Iza marina no antéchrist?
1. voromailala
(
26/09/2013 08:25)
Inty misy fijerin'ny mpikaroka Spiritoaly Osho, milaza fa ny Fiangonana amin'izao fotoana,izany hoe
fiangonana naorina taorinan'ny konsilin'ny niekea no tena antéchrist.
Hoy izy hoe :
Ahoana ny hevitrao?
Mitonia aloha dia lazao avy eo ny hevitrao.

L'Eglise chrétienne est l'antéchrist. Libre aux croyants de vénérer l'image de Jésus qu'elle leur impose, cela ne les aidera pas à trouver leur propre corps christique, leur propre bouddha intérieur. Depuis deux siècles, ils supportent les dogmes, le catéchisme, les commandements, les papes et le clergé, sans avoir fait un seul pas vers la vérité.
Que ce soit bien clair : je m'incline profondément devant le Christ, mais n'éprouve aucun respect pour le christianisme.
Si vous cherchez le Christ, dépassez l'Eglise. Le niveau de conscience christique est en vous, c'est votre vraie nature.
Ahoana ny hevitrao?
Mitonia aloha dia lazao avy eo ny hevitrao.
répondu par Miharena le 06/11/2013 16:00
2. Nehemiah
(
26/09/2013 12:28)
voromailala:
Inty misy fijerin'ny mpikaroka Spiritoaly Osho, milaza fa ny Fiangonana amin'izao fotoana,izany hoe fiangonana naorina taorinan'ny konsilin'ny niekea no tena antéchrist.
Arira noforonin'ny mpanohitra ny finoana kristiana tsy mankasitraka ny fitakiana ara-pitondran-tenan'i Jehovah voavelabelatra amin'ny Baiboly ny filazàna fa nanova ny finoana kristiana t@ kônsily tany Nikaia
L'Eglise chrétienne est l'antéchrist. Libre aux croyants de vénérer l'image de Jésus qu'elle leur impose, cela ne les aidera pas à trouver leur propre corps christique, leur propre bouddha intérieur.
L'enseignement du Christ ne consiste en aucun cas à trouver un soi-disant "corps christique" qui serait enfoui à l'intérieur de nous mais à Le suivre pour connaître Dieu et restaurer la relation avec Lui que la race humaine a perdu lors de la Chute.
Depuis deux siècles, ils supportent les dogmes, le catéchisme, les commandements, les papes et le clergé, sans avoir fait un seul pas vers la vérité.
2 siècles ??? Mais de quand date ce truc :-) ?
Qui plus est, le catéchisme et les papes, ça concerne moins de 50% des chrétiens :).
Je ne comprendrai jamais cette tendance des incroyants à toujours s'imaginer qu'il n'y a que le catholicisme dans le christianisme.
Que ce soit bien clair : je m'incline profondément devant le Christ, mais n'éprouve aucun respect pour le christianisme.
Sauf que c'est ce Christ même qui a déclaré à ceux qui le suivent "Celui qui vous écoute, m’écoute ; et celui qui vous rejette, me rejette ; et celui qui me rejette, rejette celui qui m’a envoyé. (Lk. 10:16) et aussi "Ce ne sont pas tous ceux qui me disent : Seigneur, Seigneur, qui entreront dans le royaume des cieux ; mais celui qui fait la volonté de mon Père qui est dans les cieux." (Mt. 7:21).
C'est trop facile de détourner l'enseignement de Christ pour le faire coïncider avec des doctrines de démons.
Si vous cherchez le Christ, dépassez l'Eglise. Le niveau de conscience christique est en vous, c'est votre vraie nature.
Personne ne "cherche" le Christ, c'est Lui qui se révèle à nous.
3. voromailala
(
26/09/2013 13:48)
Nehemiah>
1°/Ny fampianarana mihafina ezoterika nataon'i Jesoa no misy an'io "corps christique" io.
2°/ 50% katolika, 37% protestanta rariny raha ny katolika no voaresaka kokoa.
3°/Araka ny lazaiko hoe tsy ny ao anaty baiboly ihany no misy ny zavatra nolazain 'i Jesoa
4°/ Efa ao anitsika i Kristy fa anjaran'ny tsirairay avy no mikaroka azy.

4. Nehemiah
(
26/09/2013 13:59)
1°) Tsy misy porofo mihitsy ny amin'ny fahatomombanan'izao fampianarana ezôterika izao.
2°) Na izany na tsy izany tsy ny katôlika ihany no kristiana.
3°) Fa saingy tsy hifanipaka an'izay nolazainy anaty Baiboly mihitsy ny "agraphes".
4°) Dôgmanao

5. voromailala
(
26/09/2013 14:04)
Nehemiah>
1°/Tsy misy afatr'izay manandrana azy ihany no mahafantatra ny fahamarinana ezôterika. i Marie Madeleine no anisany nampianaran'i Jesoa an'izany voalohany.
2°/Marina tsy Kristianina no katôlika fa izy no nipoiran'ny fivavahana kristianina rehetra.
3°/Tsy ampy ny baiboly.
5°/ tsisy misy dogma aho, fa raha misy azany dia hoe ny fivavahako dia ny fitiavana.

6. Miharena
(
26/09/2013 15:34)
Efa misy fomba fijery roa samihafa eo amin'ny lohahevitra rehefa mivoatra ilay fanehoan-kevitra eto.
Fa azo fintinina amin'ny hoe misy ny antso izay ivelany ary misy ny antso anaty. Ny mpandala ny ezoterika matetika dia tsy miononna mihitsy amin'ny antso ivelany izay lazain'ny Kristianina hoe I Jesoa no miantso dia manatona ny mpino.
Nefa azo lazaina koa fa ezoterika i Jesoa maneho ireo karazana fomba fitenenana izay lazainy amin'ny olona : ohatra : raha milaza Izy hoe Izaho ny lalana sy fahamarinana ary fiainana sy ny hoe Izaho sy ny Ray dia Iray ihany, dia misy fomba fiaina takiana amin'ny mpino AZY. Izay mino Ahy no hanana ny fiainana mandrakizay hoy IZY. Ny Mino no tokony hofantarina hoe ezoterika izany sa ahoana ? Ny matetika hita eo amin'ny Kristianina sasany dia hoe izay mino ny teny sy mandalina azy no matotra eo amin'ny finoana. Ny olana anefa dia raha toa ka lasa fomba fijery azo avy amin'ny fampaisan-tsaina fotsiny ilay izy dia lasa poakaty. Fa ny tena izy dia amin'ny fanahy sy fahamarinana vao afaka manana fahalalàna feno satria miasa ny fanahy mahatsapa tsara izay tiana lazaina.
Mety mitombina ilay fomba fitenenan'ny Osho izay nilaza izay fahatsapany. Ny tokony tsy hohadinoina mihitsy dia lalina kokoa ny olona manao occultisme sy ezoterisma izay nahita ny Tompo sy ny olona mitoky amin'ny soratra fotsiny izay azo lazaina fa ny ankamaroan'ny Kristianina.

7. Nehemiah
(
27/09/2013 07:16)
Voromailala >> 2°) Nefa na izany na tsy izany mainka ho 50%-n'ny kristiana no tsy miraharaha ny katesizy sy ny papa.
1°), 3°) sy 4°) Fitompoana teny fantatra hatrany

8. Nehemiah
(
27/09/2013 07:22)
Miharena:
Fa azo fintinina amin'ny hoe misy ny antso izay ivelany ary misy ny antso anaty. Ny mpandala ny ezoterika matetika dia tsy miononna mihitsy amin'ny antso ivelany izay lazain'ny Kristianina hoe I Jesoa no miantso dia manatona ny mpino.
Nefa azo lazaina koa fa ezoterika i Jesoa maneho ireo karazana fomba fitenenana izay lazainy amin'ny olona : ohatra : raha milaza Izy hoe Izaho ny lalana sy fahamarinana ary fiainana sy ny hoe Izaho sy ny Ray dia Iray ihany, dia misy fomba fiaina takiana amin'ny mpino AZY. Izay mino Ahy no hanana ny fiainana mandrakizay hoy IZY. Ny Mino no tokony hofantarina hoe ezoterika izany sa ahoana ? Ny matetika hita eo amin'ny Kristianina sasany dia hoe izay mino ny teny sy mandalina azy no matotra eo amin'ny finoana. Ny olana anefa dia raha toa ka lasa fomba fijery azo avy amin'ny fampaisan-tsaina fotsiny ilay izy dia lasa poakaty. Fa ny tena izy dia amin'ny fanahy sy fahamarinana vao afaka manana fahalalàna feno satria miasa ny fanahy mahatsapa tsara izay tiana lazaina.
Mety mitombina ilay fomba fitenenan'ny Osho izay nilaza izay fahatsapany. Ny tokony tsy hohadinoina mihitsy dia lalina kokoa ny olona manao occultisme sy ezoterisma izay nahita ny Tompo sy ny olona mitoky amin'ny soratra fotsiny izay azo lazaina fa ny ankamaroan'ny Kristianina.
Nalaina t@ Wikipedia :
L'ésotérisme désigne un ensemble de mouvements et de doctrines relevant d'un enseignement élitiste caché, souvent accessible par l'intermédiaire d'une « initiation ».
Mifanohitra tanteraka amin'ny finoana kristiana misokatra ho an'ny olona rehetra ary tsy misy zava-miafina izany.
Ho anao izay manome lanja ny fanambaràna : nomelohin'i Jesoa amin'ny fomba hentitra mihitsy ny ezoterisma rehefa niseho t@ Jaona izy @ Apôkalipsy, @ epistily ho an'ny fiangonana 7.
Ka meteza ianao ho fay ary aza manao équivocation intsony fa famitahana vahoaka
9. voromailala
(
27/09/2013 08:17)

