KRISTY SANDOKA sy MPAMINANY SANDOKA. Iza ireo???
21. endriny
(
13/08/2015 04:47)
Hajarilala7:
Aza mihoatra noho ny voasoratra ao anaty Soratra Masina fa lasa mpamitaka no voafitaka. 1 Korintianina 4/ 6. Tsy maintsy araka ny Soratra Masina ihany.
HO ahy rehefa atao hoe Kristianina dia mpisandoka daholo. Milaza fa manaraka ny Atr'Ibrahama kanefa mamorina lalana vaovao mifanipaka amin'ny testamenta taloha... Dia aiza ilay hoe Atra tsy mivadika na anio na mandrakizay?
22. Hajarilala7
(
13/08/2015 06:26)
bor2lais:Loha = Filoha : Tsy ataotao foana anie io fa milaza fanambadiana é! Ny lahy no lohan'ny vavy .... zava-miafina lehibe izany fa milaza an'i Kristy sy ny Fiangonana. Efesiana 5/ 23..32. Mety ve raha misy maka ny toeran-dr(R)alehilahy amin'ny vehivavy vadiny raha tsy eo izy??? Aza manao adaladala fa izay izay ilay Babylona Lehibe, renin'ny mpijangajanga!
Hajarilala7:
bor2lais:Jesosy no Lohan'ny mpiandry = Misy mpiandry koa dia olona ary Petera no isany. Raha misy koa milaza fa "Lohan'ny mpiandry" ankoatrany tena Kristy dia mbola "Kristy sandoka" izay!
hajarilala7:
Jesosy no Lohan'ny Fiangonana, Izy no Tompon'ny Fiangonana, Izy no Tompon'Andraikitra, ny Fiangonana dia manao ny sitrapony no ataony. Izay no didiny, Izy no mpanefy tanimanga, ny Fiangonana no tefeny araka izay tiany fa tsy nisy tanimanga indray no tompon'andraikitra eo amin'ny tanimanga izay notefeny.
Oadray !!! Diso fandray zavatra mihitsy ange iana(re)o izany e !
Ny Fiangonana hita maso ange no resahintsika e ! Eto amin'izao tontolo izao no nametrahaNY anao fa tsy (mbola) nentiNY niaraka Aminy niakatra any an-danitra akory.
Mpiara-miasa amiNY ny Kristiana voantso ho amin'ny asa fanompoana mifanandrify azy ao amin'ny Fiangonana araka ny talenta sy/na fanomezam-pahasoavana nomena azy : mitaky fandraisana andraikitra ny maha Kristiana ry hajarilala7 a !
hajarilala7:
"...fa ny hiaro azy amin'ny ratsy" ny ratsy dia izay mandika ny didiny na ny sitrapony. Andriamanitra(= Teniny) no fiarovana.
Isan'ny sitrapoNY ny tsy hialanao eto amin'izao tontolo izao ary teniNY izany ! :-)
hajarilala7:
Ny Fanjakan'Andriamanitra tsy eto amin'izao tontolo izao! (Filipiana 3/ 20) ka tsy ny tian'ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao no hampanao izay zavatra ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Raha tahaka ana(re)o daholo dia tsy ho tonga amin'izao tontolo izao mihitsy Ilay Fahazavana a ! :-) Ary tsy hisy mpikarakara ihany koa ny osa, madinika, sns, ... ny firenena !
hajarilala7:
Ny Fiangonana anie aloha dia ny olona tsirairay avy izay nanolorany ny tenany fa tsy trano é!
:-)
hajarilala7:
Ary ny mpiandry (na mpitandrina) ny ondry no misy raha olona
:-)
Dia aiza hono no andrasana ny ondry ?
F'angaha tsy tokana moa ny Mpiandry (Tsara) ? Sao dia mba sandoka ny ana(re)o izany a !
:-)
Raha tsy eo ve ny vadin'ny vehivavy (vehivavy = Fiangonana) iray dia afaka misolo toerana (vonjimaika ve??)an'iny ianao raha tsy hoe maty angaha ralehilahy (Lehilahy=Kristy = Loha). Fijangajangana anie izany é! Ary Babylona lehibe no reniny fa tsy Jerosalema any an-danitra! Ny asa no mety atao fa tsy ny toerana. Samy hafa ny asa sy ny toerana fa aza afangaro!
