Miteraha, mamenoa ny tany. Anjakao ny zava-boahary
1. rakapy
(
01/03/2010 10:13)
"Miteraha ary mamanoha ny tany" ," Anjakao ny zava-boahary"
Dia teny avy ao anaty baiboly.
Raha dinihina lalina anefa dia toa midika hoe vonoy ny tenanareo ary simbao ny planeta tany?.
Dia teny avy ao anaty baiboly.
Raha dinihina lalina anefa dia toa midika hoe vonoy ny tenanareo ary simbao ny planeta tany?.
répondu par fijo le 11/03/2010 22:50
2. Djhamhal
(
01/03/2010 11:46)
miteraha ary mamenoa ny tany , midika fa ilaina ny fisian'ny olombelona eto ambonin'ny tany mba hikarakara ny zava-boahary ! zany oe hifehy ny zava-boahary ; oh: hifehy ny fambolena sy ny fiompiana ary hampiroborobo azy ireo!
4. ikaretsaka
(
01/03/2010 22:12)
le hoe "anjakao" no niova ny sens ny taty aoriana...
lasa hoe exploite-o au maximum
lasa hoe exploite-o au maximum
5. Ratoa
(
01/03/2010 22:15)
Raha dinihina lalina anefa dia toa midika hoe vonoy ny tenanareo ary simbao ny planeta tany?.
Raha adika vilana hoe!!!
7. Ratoa
(
01/03/2010 22:45)
le sens an'ny anjakao @ zao fotoana kosa io edia ahoana koa no ilazanao an'izany? "anjakao Madagasikara" izany dia midika hoe simbao i Madagasikara dia vonoy ny tenanao ar aringano ny gasy!!!!dray dray dray dray
8. ikaretsaka
(
01/03/2010 23:11)
ie.. @ zao fotoana izao ataoko izany no andraisan'ny olona ny sens an'ilay "manjaka"
9. rakapy
(
02/03/2010 07:30)
Hoy i Djahamal
Hoy Ratoa
Hoy Ratoa
Inona nefa no zava-mitranga???
miteraha ary mamenoa ny tany , midika fa ilaina ny fisian'ny olombelona eto ambonin'ny tany mba hikarakara ny zava-boahary ! zany oe hifehy ny zava-boahary ; oh: hifehy ny fambolena sy ny fiompiana ary hampiroborobo azy ireo
Hoy Ratoa
Raha adika vilana hoe!!!
Hoy Ratoa
dia ahoana koa no ilazanao an'izany? "anjakao Madagasikara" izany dia midika hoe simbao i Madagasikara dia vonoy ny tenanao ar aringano ny gasy!!!!dray dray dray dray
Inona nefa no zava-mitranga???
10. Ratoa
(
02/03/2010 13:01)
Inona nefa no zava-mitranga???tsy didy na hafatra avy AMINY mihitsy izany satria Izy tsara sy tonga lafatra ka tsy afaka hamoa ratsy _ arakara - tarehy voanjavatra hoy ny tenintsika_
11. Mirananirina
(
02/03/2010 16:05)
Raha dinihina lalina anefa dia toa midika hoe vonoy ny tenanareo ary simbao ny planeta tanyiza anefa izao no tena mamono olona be indrindra eh,tempete,tsunami,tremblement de terre sns..............ary tena misesy mihitsy izy izao ka asa izay hiafarantsika ity.Dia hoe nanota indray ny zanak'olombelona ka novonoina tssss..........ny planeta izany moa efa simba .
12. rakapy
(
02/03/2010 16:41)
Hoy i Mirananirina
Ka ny mampihomehy anie dia tsy azo lazaina fa mamono olona A/tra e!
Ny planeta moa tsy maintsy simba satria miamaro ny olona ary samy manana ny filany avokoa, Mazava ho azy fa ny planeta no ampiasainy.
Hoy Ratoa
Fa teny avy aiza hono io hoe "miteraha ary mamenoha ny tany " sy "Anjakao ny zava-boahary" io?
Hoy Ratoa
????
iza anefa izao no tena mamono olona be indrindra eh,tempete,tsunami,tremblement de terre sns..............ary tena misesy mihitsy izy izao ka asa izay hiafarantsika ity.Dia hoe nanota indray ny zanak'olombelona ka novonoina tssss..........ny planeta izany moa efa simba .
Ka ny mampihomehy anie dia tsy azo lazaina fa mamono olona A/tra e!
Ny planeta moa tsy maintsy simba satria miamaro ny olona ary samy manana ny filany avokoa, Mazava ho azy fa ny planeta no ampiasainy.
Hoy Ratoa
tsy didy na hafatra avy AMINY mihitsy izany satria Izy tsara sy tonga lafatra ka tsy afaka hamoa ratsy
Fa teny avy aiza hono io hoe "miteraha ary mamenoha ny tany " sy "Anjakao ny zava-boahary" io?
Hoy Ratoa
arakara - tarehy voanjavatra hoy ny tenintsika_
????
13. Ratoa
(
02/03/2010 21:08)
miteraha ary mamenoha ny tany " sy "Anjakao ny zava-boahary"
Ka ny miteraka, mameno olona ny tany ary manjaka amin'ny zava-boary ve manimba no dikany? Ianao izay nateraka sy anisan'ny mameno ny tany ary manjaka amin'izay fanananao ve dia manimba sa mihary?
Mba mahaga ihany ilay fandikana ka!!!
Jereo Genesisy1:28-29, miantsy hanimba ve ireo teny ireo?
14. fijo
(
02/03/2010 22:34)
io moa dia teny filamatra ao amin'ny krispijo.ka tena tsara tokoa rah ahay ny mampihantra azy.eo amin'ilay hoe fitantanana ny natiora no mila asiana fandinihana,fa tsy le famenoana ny tany
15. soanja
(
03/03/2010 03:37)
rakapy:
"Miteraha ary mamanoha ny tany" ," Anjakao ny zava-boahary"
Dia teny avy ao anaty baiboly.
Raha dinihina lalina anefa dia toa midika hoe vonoy ny tenanareo ary simbao ny planeta tany?.
Ka na tsy niteny izany aza ny baiboly dia ny olombelona tsy maintsy hiteraka ihany satria izay no firafitry ny vatany fa mba mahagaga koa aloha io teny io.
Ny hoe ' anjakao ny zavaboary" dia tena hevidiso be tokoa. Iza moa isika no hanjaka amin'ny hafa???? Ka raha hisy alien ve tonga dia hanjaka amintsika dia ho faly ve isika???
Tsy maintsy mba manoratra izay aingam-panahiny eo ny olona tamin'izany.
16. rakapy
(
03/03/2010 07:28)
Hoy Ratoa
ENY no valiny. Anisan'ny manimba ny tany sy ny zava-boahary hafa ny fisiako eto, eny fa na dia misy aza ny anjara biriky entiko hiarovana ny tany.
Mihary aho ary io fiharina io indrindra no matetika lasa fanimbana.
Hoy i Soanja
Marina fa mety tsy maintsy niteraka isika olombelona fa ilay teny koa dia lasa filamatra.
Hoy Soanja
Itovizako fijery.
Ianao izay nateraka sy anisan'ny mameno ny tany ary manjaka amin'izay fanananao ve dia manimba sa mihary?
Mba mahaga ihany ilay fandikana ka!!
ENY no valiny. Anisan'ny manimba ny tany sy ny zava-boahary hafa ny fisiako eto, eny fa na dia misy aza ny anjara biriky entiko hiarovana ny tany.
Mihary aho ary io fiharina io indrindra no matetika lasa fanimbana.
Hoy i Soanja
Ka na tsy niteny izany aza ny baiboly dia ny olombelona tsy maintsy hiteraka ihany satria izay no firafitry ny vatany fa mba mahagaga koa aloha io teny io
Marina fa mety tsy maintsy niteraka isika olombelona fa ilay teny koa dia lasa filamatra.
Hoy Soanja
Ny hoe ' anjakao ny zavaboary" dia tena hevidiso be tokoa. Iza moa isika no hanjaka amin'ny hafa???? Ka raha hisy alien ve tonga dia hanjaka amintsika dia ho faly ve isika???
Itovizako fijery.
17. niryna
(
03/03/2010 07:58)
miteraha ary mamenoha ny tany " sy "Anjakao ny zava-boahary"
Ratoa:
Ka ny miteraka, mameno olona ny tany ary manjaka amin'ny zava-boary ve manimba no dikany? Ianao izay nateraka sy anisan'ny mameno ny tany ary manjaka amin'izay fanananao ve dia manimba sa mihary?
Mba mahaga ihany ilay fandikana ka!!!
Jereo Genesisy1:28-29, miantsy hanimba ve ireo teny ireo?
=D> =D>
18. rakapy
(
03/03/2010 08:31)
Hoy i Niryna
Ny toa anareo ve izany irony kristiana tsy mahatsapa tena fa manimba ny tany irony??? Mampalahelo ilay toe-tsaina.
Voalaza teo :
miteraha ary mamenoha ny tany " sy "Anjakao ny zava-boahary"
Hoy i Ratoa:
Ka ny miteraka, mameno olona ny tany ary manjaka amin'ny zava-boary ve manimba no dikany? Ianao izay nateraka sy anisan'ny mameno ny tany ary manjaka amin'izay fanananao ve dia manimba sa mihary?
Mba mahaga ihany ilay fandikana ka!!!
Jereo Genesisy1:28-29, miantsy hanimba ve ireo teny ireo?
> >
Ny toa anareo ve izany irony kristiana tsy mahatsapa tena fa manimba ny tany irony??? Mampalahelo ilay toe-tsaina.
19. ikaretsaka
(
03/03/2010 12:33)
Io le efa nolazaiko tao ambony tao nge rakapy hoe eo @ le hoe "anjakao" io no somary mitolila e
20. Ratoa
(
03/03/2010 14:05)
"anjakao" iomanao fanjakan'ni baroa angaha? Raha fanjakana manaraka an'i Kristy (satria hafatra nomen'i Jehovah Rainy ilay teny Jereo Genesisy volazako etsy ambony) dia tsy hanimba na hanosihosy fa mitandrina sy manasoa ny rehetra na dia omana sy mijinja aza!
Averiko indray, Atra dia tonga lafatra ka tsy hamoaka didy ratsy sy manimba na mamotika ny tany sy ny zavaboary rehetra.
Mba mahagaga ihany anie ilay hevi-panimbana aroson'ny sasany eto fa maninona raha hevi-panasoavana no aroso ho erotreretin'ny hafa mamaky ny soratrao, na krisitnina ianao na tsia, na mino an'Atra ianao na tsia?