Mifanohitra tanteraka amin'ny finoana kristiana izay arahanao.
Raha ny tantara no jerena dia ny Templiers dia anisany nampiahasa ny ezoterisma, ary izay nodimbianin'ny Rose Croix avy eo.
Ny fiangonana ihany no namorona azy ireo, dia avy eo henjehina rehfea vita ny hilaivana azy.
10. moustaraf
(
27/09/2013 12:27)
Salama namana,
1°Izaho manokana dia efa nitondra lohahevitra iray teto momba an'io antichrist io fa ezahiko hofintinina tsotra:
-Ny fiangonan'ny Apostoly dia ilay nantsoin'izy ireo hoe "NAZARENA", fa tsy krisitiana
dikany: Ny apostoly sy ny fiangonana dia TSY NAHALALA an'izany Kristiana na kristy izany
-Amin'ny tantara grika dia bediabe ireo olo-malaza nomena ny fiantsoana hoe Christ , cresto, cristos,sns....Indrindra rehefa maty ka ivavahany
Ny fametahana ny fiantsoana kristy an'ilay Mesia dia fampitovizana azy @ ireo sampy natsangan'ny grika sy ny romana
-Ny teny antichrist mihitsy no tsy tokony ho hita ao anaty baiboly satria mampitsimbadika ny réalité véridique :
Ny mpino sy mpanaraka an'i Cristos (sampy grika) indray no TOA MARINA eo anatrehan'ny finoana, fa ilay tena IZY Yeshu'a HAMASHYARH indray no ihomehezana sy arabirabiana!
Efa ho an-drivony taona no nandentehana t@ vy mahamay tao an-dohan'ny olombelona fa ilay mpamonjy tonga tao Israely dia i Kristy (sampy grika) ary izay manohitra azy no antikristy!
@ version hebreo dia "Hamashyarh tsorerh" na ilay Mesia avy aoriana no nolazaina fa antichrist.
mazava be raha izany fa:
Yeshu'a no hamasyarh # jesus christ (grika) no hamashyarh tsorerh
2° Efa nentina teto koa ireo porofo milaza fa ny fiangonana lehibe (FJKM FLM...) dia manomboka manala an'ireo anarana tsy izy ao @ baiboly dikan-teny toy ny "Jehovah", izay fantatra fa noforonina tsotra izao taorian'ilay jesus christ,
-

11. Nehemiah
(
27/09/2013 12:48)
voromailala:
Mifanohitra tanteraka amin'ny finoana kristiana izay arahanao.
Tsy misy fifandraisana lôjika ny fanarahan'ny olona ny finoana 1 sy ny hamarinany.
Raha azoko tsara izany finoana ezôterika ny finoana kristiana aminao ? Miala tsiny, miala fondro, miala salohy 7 aminao aho fa tsy marina izany, raha vakiana tsotra izao ny Testamenta Vaovao ka tsy manandrana hampiteny ny mpanoratra ny zavatra tsy teneniny dia izay no izy.
voromailala:
Raha ny tantara no jerena dia ny Templiers dia anisany nampiahasa ny ezoterisma, ary izay nodimbianin'ny Rose Croix avy eo.
Ny fiangonana ihany no namorona azy ireo, dia avy eo henjehina rehfea vita ny hilaivana azy.
[/quote]
Dia ?
Tsy manaporofo ny hamarinan'ny occultisme na variraiventy aza izay.
12. Miharena
(
27/09/2013 12:49)
Henjakenjana ihany moa io resaka nalefan'ny namana Moustaraf io. Milaza mazava fa izay nianso Kristy mihitsy no atao hoe mifanohitra amin'ny tena Mesia.
Fa eo indrindra no anararaotako manontany hoe iza izany ireny miseho mazava amin'ny anaran'i Jesoa Kristy ireny?
Mety azo heverina ve hoe manana endrika azo aseho toy ireny Satana ohatra?
Ny manaraka dia hoe ny mpiteny Hebreo ve manana ireny fahitana ireny ary iza no efa nijoro Vavolombelona ny amin'izany?

