Miteraha, mamenoa ny tany. Anjakao ny zava-boahary
21. rakapy
(
03/03/2010 14:21)
Hoy i Ikaretsaka
Ny tena mampalahelo dia ireo milaza fa manaja an'A/tra no tena tsy tonga saina fa manimba ity tany ity. Maro izy ireo no mihevitra fa toy ny chambre d'hotel ny tany ka tsy asiany asiny. Ny lanitra paradisa izay tsy fantany na misy na tsy akory no imatimatesany.
Hoy Ratoa
Mila mahafantatra ny hadisony ny olona iray vao afaka ny handeha @ lalana mahitsy ry Ratoa!
io le efa nolazaiko tao ambony tao nge rakapy hoe eo @ le hoe "anjakao" io no somary mitolila e
Ny tena mampalahelo dia ireo milaza fa manaja an'A/tra no tena tsy tonga saina fa manimba ity tany ity. Maro izy ireo no mihevitra fa toy ny chambre d'hotel ny tany ka tsy asiany asiny. Ny lanitra paradisa izay tsy fantany na misy na tsy akory no imatimatesany.
Hoy Ratoa
Mba mahagaga ihany anie ilay hevi-panimbana aroson'ny sasany eto fa maninona raha hevi-panasoavana no aroso ho erotreretin'ny hafa mamaky ny soratrao, na krisitnina ianao na tsia, na mino an'Atra ianao na tsia?
Mila mahafantatra ny hadisony ny olona iray vao afaka ny handeha @ lalana mahitsy ry Ratoa!
23. soanja
(
03/03/2010 15:44)
Amiko dia Andriamanitra ihany no tokony hanjaka eto an-tany, izay tsy inona na ahoana na iza fa amin'ny endrika FITIAVANA ihany.
Izay tsy tianao atao aminao dia aza atao amin'ny hafa olona, biby, zavamaniry sy ireo izay manome ny mahaolona antsika.

24. rakapy
(
03/03/2010 15:45)
Ny adala tsy mahafantatra mihintsy hoe marary saina izy, ny mpanimba zavatra tsy mahafantatra mihintsy hoe nandripaka ala izy ary ny mpamosavy tsy mahafantatra mihintsy fa nivoaka alina izy.
25. soanja
(
03/03/2010 15:52)
rakapy:
ny mpanimba zavatra tsy mahafantatra mihintsy hoe nandripaka ala izy.
Misy ihany ny mahalala saingy minia mikipy noho ny fitiavan-tena sy ny ny tsy firaharahana fa zavadehibe ny hafa sy ny tontolony.
26. rakapy
(
03/03/2010 15:59)
Hoy I Soanja
Ekena ,satria izy ireo dia mihevitra fa ny tany dia fandalovana toy ny hotely ka minia tsy mahafantatra ny tompony.
Misy ihany ny mahalala saingy minia mikipy noho ny fitiavan-tena sy ny ny tsy firaharahana fa zavadehibe ny hafa sy ny tontolony.
Ekena ,satria izy ireo dia mihevitra fa ny tany dia fandalovana toy ny hotely ka minia tsy mahafantatra ny tompony.
27. soanja
(
03/03/2010 16:10)
araho akaiky fotsiny ity ohatra. Mampalahelo ilay zavamisy!
http://news.mongabay.com/2010/0302-madagascar_shipment.html

28. ikaretsaka
(
03/03/2010 16:25)
io anie ry izy dahy (mianaka, mihoatra... 8) ) no nahatonga ahy nilaza foana heo miainga @ fahatsapana aby aloha e:
"Is salvation obtained through action or through meditation?"
"Through neither. Salvation comes from seeing."
"Seeing what?"
"That the gold necklace you wish to acquire is hanging round your neck. That the snake you are so frightened of is only a rope on the ground."
Fa sarotra be ho an'ilay tsy mahalala afa tsy ze nafahana azy ihany ny mahazo@ io

