Ahoana ny hevitrareo @ vady tsy mety manao n'inon'inona?
1. kamory
(
23/11/2010 16:33)
Miarahaba anareo rehetra eo @ resa-behivavy aloa aho,ary mangataka ny hevitrareo, inona no tokony atao?
répondu par Miharena le 16/01/2012 15:26
2. Massnatany
(
23/11/2010 17:33)
kamory o,
ilay vady io lahy sa vavy klo e? lol
raha vavy dia andramo hoe ny lazain coran, fa amnio antony io ary io ihany no azon lahy kapohina hono ny vady (lol)
fa rahefa avy natao daholo ny fitalahoana rehetra an!!
ary tsy azo asinao marika izy na mangana , na ratrainao, na kasihinao any amin'ny tarehiny hono ...
tsy azonao tapahina koa ny taolany
ary farany tena farany >> tena tsy azonao atao maharary azy koa hono izany, izay no lazain'ny coran ... hihih
fa raha lahy ny vadinao ... dia hafanao tsara arak'izay azonao atao mihitsy, na ovay ny ranomanitrao so de tsy tiany loool .
fa ameo vaovao ihany klo a
3. Massnatany
(
23/11/2010 17:34)

4. kamory
(
24/11/2010 11:07)
Tsy azoko mintsy hoe: hafanaina @ ahôna! Ary inona no hifandraisan'ny ranomanita @izany.
5. sylvaine
(
24/11/2010 11:58)
Inona no antony tsy anaovany n'inona na inona aloha???la lahy na vavy samy mandray andraikitra daholo na @ rehetra,ary maninona moa rehefa tsy manao izy dia mba tsy manao koa enao,ahitana ny vokany hoe ahoana!aza manao na inona na inona koa.
6. hery
(
24/11/2010 14:48)
Tena tsy manao ninon'inona tokoa ve? Sao dia efa manao zavatra betsaka hafa izy any ivelany? Asa sns?
Marina fa ilaina ny mifanampy ao an-tokantrano. Samy tokony handray anjara daholo fa izay no fifanampiana. Indraindray nefa ilay rangahy ohatra reraky ny asa any ivelany dia tsy afaka manampy an-dRamatoa intsony ao antrano. Tsy tokony hifanome tsiny fa asaina ataony izay kely vitany.

7. kamory
(
24/11/2010 15:02)
tena variana aho ry hery mamaky ny hevitrao, tena kivy tanteraka aho satria efa nampiasaiko daholo ny fomba rehetra tafiditra anatin'izany ny tsy firarahina ny tokan-trano :fa saingy ny tenako fotsiny no sorena @ fahitàna ny korontana ato an-trano ,koa dia naleoko nanao ihany fa ataoko ho fahafinaretan'ny masoko ny manadio, milamina,mahandro sakafo mikarakara ny ankizy.
Rahoviana vao hisy ny fiovana hiandry ny MANA milatsaka avy any an-danitra angamba;
Izany no tena hoe: tsy mana-katao afa-tsy ny mihinana dématory démilalao izy; Na ny asa aza mbola kamo izy in-1in-1.
Rahoviana vao hisy ny fiovana hiandry ny MANA milatsaka avy any an-danitra angamba;
Izany no tena hoe: tsy mana-katao afa-tsy ny mihinana dématory démilalao izy; Na ny asa aza mbola kamo izy in-1in-1.
8. sylvaine
(
24/11/2010 15:19)
Ilay mihinana!!iza no mahandro???sa mbola enao daholo koa!!Izao ihany anie no mahatonga ny mpivady hisaraka eh,ary tena olona kamo tsy misy ilaina azy marina izy zany ka,sao kosa ary izy miasa alina dia reraka ny atoandro.Ary ny ankizy ve efa lehibe manampy sa mbola kely koa!ampirisiho ny ankizy hiteny azy hoe mba ataovy ity.
9. kamory
(
24/11/2010 15:48)
tsy miasa alina izy ,ary izahako daholo no mahandro fa izy mamatam-bonina fotsiny; ny ankizy indray aloha dé soa ihany fa efa mba lehibe ny 2 e! fa na ny ankizy ary hitako fa leo azy mintsy e! ary tsy mivaky loha @izany izy na miteny aza ny ankizy.
10. hery
(
25/11/2010 16:34)
Sarotra be aloha io raha vao izy no miasa e.
Tsy maintsy hiteny foana izy hoe reraka miasa aho fa mba ataovinao. Ary raha sendra tsy manao na tsy mahavita ianao dia rombo be.
Ny lehilahy rehefa manao raharaha ao antrano dia tokony resaka volonté ilay izy. Izy tenany no tokony ho faly amin'ilay izy. Tantarao anazy fotsiny raha misy lehilahy hafa hitanao manao raharaha manodidina anareo sns. Ny vadin'ny namanao ohatra. Na rehefa le mandeha any antranon'olona ireny ianareo (misy fety na mivahiny) ka misy lehilahy manao raharaha dia deraderao mihitsy (Derao ilay lehilahy fa aza haratsiana ny ramose-nao)
Mety ho tonga saina ihany izy.