Ka asa sa toerana ny nitenenan-dry Petera tamin'ny Fiangonana hifidy fito lahy eo aminy hikarakara ny lafiny ara-tsosialy (izay ataoko fa isan'ny tokony nataon'izy ireo ihany koa saingy tsy ho arany raha sady isahana izany izy no isahana ny ara-panahy ihany koa) ?
Raha mifandamina indray ve ireo fito lahy ireo avy eo amin'ny asa izay ataony dia ho lazaina(re)o fa misandoka ny toeran'ny Tompo !
Lamina ao amin'ny Fiangonana ny fisian'ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny hajarilala7 a ! Ary ataoko fa sitraNY izany satria Andriamanitra tsy tia fikotranana fa tia filaminana Izy !
Raha toa ka resaka "anarana" no olana(re)o dia ovay ilay hoe "filoha" ary ataovy "tompon'andraikitra 1" ohatra na izay tiana(re)o fa tena diso tanteraka ny fieritreretana sy/na fampianarana fa misandoka ny toeraNY ny manao asa filoham-piangonana ! :-)
Hoy ianao : "Ka asa sa toerana ny nitenenan-dry Petera tamin'ny Fiangonana hifidy fito lahy eo aminy hikarakara ny lafiny ara-tsosialy (izay ataoko fa isan'ny tokony nataon'izy ireo ihany koa saingy tsy ho arany raha sady isahana izany izy no isahana ny ara-panahy ihany koa) ? " Asa io fa tsy fakana ny toeran'i Kristy (LOHA), ary ianao ihany no miteny anie fa fandaminan'asa é!
Diniho é! rehefa tafiditra amin'ilay sandoka mantsy, noho ny tsi-fahalalana, dia mitady hevitra hanamarinana ilay izy! Dia tsy mbola manetry tena ihany.... Solution : MIBEBAKA! Ninia tsy nijery ny andron'ny tsi-fahalalana Andriamanitra fa ankehitriny mandidy ny olona rehetra hibebaka!
23. Strong3
(
13/08/2015 07:22)
rhaj0:
bor2lais:
Raha toa ka resaka "anarana" no olana(re)o dia ovay
Izay foana anie ilay "fomba" eee... "ovay" dia ataovy @ izay mampetimety ny baolina ao.. Dia very ny heivtra fototra tian'ilay olombe original ampitaina... nanoratra an'io angaha tsy nieritreretina ela mihintsy hoe, inona no teny sy vokabolary ampiasaina, mba tsy hampisavorovoro any aorian any.
Fa tairo ao ilay "ovay" a la bordelais, fa mety hono izany hozy Bor2lais ee... :-)
2x1=2; 1x2=?
:-) izay ilay ifandirana ve? hihihi... dia blôké eo nareo
24. rhaj0
(
13/08/2015 12:07)
[size=8]izaho mbo ganga... inona marina foana tokoany no ifandirana(re)o kristiana "tena izy" @ "tsy tena izy" ao... ovaovay ho 1x2 na 2x1 na 1+1+1, koa na tonga dia ampinoy na inoy fotsiny hoe 3, sahala @ Strong3, dia 2, sahala @ Bor2lais... tsy quoi izany eee.. IZY ve tsy ho kOpy.. ny 0, toa rhaj0, aloha dia kOpy ee.. na vera koa azany tsy quoi :-)[/size]
25. Strong3
(
13/08/2015 12:52)

[size=9]ny 0 izao dia fieritreretana foana hoe misy fanahy ve ny olona sa tsia ... :-)[/size]
26. Strong3
(
13/08/2015 12:54)

27. Hajarilala7
(
13/08/2015 14:50)
bor2lais:Hoy ianao : "Ny Fiangonana hita maso ange no resahintsika e ! Eto amin'izao tontolo izao no nametrahaNY anao fa tsy (mbola) nentiNY niaraka Aminy niakatra any an-danitra akory.