13. moustaraf
(
27/09/2013 13:27)

Tsotra BE ny fomba entina mijery sy mamantatra ny marina:
-Iza no nomena ny Mpaminany? Ny Hebreo (jiosy sy Israely)
-Ny mpaminany ve efa naminany momba ny Mesia? ENY
-Aiza no ahitana an'izany? Bokin'ny mpaminany (baiboly T.T)
-Mazava tsara ve ireo faminaniana ireo? ENY
-Inona daholo no efa voalaza?
Ny foko ipoirany
Ny toerana hahaterahany
Ny iraka sy ny asa izay hataony
Ny handavan'ny jiosy azy
Ny hamonoana azy @ hazo
Ny hitsanganany @ maty
Ny hiverenany any an-danitra
Ny mbola hiverenany indray hitsara ny velona sy ny maty
Ny ANARANY
Ny hanovana an'io ANARANY io @ anaran-tsampy
sns....
-Hisy fivavahana avy @ jentilisa hisandoka ary hampiaiky ny maro @ ANARANY
-Hisy fanjakana hafa eny @ rivotra (@ lanitra), ary haka ny toeran'ilay Mpamorona:
hanao fahagagana, hampanonofy sy hampahita fahitana, hanasitrana, handatsaka fanahy afo avy any an-danitra,
Misy aza @ faritra iray eto M/kara olona iray mahalala hatramin'ny fotoana hahafatesan'izay olona tsaboiny (milaza ho solon'i Nenilava)
-Ny fahitana ho an'ny hebreo dia sendraina avokoa na avy @ Elohym na avy @ ilay mpakatahaka, ary ilay teny hebreo mihitsy dia mifono hery sy zava-dalina!
14. moustaraf
(
27/09/2013 13:39)
Mitovy @ io resaka Kristy io ihany no nitondranay porofo t@ ireo mpitondra fivavahana lazaina fa zokiny ireo taona maro lasa izay, ary niadina hevitra ny momba an'ilay "tétragramme" sy ny Jéhovah, izay ela dia ela vao niaiky ankolaka izy ireo fa hay anarana tsy misy fotony akory ilay Jéhovah, izay noforonina pretra katolika nivadika ho protestanta (vakio ny histoire cachée de l'église)
Aty @ taona 2012 vao nesorina tsikelikely ao anaty baiboly ilay Jehovah
Ahoana ary izany ireo mpino marobe izay nampiantsoana an'io anaran-diso io hatramin'izay?
Hatramin'izao aza moa dia tsy mety miaiky ny sain'ny mpino sasany fa diso ilay anarana!!! na dia ny lehibeny izao aza no efa manala an'ilay izy!
ahoana ary ilay hoe:
"ANDRAMO KA IZAHAO FA TSARA JEHOVA" hay ka bala rora fotsiny!!!

