Ahoana ny hevitrareo @ vady tsy mety manao n'inon'inona?

41. Miharena ( 16/01/2012 15:26)
Raha olona variana amin'ny PS3 dia efa addicted izany izy ary manomboka mitotongana be ny sainy fa mila taitairina ny olona toy izany mba hiaina amin'ny réalité fa tsy virtuel eo foana. Asa na mba azon'i Kamory atao ny miresaka aminy mba mitsangatsangana miaraka ny weekend. Mitsiika fianakaviana ohatra na mandehandeha eny ambanivohitra maka rivotra madio. Mitady activité iarahana ary asiana lera ny zavatra rehetra fa tsy avela hanaram-po amin'ny playst eo foana izy na eo ambody ecran eo foana. Ny télé aloha dia mety raha samy mijery eo nareo dia mba manao commentaire ny zavatra hita eo. Mila miresaka fa raha tsy izany dia very be ny rangahinao Kamory an!

Tsy hita fa lasa olona tezaina indray izany ingahirainy eto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2005