Hajarilala7:
bor2lais:Jesosy no Lohan'ny mpiandry = Misy mpiandry koa dia olona ary Petera no isany. Raha misy koa milaza fa "Lohan'ny mpiandry" ankoatrany tena Kristy dia mbola "Kristy sandoka" izay!
hajarilala7:
Jesosy no Lohan'ny Fiangonana, Izy no Tompon'ny Fiangonana, Izy no Tompon'Andraikitra, ny Fiangonana dia manao ny sitrapony no ataony. Izay no didiny, Izy no mpanefy tanimanga, ny Fiangonana no tefeny araka izay tiany fa tsy nisy tanimanga indray no tompon'andraikitra eo amin'ny tanimanga izay notefeny.
Oadray !!! Diso fandray zavatra mihitsy ange iana(re)o izany e !
Ny Fiangonana hita maso ange no resahintsika e ! Eto amin'izao tontolo izao no nametrahaNY anao fa tsy (mbola) nentiNY niaraka Aminy niakatra any an-danitra akory.
Mpiara-miasa amiNY ny Kristiana voantso ho amin'ny asa fanompoana mifanandrify azy ao amin'ny Fiangonana araka ny talenta sy/na fanomezam-pahasoavana nomena azy : mitaky fandraisana andraikitra ny maha Kristiana ry hajarilala7 a !
hajarilala7:
"...fa ny hiaro azy amin'ny ratsy" ny ratsy dia izay mandika ny didiny na ny sitrapony. Andriamanitra(= Teniny) no fiarovana.
Isan'ny sitrapoNY ny tsy hialanao eto amin'izao tontolo izao ary teniNY izany ! :-)
hajarilala7:
Ny Fanjakan'Andriamanitra tsy eto amin'izao tontolo izao! (Filipiana 3/ 20) ka tsy ny tian'ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao no hampanao izay zavatra ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Raha tahaka ana(re)o daholo dia tsy ho tonga amin'izao tontolo izao mihitsy Ilay Fahazavana a ! :-) Ary tsy hisy mpikarakara ihany koa ny osa, madinika, sns, ... ny firenena !
hajarilala7:
Ny Fiangonana anie aloha dia ny olona tsirairay avy izay nanolorany ny tenany fa tsy trano é!
:-)
hajarilala7:
Ary ny mpiandry (na mpitandrina) ny ondry no misy raha olona
:-)
Dia aiza hono no andrasana ny ondry ?
F'angaha tsy tokana moa ny Mpiandry (Tsara) ? Sao dia mba sandoka ny ana(re)o izany a !
:-)
Raha tsy eo ve ny vadin'ny vehivavy (vehivavy = Fiangonana) iray dia afaka misolo toerana (vonjimaika ve??)an'iny ianao raha tsy hoe maty angaha ralehilahy (Lehilahy=Kristy = Loha). Fijangajangana anie izany é! Ary Babylona lehibe no reniny fa tsy Jerosalema any an-danitra! Ny asa no mety atao fa tsy ny toerana. Samy hafa ny asa sy ny toerana fa aza afangaro!
Ka asa sa toerana ny nitenenan-dry Petera tamin'ny Fiangonana hifidy fito lahy eo aminy hikarakara ny lafiny ara-tsosialy (izay ataoko fa isan'ny tokony nataon'izy ireo ihany koa saingy tsy ho arany raha sady isahana izany izy no isahana ny ara-panahy ihany koa) ?
Raha mifandamina indray ve ireo fito lahy ireo avy eo amin'ny asa izay ataony dia ho lazaina(re)o fa misandoka ny toeran'ny Tompo !
Lamina ao amin'ny Fiangonana ny fisian'ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny hajarilala7 a ! Ary ataoko fa sitraNY izany satria Andriamanitra tsy tia fikotranana fa tia filaminana Izy !
Raha toa ka resaka "anarana" no olana(re)o dia ovay ilay hoe "filoha" ary ataovy "tompon'andraikitra 1" ohatra na izay tiana(re)o fa tena diso tanteraka ny fieritreretana] sy/na fampianarana fa misandoka ny toeraNY ny manao asa filoham-piangonana ! :-)
< F'angaha misy fiangonana tsy hita maso? Et o amin'izao tontolo izao, marina izany, fa tsy ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao, eto an-tny, ny fanjakan'i Kristy sy ny Fiangonana.
Hoy ianao : Raha mifandamina indray ve ireo fito lahy ireo avy eo amin'ny asa izay ataony dia ho lazaina(re)o fa misandoka ny toeran'ny Tompo !
< Iza amin'ireo olona ao anaty Baiboly no sahy atao na lazaina na misaro-tena ho Lohan'ny Fiangonana, ankoatran'i Kristy Jesosy??? Raha mahita ianao dia omeo eto ny Toko sy Andininy dia hiaiky eto aho fa meloka ary hajanoko ny fandresen-dahatra olona fa sao aho mpamitaka na voafitaka.
28. bor2lais
(
14/08/2015 09:44)
hajarilala7:
F'angaha misy fiangonana tsy hita maso? Et o amin'izao tontolo izao, marina izany, fa tsy ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao, eto an-tny, ny fanjakan'i Kristy sy ny Fiangonana.
:-)
Hay ve tsy azonao ilay hoe Fiangonana tsy hita maso e ! Hazavaiko tsotsotra ny tiako lazaina ary !
Ny Fiangonana hita maso dia ilay enjehinao mafy io (satria misy Kristy sandoka hoy ianao) ! Izany hoe ilay misy ahy na misy anao ankehitriny ka andehananao mivavaka (miaraka @ fianakavianao) misy ny tompon'andraikitra ara-panahy (Pasitera, Mompera, sns) sy ireo tompon'andraikitra laika isan-karazany miara-miasa aminy (diakona, birao (filoha, mpitan-tsoratra, sns)) ! :-)
Ny Fiangonana tsy hita maso kosa dia entina ilazana ilay vala tokana (voalazanareo sy RBNIR) izay manana Ilay Vavahady hidiran'ny ondry, ondry manana Mpiandry Tsara Izay mahafantatra ny Azy ary ny ondriny mahafantatra ny feoNY !
Isan'ny asan'ny Fiangonana hita maso ny mitaiza ny olona ho isan'ny ondry ao amin'ny Fiangonana tsy hita maso io !
Izay no mahatonga ilay fiteny matetika hoe tsy ny anaram-piangonana (hita maso) akory no mahavonjy fa ny finoana izany hoe maha isan'ny ondry ao amin'ny Fiangonana tsy hita maso !
Aza tadiavina ao amin'ny Baiboly io Fiangonana tsy hita maso io fa tsy ho hitana(re)o misoratra ao ! :-)
Izay angamba no mahatonga ilay fampifangaroana ny "hita maso" sy ny "tsy hita maso" ao amina(re)o ! :-)
hajarilala7:
Iza amin'ireo olona ao anaty Baiboly no sahy atao na lazaina na misaro-tena ho Lohan'ny Fiangonana, ankoatran'i Kristy Jesosy??? Raha mahita ianao dia omeo eto ny Toko sy Andininy dia hiaiky eto aho fa meloka ary hajanoko ny fandresen-dahatra olona fa sao aho mpamitaka na voafitaka.
Ilay Fiangonana hita maso dia miorina eto amin'izao tontolo izao ao amin'ny tany misy fanjakana noho izany misy lalàna mifehy azy ary manana ministera (ny aty tany matetika) ! Raha misy ilan'ny fanjakana ny Fiangonana tsy Jesoa akory no antsoiny fa olona hita maso tompon'andraikitra ao amin'io Fiangonana io izay antsoina hoe Filoha ;-) na tompon'andraikitra voalohany hita maso !
Tsy milaza akory izany fa misandoka ny toeran'i Kristy io olona io : mpiara-miasa aza angamba no fiantso an'izany !
Tsy mila tadiavina(re)o ao amin'ny Baiboly io voalazako io satria tsy misoratra (mivantana) ao (ministeran'ny ati-tany, sns) fa mba resaka "bon sens" fotsiny hoy ny fitenenana !
Ary tsy tokony mifanohitra velively amin'ny voalaza ao izany fa ny toe-po anaovana ny asa no zava-dehibe !
Dia omeo an'i Kaisara izay an'i Kaisara ary omeo an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra !
:-)
29. Hajarilala7
(
15/08/2015 05:23)
bor2lais:Bor2lais, hoy ianao : Ilay Fiangonana hita maso dia miorina eto amin'izao tontolo izao ao amin'ny tany misy fanjakana noho izany misy lalàna mifehy azy ary manana ministera (ny aty tany matetika) !

- F'angaha miorina eto amin'izao tontolo izao ny Fiangonan'Andriamanitra izay trano arafitr'Andriamanitra??? Miasa foana ny mpanao trano raha tsy i Jehovah no manao azy! (Misy toko sy andininy milaza izany daholo ao anaty Baiboly, azoko omena raha tsy fantatrao) Miorina eo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly. Ny Fiangonan'Andriamanitra dia tsy misy anjaran'ny fanjakana eto an-tany (na izao tontolo izao) Misy toko sy andininy koa io!
Hoy koa ianao : Raha misy ilan'ny fanjakana ny Fiangonana tsy Jesoa akory no antsoiny fa olona hita maso tompon'andraikitra ao amin'io Fiangonana io izay antsoina hoe Filoha ;-) na tompon'andraikitra voalohany hita maso !
< Raha nanontaniana ireo olona hisambitran'i Kristy tao Getsemane hoe "Iza no tadiavinareo? dia namaly ireo hoe "Jesosy avy any Nazareta" Dia namaly ilay Tena Kristy hoe Izaho no Izy fa avelao ireto (Fiangonana). Misy toko sy andininy koa io raha tsy hitanao dia azoko omena anao.
Hoy ianao : Tsy mila tadiavina(re)o ao amin'ny Baiboly io voalazako io satria tsy misoratra (mivantana) ao (ministeran'ny ati-tany, sns) fa mba resaka "bon sens" fotsiny hoy ny fitenenana !
< Fa samy hanao izay saim-pantany daholo izany ny olona izay milaza fa mpitory Filazantsara??? ka resaka "bon sens" no toriana??? Sao dia mba manao vazivazy ary ianareo?
Hoy ianao : Dia omeo an'i Kaisara izay an'i Kaisara ary omeo an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra !
< I Kaisara angaha no "Lohan'ny Fiangonana"? Omeo an'i Jesosy Kristy ny maha Lohan'ny Fiangonana Azy fa Izy no Izy fa tsy ho an'i Kaisara! Tsy hamonjy ana(re)o i Kaisara!
Hamonjy ana(re)o anie Kristy Jesosy!
30. bor2lais
(
15/08/2015 09:52)
Raha azoko tsara ny kabarinareo, ny tanjon'ity lohateny natolotrao ity dia hilaza fa :
- Fiangonana sandoka daholo ireny miorina hita maso isan-tanàna ireny ... ka tsy ilaina ? :-)
- tsy ilaina ny miraharaha ny fiaraha-monina sy ny mpiara-belona ?
Avelako aminao ny filaza ny antokon'olona mihevi-tena tahaka ny anareo io ... :-)
Averiko indray fa ny fisainanareo no manameloka anareo ! :-)

31. Hajarilala7
(
17/08/2015 06:29)
Tsy kabary no ataoko fa matoa misy ny "Soratra nomen'ny tsimandrin'Andriamanitra dia isan'izany ho fanitsiana izay diso".
Tsy nalana eto amin'izao tontolo izao fany iarovana amin'ny fahotana (ratsy) dia ny tsi-fahamarinana rehetra!
Efa ""doctrine izao izany "bon sens" izany! mampianatra ny didin'olombelona ianareo fa tsy ny didin'Andriamanitra! Foana ny fivavahanareo raha izany!
Hoy ianao > " Fiangonana sandoka daholo ireny miorina hita maso isan-tanàna ireny ... ka tsy ilaina ? "
Ny Fiangonana (vehivavy) anie ka vadin'i Kristy (Lehilahy) é! Ka ny lahy no LOHAn'ny vavy! ka raha maka "LOHA" hafa indray faharoa dia tsy mety fa fijangajangana izany ho an'ny vehivavy (= Fiangonana) izay manana "LOHA" roa! Mety amin'Andriamanitra ve ny fijangajangana???
Hoy ianao > : Averiko indray fa ny fisainanareo no manameloka anareo !
Tsy fisainako izany, fa izahay dia manana ny sain'i Kristy! (1 Korintiana 2/ 16)

32. bor2lais
(
17/08/2015 09:50)
Hajarilala7:
...
:-)
Averiko indray fa ilay filoham-piangonana hita maso tsy midika velively fa Lohan'ny Fiangonana !
Tompon'andraikitra hita maso tendren'ny Fiangonana hisolo azy ary azo antsoina raha toa ka misy ilàn'ny "fahefana lehibe" (Rom 13) izany !
Ny mahatsikaiky anareo ange dia oharinareo t@ fisamborana Azy tao Getsemane ny resaka ataoko : mbola teto an-tany Izy (hita maso) raha notadiavina tao Getsemane ry Hajarilala7 sy ny tariny ô ! Fa raha izao 2015 izao kosa no misy mitady maika ny mpitarika anareo dia ahoana ? Hiala bala ve Hajarilala7 sy ny tariny fa mbola andeha hiantso Azy ? :-)
Mba vakio ihany Rom 13 (raha misy ny Baibolinareo ;-)) fa natao ho an'ny Fiangonana hita maso ny voasoratra ao ! :-)
Ilay hoe "bon sens" noresahiko indray tompoko dia anavahana ny olona manam-panahy amin'ny robot (izay tsy mieritreritra fa manaraka am-bokony izay lazaina na anaovana azy) fa tsy voatery resaka doctrine araka ny voalazanao akory !
F'angaha aminareo rehefa tsy voasoratra ao amin'ny Baiboly dia mifanohitra amin'izay ao daholo ? :-)
33. rhaj0
(
17/08/2015 11:02)
bor2lais:
F'angaha aminareo rehefa tsy voasoratra ao amin'ny Baiboly dia mifanohitra amin'izay ao daholo ? :-)
Hay va re...
Izany hoe, misy @ ireo resaka itrikitrihana(re)o Kristiana izany, kay "tsy voasoratra ao amin'ny Baiboly" akoriny... fa dia tena revin'olombe taloha tany no lasa ifikirana ao.
Dia nefa koa nefa, ny "voasoratra ao amin'ny Baiboly"... dia tena mbola revin'olombe taloha tany koa no mbola ifikirana ao.
Ka dia raha ny fahitako azy, ny ifanjinjanareo eto dia ... ny samy milaza fa ny revin'ny olombe arahiny ao no "tena izy" eeee... "tena izy" satria "mampetimety ny baolina-ny"...
Fa dia reveo ao azany eee...
34. Hajarilala7
(
17/08/2015 14:57)
bor2lais:Hamaly anao aho ry Bor2lais, <
Hajarilala7:
...
:-)
Averiko indray fa ilay filoham-piangonana hita maso tsy midika velively fa Lohan'ny Fiangonana !
Tompon'andraikitra hita maso tendren'ny Fiangonana hisolo azy ary azo antsoina raha toa ka misy ilàn'ny "fahefana lehibe" (Rom 13) izany !
Ny mahatsikaiky anareo ange dia oharinareo t@ fisamborana Azy tao Getsemane ny resaka ataoko : mbola teto an-tany Izy (hita maso) raha notadiavina tao Getsemane ry Hajarilala7 sy ny tariny ô ! Fa raha izao 2015 izao kosa no misy mitady maika ny mpitarika anareo dia ahoana ? Hiala bala ve Hajarilala7 sy ny tariny fa mbola andeha hiantso Azy ? :-)
Mba vakio ihany Rom 13 (raha misy ny Baibolinareo ;-)) fa natao ho an'ny Fiangonana hita maso ny voasoratra ao ! :-)
Ilay hoe "bon sens" noresahiko indray tompoko dia anavahana ny olona manam-panahy amin'ny robot (izay tsy mieritreritra fa manaraka am-bokony izay lazaina na anaovana azy) fa tsy voatery resaka doctrine araka ny voalazanao akory !
F'angaha aminareo rehefa tsy voasoratra ao amin'ny Baiboly dia mifanohitra amin'izay ao daholo ? :-)
Hoy ianao : "Averiko indray fa ilay filoham-piangonana hita maso tsy midika velively fa Lohan'ny Fiangonana !"
Ny baiboly milaza momban'ny fanambadiana fa ny Lahy lohan'ny Vavy dia tahakan'i Kristy Lohan'ny Fiangonana. Tsy misy fandaminana azo atao hoe "hita maso sy tsy hita maso" eo! Sa izay lavitry ny maso lavitry ny fo??? Dia hijangajanga ve? Dia hisandoka ho Vadin'olona ve? Asa ??? Izay anie ilay hoe Kristy sandoka maro ho avy é!
Io moa rehefa tsy nomena anao ny heviny dia afaka mandrirotra amin'izay tianao ianao.
35. bor2lais
(
17/08/2015 17:11)

Ny fampianaranareo (izay tsy manaiky ny fisian'ny hita maso sy tsy hita maso) izany dia milaza fa maro vady Izy a !
:-)
36. Hajarilala7
(
18/08/2015 05:38)
bor2lais:< Mba omeo teny ao anaty Baiboly aho milaza ny fisian'ny Fiangonana "hita maso" sy ny "tsy hita maso". Fa nahoana ary ianareo no mamorona izany?
hajarilala7:
Ny baiboly milaza momban'ny fanambadiana fa ny Lahy lohan'ny Vavy dia tahakan'i Kristy Lohan'ny Fiangonana. Tsy misy fandaminana azo atao hoe "hita maso sy tsy hita maso" eo! Sa izay lavitry ny maso lavitry ny fo??? Dia hijangajanga ve? Dia hisandoka ho Vadin'olona ve? Asa ??? Izay anie ilay hoe Kristy sandoka maro ho avy é!
Io moa rehefa tsy nomena anao ny heviny dia afaka mandrirotra amin'izay tianao ianao.
:-)
Ny fampianaranareo (izay tsy manaiky ny fisian'ny hita maso sy tsy hita maso) izany dia milaza fa maro vady Izy a !
:-)
Hoy ianao : "Ny fampianaranareo (izay tsy manaiky ny fisian'ny hita maso sy tsy hita maso) izany dia milaza fa maro vady Izy a !"
< Ny "Izy" dia nataonao majuscule = milaza an'i Kristy Jesosy io. Iray ihany no vadin'i Kristy fa tsy roa na mihoatra. Ary iray ihany koa no vadin'ny Fiangonana fa tsy roa na mihoatra. Izany no lazainay fa iray ny Loha dia Kristy.
37. bor2lais
(
18/08/2015 10:16)
hajarilala7:
< Mba omeo teny ao anaty Baiboly aho milaza ny fisian'ny Fiangonana "hita maso" sy ny "tsy hita maso". Fa nahoana ary ianareo no mamorona izany?

Avereno vakina ny nosoratako etsy ambony raha mbola tsy azonao ny antsoina hoe "hita maso" sy "tsy hita maso" ! :-)
Fampiharana ny Romana 13.1-7 ny fisian'io Fiangonana hita maso io na dia tsy voasoratra ao aza ilay teny hoe "Fiangonana hita maso" ! Ary "bon sens" izany fa tsy adalana akory ! :-)
Avy eo, iana(re)o ihany ange dia miaiky fa tokana ny vadin'i Kristy fa tsy roa na mihoatra e : io vady tokaNY io no antsoiko hoe Fiangonana "tsy hita maso" raha mamaky tsara ny zavatra nosoratako iana(re)o ! Sa ve ny ana(re)o tsy misy filoha hita maso ihany no tiana(re)o lazaina fa Azy ? :-)
Averiko indray fa ny fototry ny adi-hevitsika eto dia ny filazana(re)o fa fisandohana ny toeran'i Kristy ny fisian'ny tompon'andraikitra antsoina hoe filoham-piangonana amin'ny toerana iray na Fiangonana hita maso iray (araka ny nolazaiko) !
Ary izay fisainana(re)o sy fomba fijerina(re)o izay ihany no naveriko etsy ambony mba ho tsakotsakoina(re)o.
Averiko hazavaina sao tsy azona(re)o ilay izy : koa satria maro ny toerana misy Fiangonana hita maso (Antananarivo, Fianarantsoa, sns ohatra) izay samy manana ny filohany avy, raha amina(re)o dia Kristy sandoka daholo ireo filoha ireo ary mijangajanga daholo ireo Fiangonana (hita maso) ireo !
Ny filazana(re)o fa mijangajanga ireo Fiangonana ireo no naveriko tamina(re)o hoe f'angaha amina(re)o manambady maro Izy ? :-)
Dia io efa novalianareo io moa ilay izy fa tokana ihany ny vadin'i Kristy !
Fanontaniana kely manitikitika : Fiangonana manana rafitra mijoro ara-dalàna eo amin'ny fanjakana ve ny anareo ? Raha tsia dia fantaro fa mandika ny Romana 13.1-7 ianareo an ! :-)
38. Hajarilala7
(
18/08/2015 15:58)
bor2lais:Tokana ny vadin'i Kristy fa izay rehetra milaza fa "Fiangonana" kanefa misy Loha roa (Kristy sy olona) dia MPIJANGAJANGA!

Iza no manampahefana amin'ny Vadin'i Kristy??? Tsy i Kristy ve sa hafa??? Romana 13 teneninao dia ny fiainana eto an-tany sy fanjakana eto an-tany. Ny Fanjakan'i Kristy marina dia tsy eto amin'izao tontolo izao, Izy, Kristy no miteny an'io ary tsy misy hidiran'ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao ny fiainana mandrakizay. Iana(re)o avy ety an-tany ka ny ety an-tany ihany nolazainareo! Normal izany, Kristy Jesosy no niteny an'io fa tsy izaho!
Ny fanjakan'ny Fiangonana dia eto an-tany fa any an-danitra! (Filipiana 3/ 20) Mba diniho é!
39. rhaj0
(
18/08/2015 16:10)
Hajarilala7:
Tokana ny vadin'i Kristy
Mba alalino ihany ny fomban-tany ry Hajarilala7 aaa... fa misy dia misy, ary maro, ny "vadin'i Kristy" fa TSY tokana izany.
Misy ireo hoe vierges consacrées izay "épousent mystiquement le Christ Fils de Dieu".
Hanontanio ny namanao Katolika.
40. bor2lais
(
18/08/2015 17:59)
hajarilala7:
Tokana ny vadin'i Kristy fa izay rehetra milaza fa "Fiangonana" kanefa misy Loha roa (Kristy sy olona) dia MPIJANGAJANGA!
:-)
Iana(re)o ihany ange no mihevitra sy misaina izany e ! Sao mamely tena eo !
:-)
hajarilala7:
Iza no manampahefana amin'ny Vadin'i Kristy??? Tsy i Kristy ve sa hafa???
Nisy nandà izany angaha teto ? :-)
hajarilala7:
Romana 13 teneninao dia ny fiainana eto an-tany sy fanjakana eto an-tany.
Fiainan'iza eto an-tany ? Ary fifandraisan'iza amin'ny fanjakana eto an-tany ?
Rehefa tsy metimety amina(re)o angaha dia hodiana fanina ny voasoratra ?
:-)
hajarilala7:
Ny Fanjakan'i Kristy marina dia tsy eto amin'izao tontolo izao, Izy, Kristy no miteny an'io ary tsy misy hidiran'ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao ny fiainana mandrakizay. Iana(re)o avy ety an-tany ka ny ety an-tany ihany nolazainareo! Normal izany, Kristy Jesosy no niteny an'io fa tsy izaho!
:-)
Ary inona kay ny vavaka nataoNY ho an'ireo mpianaNY azafady ? Ary inona no asa iraka nampanaoviNY azy ? Niteny ve Izy hoe miafena ny fahefana lehibe ianareo rehefa manao izany ?
hajarilala7:
Ny fanjakan'ny Fiangonana dia eto an-tany fa any an-danitra! (Filipiana 3/ 20) Mba diniho é!
Lazao mazava ny tianao hambara fa misangojy be izy izany ?
:-)
Fa raha azoko tsara ny zavatra soratanao eto dia tsy ara-dalàna any amin'ny fanjakana akory ny fisianareo ? Voarara ny mikilandy a ! :-)