Fantatrao ve i Mère Amma?
1. voromailala
(
15/07/2013 15:05)
Salama daholo
Misy vehivavy Indiana Mata Amritanandamayi na Mère Amma iray izay nahazo Prix Nobel de la Paix, mizara fitiavana maimaipoana.
ahoana ny fahitanao azy?
Eto misy famintinana kely Mère Amma

répondu par voromailala le 23/07/2013 12:12
2. RBNIR
(
15/07/2013 17:09)
voromailala:
Salama daholo
Misy vehivavy Indiana Mata Amritanandamayi na Mère Amma iray izay nahazo Prix Nobel de la Paix, mizara fitiavana maimaipoana.
ahoana ny fahitanao azy?
Eto misy famintinana kely Mère Amma
Faly miarahaba namana,
Fantaro tsara hoe iza marina i JESOSY KRISTY http://forum.serasera.org/forum/message/m4ffe73717ce13#m5142cbc9e4ad6
Dia ianao ihany dia afaka hamaly ny fanontanianao.
I Paoly apostoly dia nihevitra fa nanana ny tena fivavahana marina tokoa, nefa nony nahafantatra tsara an'i Jesosy izy dia hoy ny namabarany « Eny tokoa, fa ataoko ho fatiantoka avokoa ny zavatra rehetra noho ny fihoaran'ny hatsaran'ny fahalalana an'i Kristy Jesosy Tompoko, Izay niaretako ny fatiantoka ny zavatra rehetra, ka ataoko ho taimboraka ireny mba hahazoako an'i Kristy; » (Fil.3:8)
Nataony ho taimboraka ny fahalalany rehetra mba hahazoany an'i Kristy.
Dia toy izay koa, maro ireo fivavahana toa mahasodoka sy toa marina nefa hoy aho aminao hoe manaova otran'i Paoly apostoly.
Samia ho tahin'ny Tompo daholo indray
3. sitlo
(
15/07/2013 19:19)
Ireny no antsoiko hoe maskotin'ny tandrefana. Na lamboridy itazomana ny omby sao mitrifana.
4. voromailala
(
16/07/2013 08:04)
RBNIR>Misaotra amin'ny valiteny. Ny fahitanao ianao manokana ny zavatra nataony, fa tsy ny fahitan'ny Baiboly azy.
stilo> tsy azoko ilay valiteny fa afaka hazavaina misimisy ve?.
Raha azo hatao izany hoe ianao no mamaly fa tsy ny Baiboly no angalana valiteny.
Hoe tsara ve ny zavatra hataony? Mizara fitiavana, manampy amin'ny fanaganana hopitaly, fianarana,ny olona mahantra, sns.......

5. RBNIR
(
16/07/2013 10:27)
voromailala:
RBNIR>Misaotra amin'ny valiteny. Ny fahitanao ianao manokana ny zavatra nataony, fa tsy ny fahitan'ny Baiboly azy.
Faly miarahaba namana,
Mitovy fijery an'i paoly apostoly aho namana, amiko izy dia karazan'ireo mahasodoka ihany saingy tsy ho atakaloko an'i Kristy Jesosy mihitsy.
Samia ho tahin'ny Tompo e
6. voromailala
(
16/07/2013 12:14)
RBNIR> Faly miarahaba sy mitafa.
Ianao no mety hoe mahita hoe mitovy fijery amin'ny paoly aho fa izaho kosa tsy mahita izany.
Ary tsy milaza mihintsy aho fa ny zavatra lazaiko no marina satria ny marina amiko tsy voatery marina aminao, ary ny marina aminao tsy voatery marina amiko, toy ilay fampitahana amin'ny Paoly nataonao teo.
Ny fahamarinana dia miankina amin'ny tsirairay.
Izao dia midera ireo olona mpanasoa na inona na inona finonany, aleoko aza mahita olona tsy mino an'Andriamanitra nefa manao tsara sy ny soa amin'ny fiarahamonina toy izay olona mpandalina Baiboly mpivavaka kanefa manao ny tsy mety.

7. Nehemiah
(
16/07/2013 15:26)
voromailala:
Ny fahamarinana dia miankina amin'ny tsirairay.
Izay fahamarinana izay koa izanymiankina @ ts11 raha azoko tsara :-) !
9. Nehemiah
(
17/07/2013 05:30)
Asakasakareo fa izaho aloha dia matoky ny tenin'Andriamanitra hoe ny akoho no voalohany :).
10. voromailala
(
17/07/2013 07:45)
:-) ary mahatoky koa izany ianao fa tonga dia namboarin'Andriamanitra ny olona fa tsy nihainga taminy rajako na cellule, sns.....?
I Adama sy Eva no voalohany dia ahoana avy eo no nahatonga ny olona lasa be dia be? sa niray tamin'ny reniny ny zanany?

