azoko : ilay hoe "Jesoa Lohan'ny Fiangonana" angaha ry Hajarilala7 midika amina(re)o fa tsy ilaina ny fisian'ny tompon'andraikitra ao amin'ny Fiangonana fa lasa misandoka ny toeraNY ?
"Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin'izao tontolo izao, fa ny hiaro azy amin'ny ratsy. [amin'ilay ratsy]."
:-)
"...fa ny hiaro azy amin'ny ratsy" ny ratsy dia izay mandika ny didiny na ny sitrapony. Andriamanitra(= Teniny) no fiarovana. Ny Fanjakan'Andriamanitra tsy eto amin'izao tontolo izao! (Filipiana 3/ 20) ka tsy ny tian'ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao no hampanao izay zavatra ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Ny Fiangonana anie aloha dia ny olona tsirairay avy izay nanolorany ny tenany fa tsy trano é!
Ary ny mpiandry (na mpitandrina) ny ondry no misy raha olona
13. bor2lais
(
10/08/2015 08:54)
hajarilala7:
Jesosy no Lohan'ny Fiangonana, Izy no Tompon'ny Fiangonana, Izy no Tompon'Andraikitra, ny Fiangonana dia manao ny sitrapony no ataony. Izay no didiny, Izy no mpanefy tanimanga, ny Fiangonana no tefeny araka izay tiany fa tsy nisy tanimanga indray no tompon'andraikitra eo amin'ny tanimanga izay notefeny.
Oadray !!! Diso fandray zavatra mihitsy ange iana(re)o izany e !
Ny Fiangonana hita maso ange no resahintsika e ! Eto amin'izao tontolo izao no nametrahaNY anao fa tsy (mbola) nentiNY niaraka Aminy niakatra any an-danitra akory.
Mpiara-miasa amiNY ny Kristiana voantso ho amin'ny asa fanompoana mifanandrify azy ao amin'ny Fiangonana araka ny talenta sy/na fanomezam-pahasoavana nomena azy : mitaky fandraisana andraikitra ny maha Kristiana ry hajarilala7 a !
hajarilala7:
"...fa ny hiaro azy amin'ny ratsy" ny ratsy dia izay mandika ny didiny na ny sitrapony. Andriamanitra(= Teniny) no fiarovana.
Isan'ny sitrapoNY ny tsy hialanao eto amin'izao tontolo izao ary teniNY izany ! :-)
hajarilala7:
Ny Fanjakan'Andriamanitra tsy eto amin'izao tontolo izao! (Filipiana 3/ 20) ka tsy ny tian'ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao no hampanao izay zavatra ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Raha tahaka ana(re)o daholo dia tsy ho tonga amin'izao tontolo izao mihitsy Ilay Fahazavana a ! :-) Ary tsy hisy mpikarakara ihany koa ny osa, madinika, sns, ... ny firenena !
hajarilala7:
Ny Fiangonana anie aloha dia ny olona tsirairay avy izay nanolorany ny tenany fa tsy trano é!
:-)
hajarilala7:
Ary ny mpiandry (na mpitandrina) ny ondry no misy raha olona
:-)
Dia aiza hono no andrasana ny ondry ?
F'angaha tsy tokana moa ny Mpiandry (Tsara) ? Sao dia mba sandoka ny ana(re)o izany a !
:-)
14. Strong3
(
11/08/2015 12:50)
raha azoko tsara dia tsy misy azoko ny tian'isé ahataongavana hajarilala7
diso be sentiment ngamba dia tsy mahatafavoaka izay teny mazava ... formulaire eh, tsy formulaire eh... :-)
ka na any ampiangonana na any amin'ny atitany (fanjakana) dia misy mametraka an'i Kristy ho lohan'i fiangonana eto antany ary indrindra eto madagasikara
sa rehefa tsy ao aminareo dia tsy mahay izany hoe i Kristy no lohan'ny fiangonana izany???

15. bor2lais
(
11/08/2015 13:38)
Strong3:

18. Hajarilala7
(
12/08/2015 15:05)
bor2lais:Jesosy no Lohan'ny mpiandry = Misy mpiandry koa dia olona ary Petera no isany. Raha misy koa milaza fa "Lohan'ny mpiandry" ankoatrany tena Kristy dia mbola "Kristy sandoka" izay!
hajarilala7:
Jesosy no Lohan'ny Fiangonana, Izy no Tompon'ny Fiangonana, Izy no Tompon'Andraikitra, ny Fiangonana dia manao ny sitrapony no ataony. Izay no didiny, Izy no mpanefy tanimanga, ny Fiangonana no tefeny araka izay tiany fa tsy nisy tanimanga indray no tompon'andraikitra eo amin'ny tanimanga izay notefeny.
Oadray !!! Diso fandray zavatra mihitsy ange iana(re)o izany e !
Ny Fiangonana hita maso ange no resahintsika e ! Eto amin'izao tontolo izao no nametrahaNY anao fa tsy (mbola) nentiNY niaraka Aminy niakatra any an-danitra akory.
Mpiara-miasa amiNY ny Kristiana voantso ho amin'ny asa fanompoana mifanandrify azy ao amin'ny Fiangonana araka ny talenta sy/na fanomezam-pahasoavana nomena azy : mitaky fandraisana andraikitra ny maha Kristiana ry hajarilala7 a !
hajarilala7:
"...fa ny hiaro azy amin'ny ratsy" ny ratsy dia izay mandika ny didiny na ny sitrapony. Andriamanitra(= Teniny) no fiarovana.
Isan'ny sitrapoNY ny tsy hialanao eto amin'izao tontolo izao ary teniNY izany ! :-)
hajarilala7:
Ny Fanjakan'Andriamanitra tsy eto amin'izao tontolo izao! (Filipiana 3/ 20) ka tsy ny tian'ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao no hampanao izay zavatra ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Raha tahaka ana(re)o daholo dia tsy ho tonga amin'izao tontolo izao mihitsy Ilay Fahazavana a ! :-) Ary tsy hisy mpikarakara ihany koa ny osa, madinika, sns, ... ny firenena !
hajarilala7:
Ny Fiangonana anie aloha dia ny olona tsirairay avy izay nanolorany ny tenany fa tsy trano é!
:-)
hajarilala7:
Ary ny mpiandry (na mpitandrina) ny ondry no misy raha olona
:-)
Dia aiza hono no andrasana ny ondry ?
F'angaha tsy tokana moa ny Mpiandry (Tsara) ? Sao dia mba sandoka ny ana(re)o izany a !
:-)
Raha tsy eo ve ny vadin'ny vehivavy (vehivavy = Fiangonana) iray dia afaka misolo toerana (vonjimaika ve??)an'iny ianao raha tsy hoe maty angaha ralehilahy (Lehilahy=Kristy = Loha). Fijangajangana anie izany é! Ary Babylona lehibe no reniny fa tsy Jerosalema any an-danitra! Ny asa no mety atao fa tsy ny toerana. Samy hafa ny asa sy ny toerana fa aza afangaro!
19. bor2lais
(
12/08/2015 15:35)

Ka asa sa toerana ny nitenenan-dry Petera tamin'ny Fiangonana hifidy fito lahy eo aminy hikarakara ny lafiny ara-tsosialy (izay ataoko fa isan'ny tokony nataon'izy ireo ihany koa saingy tsy ho arany raha sady isahana izany izy no isahana ny ara-panahy ihany koa) ?
Raha mifandamina indray ve ireo fito lahy ireo avy eo amin'ny asa izay ataony dia ho lazaina(re)o fa misandoka ny toeran'ny Tompo !
Lamina ao amin'ny Fiangonana ny fisian'ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny hajarilala7 a ! Ary ataoko fa sitraNY izany satria Andriamanitra tsy tia fikotranana fa tia filaminana Izy !
Raha toa ka resaka "anarana" no olana(re)o dia ovay ilay hoe "filoha" ary ataovy "tompon'andraikitra 1" ohatra na izay tiana(re)o fa tena diso tanteraka ny fieritreretana sy/na fampianarana fa misandoka ny toeraNY ny manao asa filoham-piangonana ! :-)
20. rhaj0
(
12/08/2015 15:44)
bor2lais:
Raha toa ka resaka "anarana" no olana(re)o dia ovay
Izay foana anie ilay "fomba" eee... "ovay" dia ataovy @ izay mampetimety ny baolina ao.. Dia very ny heivtra fototra tian'ilay olombe original ampitaina... nanoratra an'io angaha tsy nieritreretina ela mihintsy hoe, inona no teny sy vokabolary ampiasaina, mba tsy hampisavorovoro any aorian any.
Fa tairo ao ilay "ovay" a la bordelais, fa mety hono izany hozy Bor2lais ee... :-)