15. Nehemiah
(
27/09/2013 13:39)
moustaraf:
-Ny fiangonan'ny Apostoly dia ilay nantsoin'izy ireo hoe "NAZARENA", fa tsy krisitiana dikany: Ny apostoly sy ny fiangonana dia TSY NAHALALA an'izany Kristiana na kristy izany
Ahoana ihany ny Asa. 11:26 nodianao fanina hatrizay ? Ary nahoana no nampiasa ny voambolana "kristiana" i Agrippa @ Asa. 26:28 fa tsy "Nazarena" :) ?
moustaraf:
-Amin'ny tantara grika dia bediabe ireo olo-malaza nomena ny fiantsoana hoe Christ , cresto, cristos,sns....Indrindra rehefa maty ka ivavahany
Ny fametahana ny fiantsoana kristy an'ilay Mesia dia fampitovizana azy @ ireo sampy natsangan'ny grika sy ny romana
Izaho izao rehefa mamaky zavatra hoatran'ireny dia mieritreritra anakam-po hoe : "Fa heverin'ireny sekta ireny ho inona loatra ny Malagasy ? Kôndrana ve ?"
moustaraf:
-Ny teny antichrist mihitsy no tsy tokony ho hita ao anaty baiboly satria mampitsimbadika ny réalité véridique
Ahoana izany no andikana ny voambolana grika "antichristos" izay midika hoe "manohitra ny Mesia" :-) ?
moustaraf:
2° Efa nentina teto koa ireo porofo milaza fa ny fiangonana lehibe (FJKM FLM...) dia manomboka manala an'ireo anarana tsy izy ao @ baiboly dikan-teny toy ny "Jehovah", izay fantatra fa noforonina tsotra izao taorian'ilay jesus christ
Tsy manaporofo inona na inona momba ny hamarinana na hadisoan'ny finoana kristiana izay.
16. Nehemiah
(
27/09/2013 13:43)
moustaraf:
Misy aza @ faritra iray eto M/kara olona iray mahalala hatramin'ny fotoana hahafatesan'izay olona tsaboiny (milaza ho solon'i Nenilava)
Mahalala ny ho avy izany izy ireo ? Ny zavatra mbola tsy nitranga ?
17. Miharena
(
27/09/2013 13:55)
Araka ny resako teo aloha moa dia hoy aho hoe efa misy ve azo aroso ny fisehoan'i Elohim sy Yeshua amin'izao fotoana izao? Inona no fahafantaranao ny fitoriana teny teto Madagasikara hatrizay nidiran'y finoana izay? Raha nisy ireo fifohazana lehibe teto ary nanakoako eran-tany, inona no nataon'i Elohim tamin'izany? Ahoana no mbola avela hitohy izany ary inona no tena fikasàna farany?
18. voromailala
(
27/09/2013 14:05)
Nehemiah> Ny finoana rehetra dia misy Ezôterika daholo, ginôzy izy amin'ny finoana kritsianina, soafisita izy amin'ny finoana silamo,vajray?na amin'ny bouddhiste sns..... fa taty aoriana dia nolavina ary nesorina tao anatin'ny finoana.
Jereo tsara tamin'ny konsily niekea vao nolavin'ny fiangonana ny ginôzy (gnose).
Eto misy resaka milaza fa i Jesoa dia ginôstika.

19. Nehemiah
(
27/09/2013 14:32)
Feno hadisoana ilay rohy. Ao ilay arira momba ny resaka konsily tany Nikaia, ao ny filazany fa nitsangana t@ maty i Osiris (nanjary tompon'ny enfers izy fa tsy nitsangana t@ maty mihitsy :) ), miaraka @'ilay fisainan-diso ara-tarazo (ny fitadiavany hanaporofo fa satria mitovy fiavy @ fivavahan'i Mithra ny finoana kristiana dia diso ny finoana kristiana :) ), ao ny filazàna fa tsy hita @ Testamenta Taloha ny fampianarana momba ny fitiavana ny fahavalo, ao ny filazàna fa mifanohitra ny fitantaran'ny Evanjely.
Ankoatran'izay dia miseho hatrany ny maha-mpandrebireby saim-bahoaka anao satria efa nifampiresahantsika aty ny resaka gnôstika, nametraka porofo aho fa hosoka ny asa soratra gnôstika, tsy nodisoinao na variraiventy aza ilay izy, kanefa mbola mitompo teny fantatra amiko fa tena izy ny gnose.
Kanefa moa raha t@ kônsily tany Nikaia voa nolavina ny gnose dia nahoana no milaza ny Apôstôly Jaona @ 1 Jn. 1:8 hoe Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika ?
Tsotra ny valiny : satria efa nanomboka nitsofotsofoka anatin'ny finoana kristiana ny gnose izay milaza fa tsy misy ny ota, ka manohitra mafy an'ilay izy ilay Apôstôly.

20. voromailala
(
27/09/2013 14:44)
Nehemiah> Raha hosoka ny Gnôstika dia hosoka koa ny ao anaty baiboly satria niaraka hita tany Nag Hammadi ny hampahany tamin'i izy roa ireo.
Raha ny fikarohana no jerena dia nisy novaina ary nisy nanasorana ny tao anaty baiboly tamin'ny androny Nikaia.