11. RBNIR
(
17/07/2013 08:02)

Faly miarahaba,
Tsy mino ianao, ary efa mba voavakinao tsara v ilay rohy nozaraiko ery ambony ery sa maika hamaly fotsiny ianao ? Vakio tsara amin'ny fo tony dia aza asiana pré-juger. Raha azonao atao aza dia mivavaha ary mangataha Aminy hanazava ny sainao.
Ampitiavana no ilazako izany
Samia ho tahin'ny Tompo e,
12. Nehemiah
(
17/07/2013 08:08)
Tadaa ! Rehefa misy olona tsy mino ny Baiboly dia mazàna dia mazàna resaka tsy finoany ny Genesisy. Tsy omeko tsiny ianao satria manerana ny lafin'ny fiaraha-monina rehetra ny fandrebirebena saim-bahoakan'ny evôlisiona.
Ka raha tena liana @ eritreritro momba an'izay sy ny hoe mifanohitra @ zava-misy ara-tsiansa ve ny Baiboly dia entaniko ianao hamaky an'ireto rohy ireto :
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana :
http://forum.serasera.org/forum/message/m516c1775b7305
http://forum.serasera.org/forum/message/m516e3dabe136d
http://forum.serasera.org/forum/message/m516f8ca5df098
http://forum.serasera.org/forum/message/m517a9abb8c364
Mazotoa :p
http://forum.serasera.org/forum/message/m517bda0cbb11c
http://forum.serasera.org/forum/message/m517e0d54919ab
http://forum.serasera.org/forum/message/m517f65b1ae752
http://forum.serasera.org/forum/message/m5180b7642e29c
http://forum.serasera.org/forum/message/m5182169ddda7a
Ny fiheveran-dison'i Darwin
http://forum.serasera.org/forum/message/m51876950d0158
http://forum.serasera.org/forum/message/m5188bec81e49b
http://forum.serasera.org/forum/message/m518a1087ed950
http://forum.serasera.org/forum/message/m518c9dd864e64
http://forum.serasera.org/forum/message/m518cb538caa1e
http://forum.serasera.org/forum/message/m518ddf68cc34f
http://forum.serasera.org/forum/message/m51908ac9b72f2
http://forum.serasera.org/forum/message/m5191d57765a0e
http://forum.serasera.org/forum/message/m51963677e6d7e
Raha ny fanontaniana faha-2 indray dia araho ity rohy ity :
http://forum.serasera.org/forum/message/m5136f9f6a729e/20
Ny hafatro miloko volomparasy no mahavaly azy.

13. nilex
(
17/07/2013 10:02)
Asa na i Amma izay lasa andriamanitry ny finoana hindouisme no lazainao na iza fa malaza be any inde izy io ary toy ny fihevitry ny kristianina an'i Jeso kristy no fihevitry ny hindouiste azy.
14. voromailala
(
17/07/2013 10:08)
RBNIR>Nehemiah> Hatambatro ny valiteny. nanaraka dogma ohatra anareo aho taloha, noho izany tsy tena vaovao loatra amiko ny finoana Kristianina.
Araka ny lazaiko hoe "Erudit" ianareo, mahay tsara ny Baiboly,amin'iny aloha tsy hidiako hevitra fa mahay lavitra noho izaho ianareo amin'io taranja io.
Fa raha ohatra ka mahavita ny zavatra vitan'i Mere Amma ianareo, dia midera tanteraka anareo aho. Izany hoe mizara fitiavana amin'ny olona rehetra, hoy Kristy "Tiavo ny namanao" ary koa "Tiavo ny fahavalonao".

15. RBNIR
(
17/07/2013 10:26)
nilex:
Asa na i Amma izay lasa andriamanitry ny finoana hindouisme no lazainao na iza fa malaza be any inde izy io ary toy ny fihevitry ny kristianina an'i Jeso kristy no fihevitry ny hindouiste azy.
Zava-miafina ambadik'ireny finoana hafa ireny:
Takona ao ampon'ireo olona manaraka azy ireny i Jesosy Kristy Tompo.
Tsy mino an'i Jesosy Tompo intsony ny olona nefa izao no fanambaran'Andriamanitra momba Azy:
« Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny Zanani-lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy , fa hanana fiainana mandrakizay . » (Jao.3:16)
Voasoratra ihany koa fa : « Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. » (Asa.4:12)
Jesosy irery ihany no lalana tokana nomen'Andriamanitra.
Fehiny: vokatr'ireny finoana samihafa ireny dia ilay famonjena mihitsy no lasa takona ao ampon'ny ankamaroan'ny olona ary matetika dia ny moramora sy mahafinaritra ary manome fahafahana hatrany no tena mahasodoka ny olona.
Koa raha famonjena marina no tena tanjona dia mahaiza misafidy.
Safidy tokoa io nefa izaho miteny ihany hoe diniho tsara aloha izay vao misafidy satria iankinan'ny fiainanantsika mandrakizay, ary mangataha amin'Andriamanitra fa Izy hanoro anao.
Samia ho tahin'ny Tompo
16. voromailala
(
17/07/2013 13:07)
nilex:
Asa na i Amma izay lasa andriamanitry ny finoana hindouisme no lazainao na iza fa malaza be any inde izy io ary toy ny fihevitry ny kristianina an'i Jeso kristy no fihevitry ny hindouiste azy.
Hindouiste izy fa tsy izay olona lazainao zay, mety Khrisna angambany no tianao lazaina. Olona tsotra izy ,manao asa soa fotsiny, jereo amin'ny google na le rohy io ambony io anie.
17. voromailala
(
17/07/2013 13:15)
RBNIR:
nilex:
Asa na i Amma izay lasa andriamanitry ny finoana hindouisme no lazainao na iza fa malaza be any inde izy io ary toy ny fihevitry ny kristianina an'i Jeso kristy no fihevitry ny hindouiste azy.
Zava-miafina ambadik'ireny finoana hafa ireny:
Takona ao ampon'ireo olona manaraka azy ireny i Jesosy Kristy Tompo.
Tsy mino an'i Jesosy Tompo intsony ny olona nefa izao no fanambaran'Andriamanitra momba Azy:
« Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny Zanani-lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy , fa hanana fiainana mandrakizay . » (Jao.3:16)
Voasoratra ihany koa fa : « Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. » (Asa.4:12)
Jesosy irery ihany no lalana tokana nomen'Andriamanitra.
Fehiny: vokatr'ireny finoana samihafa ireny dia ilay famonjena mihitsy no lasa takona ao ampon'ny ankamaroan'ny olona ary matetika dia ny moramora sy mahafinaritra ary manome fahafahana hatrany no tena mahasodoka ny olona.
Koa raha famonjena marina no tena tanjona dia mahaiza misafidy.
Safidy tokoa io nefa izaho miteny ihany hoe diniho tsara aloha izay vao misafidy satria iankinan'ny fiainanantsika mandrakizay, ary mangataha amin'Andriamanitra fa Izy hanoro anao.
Samia ho tahin'ny Tompo
Misaotra anao amin'ny valiteny sy ny fijerinao.
Raha teraka tany Inde ianao dia mety hiteny ohatran'izay ihany koa fa ny mifamadika fotsiny.
Amiko manokana izany, dia tany ampidohana dia mitovy daholo ny zavatra tian'ireo maitre spirituel rehetra lazaina tany ampiadohany (Kristy, Mohamed, Khrisna,Bouddah,......), fa ny olona taty aoriana no nanova ny fampianarana ka samy nanagana finoany ka lasa mifanenjika nihafarany.
Amiko manokana, amiko hoy aho, dia efa tsy manaraka ny tokony hoy izy intsony ny fivavahana rehetra: katolika, protestanta, bodista, hindoista, silamo, sns...... efa niova ary novain'ny olombena. Tamin'ny alalan'ny concile sns......
Anjaran'ny tsirairay no mitady ny fahasambarana, fahamarinana, fa tsy tokony hiankina amin'ny dogma,eglizy, na pretra, na pasitera, na imam,na dailama sns.......
18. RBNIR
(
17/07/2013 14:16)
voromailala:
Raha teraka tany Inde ianao dia mety hiteny ohatran'izay ihany koa fa ny mifamadika fotsiny.
Izaho afaka ny misafidy tsara na dia tsy mipetraka tany inde aza satria mino aho fa mety misy finoana toa io eto Madagasikara,
Saingy....... efa fantatro ny MARINA namana ka efa nisafidy aho,
Mitaona ny namana aho tsy ho diso lalana,
Samia ho tahin'ny Tompo
19. Nehemiah
(
17/07/2013 14:27)
voromailala:
RBNIR>Nehemiah> Hatambatro ny valiteny. nanaraka dogma ohatra anareo aho taloha, noho izany tsy tena vaovao loatra amiko ny finoana Kristianina.
Araka ny lazaiko hoe "Erudit" ianareo, mahay tsara ny Baiboly,amin'iny aloha tsy hidiako hevitra fa mahay lavitra noho izaho ianareo amin'io taranja io.
Fa raha ohatra ka mahavita ny zavatra vitan'i Mere Amma ianareo, dia midera tanteraka anareo aho. Izany hoe mizara fitiavana amin'ny olona rehetra, hoy Kristy "Tiavo ny namanao" ary koa "Tiavo ny fahavalonao".
Tsy azoko mihitsy ianao : mitaky valiny ara-pisainana @ fihaikàna napetrakao ianao, nony injay ataoko izany dia ahifikao hoe érudit aho érudit...
20. voromailala
(
17/07/2013 14:59)
Nehemiah> normale raha tsy azonao aho, satria tsy ara-pisainana ny valiny tadiaviko.
Raha mbola arapisainana dia zay le hoe érudit, dia rehefa misy érudit mahay kokoa noho ianao dia lasa manaraka azy indray ianao avy eo, sns....