29. rakapy
(
03/03/2010 16:43)
Hoy i Soanja
Misaotra nizara. Ireo olona mpanimba sy mpanondrana anefa dia inoako fa olona milaza azy fa xana ary inoako fa mihiditra fiangonana avokoa.
araho akaiky fotsiny ity ohatra. Mampalahelo ilay zavamisy!
Misaotra nizara. Ireo olona mpanimba sy mpanondrana anefa dia inoako fa olona milaza azy fa xana ary inoako fa mihiditra fiangonana avokoa.
32. Ratoa
(
03/03/2010 22:55)
amihafa ny dikany na dia iray fototra aza koa!!! sa ianao sy ny mpiray tamo aminao olona iray na endrika iray na dikany iray?
33. ikaretsaka
(
04/03/2010 01:11)
Ohatran'ny hoe mandeha sy mandehandeha. Rehefa dinihina mitovy ihany ny zavatra atao au fond
34. ravonjison
(
04/03/2010 06:59)
rakapy:
"Miteraha ary mamanoha ny tany" ," Anjakao ny zava-boahary"
Dia teny avy ao anaty baiboly.
Ny hoe ¨anjakao ny zavaboahary ¨ dia sarotra ny handray azy @ izao fotoana izao; io mantsy dia midika fa mpanjakan¨ny zavaboahary ny olona, izay manambara fa ambony noho ny rehetra; Mazava dia mazava anefa fa ny olona dia tsy ambony noho ny rehetra fa kosa element iray manandanja ao anatin¨ny zavaboahary / complexe/, izany hoe mitovy @ rehetra ihany,
Ka ny sens n ilay mot no efa tokony hiova, toy ny zavatra sasany ao @ baiboly izay namifanarahana @ zavamisy ankehitriny ny heviny
Ilay interpretation izany dia tokony adapter @ zavamisy;
35. Mandefitra
(
04/03/2010 07:39)
soanja:
Izay tsy tianao atao aminao dia aza atao amin'ny hafa olona, biby, zavamaniry sy ireo izay manome ny mahaolona antsika.
Tokony tsy hohanina nge zany ny biby sy zava maniry ... :wink:
Ny mpanjaka, dia mitandrina ny eo ambany fahefany, mikatsaka zay hampandroso ny fanjakany, kanefa masi mandidy @ fanjakana entiny.
Anjakao ny zava-boary : tsy midika hoe ripaho, poteho .. ny olona efa very fanahy no manao izany .. ary tsy zay mitonona ho kristianina akory de izy ...
Nomena anao ho tandremanao ny zavatry ny tany, kanefa @ zany dia tokony hotsarovanao fa nisy ny Mpahary ireny.
36. rakapy
(
04/03/2010 08:16)
Hoy i Mandefitra
Inona anefa no mitranga??? jereo fotsiny 20 taona lasa raha mba nahitana fako plastique firy eran'ny M/car. Ny setroky ny gasoil avoakan'ny taxi-be izay hofain'ny mpanao pelerinage ao Ankaramalaza rehefa tonga ny fotoana, Antananarivo moa dia efa tsy lazaina intsony.Ohatra vitsy fotsiny ireo.
Hoy Mandefitra
Izao ilay fomba fisainana extremiste.
Anjakao ny zava-boary : tsy midika hoe ripaho, poteho .. ny olona efa very fanahy no manao izany .. ary tsy zay mitonona ho kristianina akory de izy ..
Inona anefa no mitranga??? jereo fotsiny 20 taona lasa raha mba nahitana fako plastique firy eran'ny M/car. Ny setroky ny gasoil avoakan'ny taxi-be izay hofain'ny mpanao pelerinage ao Ankaramalaza rehefa tonga ny fotoana, Antananarivo moa dia efa tsy lazaina intsony.Ohatra vitsy fotsiny ireo.
Hoy Mandefitra
Tokony tsy hohanina nge zany ny biby sy zava maniry ..
Izao ilay fomba fisainana extremiste.
37. Mirananirina
(
04/03/2010 14:26)
Hoy i soanja:aleo ihany vegetarien :) :) :) ,raha izany ,fa rehefa atao anie ny fandinihana nomen'Andriamanitra aina koa ireo biby ireo tokony tsy ho haninana.
Izay tsy tianao atao aminao dia aza atao amin'ny hafa olona, biby, zavamaniry sy ireo izay manome ny mahaolona antsika.
Tokony tsy hohanina nge zany ny biby sy zava maniry
Izy ireo ihany izany no hahazo ny fanjakan'ny lanitra,ny sisa tsy miditra
38. Ratoa
(
04/03/2010 21:15)
mohomehy be aho rakapy amin'ity
ary Atra mihitsy anefa no manao hoe hano!
Izao ilay fomba fisainana extremiste.ka raha mihinana daholo anie isika dia atahorana ho ripaka ny biby é!!! :D :D :D
ary Atra mihitsy anefa no manao hoe hano!
39. ikaretsaka
(
04/03/2010 21:47)
Mirananirina:
Hoy i soanja:aleo ihany vegetarien :) :) :) ,raha izany ,fa rehefa atao anie ny fandinihana nomen'Andriamanitra aina koa ireo biby ireo tokony tsy ho haninana.
Izay tsy tianao atao aminao dia aza atao amin'ny hafa olona, biby, zavamaniry sy ireo izay manome ny mahaolona antsika.
Tokony tsy hohanina nge zany ny biby sy zava maniry
Izy ireo ihany izany no hahazo ny fanjakan'ny lanitra,ny sisa tsy miditra
le hoe vegetarien..reheva biby zany tsy ok fa rehefa vegetables de ok.. nefa samby zava boahary na ny biby na ny vegetables ary samy manana aina...... tssss
40. fijo
(
04/03/2010 21:58)
le fandikana ny tiana lazaina amin'ilay teny hoe "hanjakao"no mila dinihina,fa tsy ilay izy.
le hanjakao ve,midika hoe manaova izay danin'ny kibonao??sa hoe
hanjakao=ampiasao rehefa misy hilanao azy.
ohatra.
samy mampiasa ny ala ny indianina ao amazone sy ny mpitrandraka ala vaventy.izany hoe samy manjaka ao,fa ny iray manimba,ny iray mikajy