Fantatrao ve i Mère Amma?
41. Nehemiah
(
22/07/2013 15:18)
Asa avy taiza izay Jesoa lazainao izay fa ny ahy indray dia ilay Jesoan'ny Testamenta Vaovao izay nilaza hoe ny Soratra Masina tsy azo foanana :)
42. voromailala
(
23/07/2013 07:47)
Nehemiah> Ny Testamenta vaovao dia tsy tenin'Andriamanitra ranoray, satria efa novain'ireo mpanolotsainan'i Constantin ny tao anatiny. Ary tsy izy irery fa tamin'ireo Concile maro nifandimby.
Voa porofo izany tamin'ny fampaitahaina ny ao anatin'ny Testamenta vaovao sy ireo arsiva hita tany Egypta sy tany Qumran.
Jereo ilay oronantsary momban'ny Manuscrites de la Mer Morte dia ho hitanao fa azo foanana ny ampahan'ny soratra masina.

43. Nehemiah
(
23/07/2013 08:00)
Lol beuh.
T@ taon-100 voalohany ny manuscrits-n'ny Testamenta Vaovao taloha indrindra ananantsika, ary tsy lazaiko ny kristiana t@'izany andro izany izay nitanisa azy, ary tena mitovy @ Testamenta Vaovao ananantsika ankehitriny.
Ny kônsily tany Nikaia nandraisan'i Constantin anjara dia t@ taon-jato fah4 (ary tsy nanova inona na inona izao izy).
Iny fotsiny dia efa ampy androndanana an'ity fampaniaran-diso 1 avoitrao ity.

44. voromailala
(
23/07/2013 12:11)
Nehemiah> Alalino tsara ny tantaran'ny loharan'ilay baiboly eo andohampandrinanao fa i Constantin izay amperora romanina tamin'izany no anisan'ny nampanoratra sy nanova ny tao anaty baiboly. ary any Vatican ny baiboly antitra indrindra hita: Codex Vaticanus
Aoka ho fantatry ny mpisera fa i Constantin dia tsy kristinianina alohan'ny ahafatesany izy vao nangataka hatao batemy.
Hitany fa mety hampandry ny Empire tany roma ny fanarahana ny fivavahana kristianina, dia zay no nahatonga azy nanapakevitra naka eveka natao mpanolotsaina ka nanao ny dogma, sy nanova ny fandikana ny baiboly hifanaraka amin izany.
Ary nanapakevitra izy fa fivavahana kristinina no hofivavahan'ny empire. Izay no nahatonga ny fivavahana hoe Katolika Romanina.

45. voromailala
(
23/07/2013 12:12)
Lasa mivoana amin'ny lohahevitra ilay izy, fa aleo manao sujet vaovao raha hiresaka momba an'io isika.