11. kamory
(
26/11/2010 07:17)
Tena misaotra anao ry Hery fa tena tsy tonga saina t@ izany hoe: dokafana ilay lehilahy ny oul izany aho ,fa raha ny fampitahana ny vadin'oul miasa sady manao rarah d'efa nataoko fa tsy nisy fiovàna,ny tena mandreraka anie dia izy sady efa tsy manao no mbola manakiana izay ataonao e! Tsy misy sitraka mihintsy na ratsy natsara ataonao ; @ izay na efa mitete ambakin'ny antsembohanao aza mbola mahita lazaina fôna izy.Rehefa mikipy angamba ny masoko 2 izay vao hiova izy.Asa anefa !
12. sylvaine
(
26/11/2010 10:45)
ô ry kamory a,aza mivakla @zany aky ah!ataovy tsara ny raharahandry de avelao izy himenomenona eo.karakarao tsara ny ankizy sy ny tokatrano fa izy avelao anao ny tenany eo,ohatra tsy pasohina ny akanjony sns...aza mora kivy eh
13. hery
(
26/11/2010 10:56)
kamory> io nolazain'i sylvaine io mihitsy no tena tokony hatao. Aza mivaky loha amin'izay lazainy fa ny ataonao no ataovy. Ny antony anaovanao izay tokony hataonao rahateo dia tsy hoe mitady sitraka aminy akory fa ny adidinao no ataonao. Ary tsy afaka manao mihoatra noho izay vitanao ianao.
Misy lehilahy tsy mahay mankasitraka izany mihitsy ka aza mitady sitraka.
Misy lehilahy tsy mahay mankasitraka izany mihitsy ka aza mitady sitraka.
14. kamory
(
29/11/2010 14:38)
tena izany hevitry Sylvaine izany mintsy no efa ataoko fa dia misotra anareo sy Hery @ fampaherezana sy ny fanoroana, tsy sanatria akory mitady sitraka aho fa ny zavatra tadiaviko dia refa tsy mavita n'inin dia tokony mikombona ny vava fa tsy be menomenona.
15. sylvaine
(
05/12/2010 14:35)
tsy misy isaorana aky an!ny ahy ny teniko dia mahereza fa betsaka ihany ny lhl tsy miraharaha ny tokatranony ankehitriny!!asa variana @ net loatra lol
16. kamory
(
05/12/2010 22:40)
Ny anay anie refa tsy manao PS3 dé mijery télé e! raha tsy izany dia mihinanan-kanina dé matory e! Koa izany ve tsy hakaleo! soa ihany fa efa zatra ny tena e!
19. mmmhh
(
04/01/2011 13:57)
Aza mivaky loha @ zany fa ataovy ho fahafinaretana ho anao ny manao ny raharaha ao an-trano,
Rah zah manokana aloha tsy mampaninona ahy izany e; nefa zahay roa samy miasa, tsy manana mpanampy fa ataoko fahafinaretana ho ahy ny fanaovana rahrah ao an-trano,
Manao izy.........tsara
Tsy hanao izy ......zah finaritra
Nefa zahay roa samy miasa an,
Izy te hanampy an'ah ndray aza hitako manelingelina be an'ah,
eny tkou, reefa any andro izao miova izy ka te hifanampy aminao de jereo tsara fa tsy tianao maintsy ary tena ho hitanao fa manelingelina be anao izy,

20. felicia
(
04/01/2011 22:47)
samy reraka io de samy mifanampy...
mmmhh: