Le monde anglophone ou francophone
1. patrick2002
(
21/01/2010 14:15)
Ny tiako ho lazaina dia ilay partennaire commercial
Efa hiaraha mahita fa ny firenen-dehibe bo ao ambadik`izao savorovoro misy ao madagasikara izao ,mahafantatra izany ny mpiandany @ lafiny roa ,ka haleo hasina resaka inona no endriky ny fiaraha-miasa miaraka @ anglisy ,inona no miaraka @ frantsay .
Ny miaraka @ anglisy aloha dia manao infrastricture de base ry zareo electrification ,route ,port,
Ny an`i frantsay dia izay hilainy industrie ,hamokarana no hataony izay ,hilainy hamoahany ny vokatra
Fa saingy ny anglisy rehefa izy no tafiditra ao aminao dia tsy mety miala ao intsony izy na hisy ady aza eo fa dia raikitra ny ady izay ,
Ny frantsay kosa rehefa roahanao dia mody izy ,jereo no natao t@ frantsay t@ 1972
Ka zakatsika malagasy ve ny hiaraka @ anglisy ,nefa isika na ny lalam-panorenana aza tsy mahazo milatsaka filoham-pirenena raha tsy malagasy ray sy reny , :roll: :roll: ,izany hoe olona sahala @ Barack Obama ireny izay manana ray Kenyen dia efa tsy mahazo milatsaka ho filoha amerikanina ,raha ny lala-panorenana malagasy .
Isika malagasy izay fady ny mivarotra tanindrazana ,nefa miantso anglisy hiara hiasa amintsika , ny anglisy rehefa tany faritany izay dia azy mandrakizay iny ,jereo ny ao Maurice ,seychelle, sud Afrique .
Isika malagasy izay miantso investisseur nefa vao tonga ny sinoa miaraka @ 50 000$ dia efa hanaovana antsonjay ao behoririka ao ,aty amerique du nord ny grande ville rehetra dia misy quartier chinois ,izay mbola be sinoa lavitra noho ny ao behoririka ao ,New-york ,chicago ,Miami, los angeles,montreal, Toronto ,vancouver. Fa vao maika ny amerikanina, sy ny kanadianina mi encourager azy ,miditra ny hetra ,mitombo ny olona manana asa ,
Ka amiko dia tsy zakatsika izany fa aza manao dobo tsy hita no maha manina .
Tsy hita izay hanaovana an`i malagasy satria hatao hoe misaina toa ohatry ny mahatsapa ny fahalemeny ihany miantso SADC sy GIC ,hatao hoe donto toa miseho ho mahavita tena indray ,tsy mila vahiny hividy nyb tanindrazana
:-D :-D

répondu par milamm le 31/01/2010 02:48
2. pikatti
(
21/01/2010 14:26)
Fa saingy ny anglisy rehefa izy no tafiditra ao aminao dia tsy mety miala ao intsony izy na hisy ady aza eo fa dia raikitra ny ady izay ,
Ny frantsay kosa rehefa roahanao dia mody izy ,jereo no natao t@ frantsay t@ 1972
Tsy hifanambatambazana na fanerena lesy a
Fa vao maika ny amerikanina, sy ny kanadianina mi encourager azy ,miditra ny hetra ,mitombo ny olona manana asa ,
Volan'elah ve matanjaka hotran-dry zalahy e, vola bôritra sisa azaty klé,ny tandrefana anie leity mahasahy satria mahazaka ny sandam-bolany hifanehatra @ ialahy e, elah ve hamarotra ny tanindrazana ho an'izay manam-bola koa tsy vahiny ao an-taniny ny Malagasy
nefa isika na ny lalam-panorenana aza tsy mahazo milatsaka filoham-pirenena raha tsy malagasy ray sy reny
Tsisy miraharaha an'izany lesy a, be ny bandy vazaha ttsy ao , manomboka @ Radomelina fa aza malahelohelo eo elah:-D :-D
4. rakapy
(
21/01/2010 15:22)
Ary angaha tsy mety raha multiphone e??? Atao ohatra ny freeway any @ nareo America avartra any. Izay competant ihany no miditra. Isika mantsy zatra ilay one-way country highway ka rehefa tsy Francophone dia Anglophone dia Chinaphone. Ny an'ny olona 5 to 6 lines indray miaraka.
Sa ve aleo ry zareo vaventy ihany no hibaiko ny madinika fa isika tsy mba afaka ny impose mihintsy?

6. Achia
(
21/01/2010 15:57)
Eto kosa aloha dia aoka hazava ny resaka fa tsy misy mankahala Frantsay izany eo fa ilay fombany sy ny politika nentiny hatramin'izay no ankahalain'ny olona azy , asa mba fantatrao fa izireo no mampahatra ny madagasikara , lazaina daholo izo retra izao tsy hitrandrahana ilay petrole nefa iza zao no miazakazaka voalohany mba anao no mandinika , taiza izy hatramin'nizay , tratran'ny ankivy Dago hatramin'ny 1960 no nankaty Frantsay no milaza izany a! ko inona no antony , tena metys ho sarotra @ ny Malagasy no ho tia azy maro loatra ny zavatra ratsy nataony , efa saika sitrana ihany ilay fery fa norovitiny indray adalana ny azy ny heviny ihany no mamono azy
7. sitlo
(
21/01/2010 16:58)
Oviana koa ny amerikanina no niencorager ny sinoa hankaty fa eo dia mampiesona eo.
Iza no mba nividy ny tomobil frantsay raha tsy ny frantsay sy ny zanataniny taloha? Ohatra an'iza ny halehiben'ny ledsi sy crevette vao avelan'ny fr aondrana nefa ohatra an'iza no habehan'ny vidina ao Italy? ...
Tena ahelin'ny akoho tokan'anaka mihitsy ny fampiesonan'ireto francophone ireto rehefa aty ivelany. Fa rehefa ao Dago dia miseho bob be daholo.

9. fijo
(
21/01/2010 20:25)
tsara sy mitombona tokoa le resaka,ny valiny tsara ngamba,dia io an'i rakapy io.raha vao mitodika aminn'y lafiny iray fotsiny isika dia maty eo,fa aleo hifaninana eo daholo.ary izay anie no efa nataon'i ravalo e.
10. diloo
(
21/01/2010 22:44)
Sali jiaby,
Ny tsapa, dia ny ankamaroan\'ny ex-colonies frantsay dia an-davaka daholo.
Ny ankamaroan\'ny ex-colonies anglisy anefa, izay oa anatin\'ny commonwealth, na dia ao aza ny influences ny anglisy, dia mazana, tsara ny farimpiainan\'ny vahoaka.
Jereo fotsiny ile Maurice, vongatany kely tsy misy matières 1ères na solitany, fa kosa matanjaka be no i Gasikara ara-ekonomika.
Adalan\'ny Rwanda ve nisitaka ny la frantsa koa nahatonga aza tsy nisalasala niditra aoa anatin\'ny sehatra ny commonwealth.
Ny blem an\'ny la frantsa, dia ny mpitondra hitondra ny baolina no maha maika azy. Fa ny mikasika ny vahoaka, dia ny fampiadina ny samy vahoaka no tena politikanyho hanjakana. Tahaka ny fitrangan\'ny génocide nisy tao Rwanda ohatra.
Mety nahaomby ho tombontsoany samy irery io tetika io. Saingy raha io foana no kotrehany eo, dia efa nilaozan\'ny toetr\'andro, satria ny communications miseo eran-tany, ny anternety, ny twitter, sns, dia afahan\'ny rehetra mandajalanja ny politika frantsay sy ny vokany.
Araka izany, tsy mahasoa ny ho fikirana @\'ny la frantsa.
:wink:

12. esserra
(
21/01/2010 23:09)
Ohatra iray tena mitohaka an-tenada fa ny zanatany Frantsay mihinana daholo dia i Haïti sy Repobika Dominikana
Nosy iray nozaraina roa , Haïti frantsay firenena nahazo fahaleovan-tena t@ 1804, Rep Dominikana Espanola , aiza ho aiza izao no elanelana ara-toekarena ara-politika, ny Frantsay ve no tena fositra sa ny Anglisy ny Espanola ny Portigès no manana fomba fijery hafa sy politika hafa :idea:

13. milamm
(
21/01/2010 23:14)
mianara tsara ny notion-ny geopolitique datoa rapa vao miresaka a,aza mifandrebireby @ hevitra toa marina.Tsy azo atomboka nga izy io oe
iza avy reo firenena voazanaky ny frantsay sy anglisy no azo jerena @ zany,
sy ny antony nahatonga izany momba ny espace coloniale frantsay sy britanika
-oh 1,refa ravany ady lehibe faha2 norobainy alemana i frantsa ny iza no nananahevitra nanarenana an\'i eropa ekonomika(plan Marshall zay avy @ jeneraly sekreteram-panjankany Pdt.Truman)ny bekintana zana-tany anglisy taloha zay mitarika fa tsy tarihina ny intsony
Ary ny zana-tany frantsay kosa?iza no lasa lavitra mihotra @ anglophone
tout historiens estiment classiquement que la colonisation par les Français n\'a pas su former une véritable élite capable de gouverner le pays après l\'indépendance, contrairement à la colonisation telle que réalisée par les Britanniques.
-La colonisation en Afrique a bâti des États dont les frontières ne correspondent pas au découpage ethnique, séparant certaines ethnies entre plusieurs États, ou rassemblant au contraire des ethnies rivales dans le méme État. Les historiens estiment ainsi que la France a formé des États ingouvernables sur le long terme.france a fric
izay no antony tsy ilavan ireny militants coloniales otrany lavanify reny tsony
Bilan économique global contrairement aux idées reçues, les colonies africaines n\'ont pas rapporté d\'argent à la Métropole méme si certaines entreprises et des particuliers se sont enrichis grâce à la colonisation. Les investissements dans les infrastructures en Afrique et les subventions aux productions agricoles des colonies ont coûté plus cher que ce que les colonies ont rapporté à la métropole. L\'historien économique Jacques Marseille chiffre à 70 milliards de francs-or (courant 1913) le déficit global de la colonisation en Afrique,l\'équivalent de trois fois le montant de l\'aide Marshall pour la France
amiko ny hevitry rakapy toy ny ao Maorisy no mety,tsy misy hafa @ reny projet nataony Institut de Recherche pour le developpement tao amintsika ny 2002-2008,nefa ravany jiolahy fantaka @ tsisy dikany

14. diloo
(
21/01/2010 23:26)
ny Anglisy ny Espanola ny Portigès no manana fomba fijery hafa sy politika hafa
Izay tokoa angaha.
Jereo anie fa ny tany ex-colonies frantsay, dia misy blem de déforéstation foana e: Gasikara sy ny Haïti ohatra.Izao dia miampy bois de roses hoan'i Delmas.
Izay ilay l'exception française. :twisted:
15. patrick2002
(
22/01/2010 02:23)
Dia misaotra antsika rehetra namaly eh! hevitry ny maro no maha taka-dafitra ,ka isavasavana ny ravin y no ahitana ny soa ,ka ny ala sarona hono mba hijerena ny vary tsy ho mohaka .
Marina tokoa fa izay zana-tany frantsay toa tsy lasa lavitra noho ny zana-tany anglisy nefa tsy any ny resaka fa hoe ,ZAKANTSIKA MALAGASY VE NY MIARAKA @ ANGLISY ,ny anglisy izay rehefa tonga ao aminao dia tsy mety miala ao fa mitokona ao na hisy ady aza ,jereo ny atsy Ile maurice ,ny maurisianina anie ka misy anglisy mihintsy fa maorisianina mitantana ny fanjakana maorisianina eh! ,torak`izany i seychelle betsaka no hitanao fa europeen izao fa minisitra ao @ gouvernement seychellois ,ary aiza ny antsika gasy ,mba misy vazaha ve ao @ governemanta gasy ,oui t@ gouvernement tsiranana dia mbola nisy izany fa taty aoriana dia tsy nisy intsony ( aza miteny hoe itompokolahy Jacques Sylla vazaha ,na Andry rajoelina vazaha taratasy ,i Albert Zafy koa vazaha taratasy ) Ny tiako tenenina dia tsy zakany culture antsika gasy izany vazaha hividy tany izany ,sy vazaha hipetraka mandra-maty ao amintsika ,jereo ny teneniko ery @ voalohany ;ka sao lahy dia andrana fotsiny indray ity hoe alao miarka @ anglisy ,sahala @ hoe tsara ny rafitra kominista :oops: :oops:
mbola haveriko fa @ lalam-panorenana malagasy dia misy hoe tsy afaka milatsaka mhofidiana ho filoham-pirenena raha tsy malagasy ny rainy ary malagasy ny reniny :roll: izany hoe isika malagasy dia tsy manana ouverture d`esprit ohatry ny anglisy

16. rakapy
(
22/01/2010 05:55)
Hoy patrick2002
Ahona moa no ilazanao fa tsy ho zakatsika ny hiaraka @ Anglisy? fa angaha moa nisy nahay tonga dia nitsangana raha tsy nianatra sy nanandrana?
Raha ny hoe tsy mety miala sy mitokona ry zareo dia tsotra ny valiny: ny fifanaraha matotra no atao any amboalaohany. Raha manao ny tsy mety izy ataoko misy IC afaka hitarainana.
ZAKANTSIKA MALAGASY VE NY MIARAKA @ ANGLISY ,ny anglisy izay rehefa tonga ao aminao dia tsy mety miala ao fa mitokona ao na hisy ady aza
Ahona moa no ilazanao fa tsy ho zakatsika ny hiaraka @ Anglisy? fa angaha moa nisy nahay tonga dia nitsangana raha tsy nianatra sy nanandrana?
Raha ny hoe tsy mety miala sy mitokona ry zareo dia tsotra ny valiny: ny fifanaraha matotra no atao any amboalaohany. Raha manao ny tsy mety izy ataoko misy IC afaka hitarainana.
17. patrick2002
(
22/01/2010 15:01)
rakapy:
Ny raharaha-pireenena tsy azo andrakandramana .Fa diniho ambony diniho ambany .
Ahona moa no ilazanao fa tsy ho zakatsika ny hiaraka @ Anglisy? fa angaha moa nisy nahay tonga dia nitsangana raha tsy nianatra sy nanandrana
Ny raharaha-pireenena tsy azo andrakandramana .Fa diniho ambony diniho ambany .
18. rakapy
(
22/01/2010 15:08)
Patrick2002
Efa ho 50 taona be izao no very ka nahona raha mba mitady sy manandrana lalana hafa? Sa matahotra fiovana ianareo? Sa hoy ianao aleo ny teo ihany no ho eo?
Ny raharaha-pireenena tsy azo andrakandramana .Fa diniho ambony diniho ambany
Efa ho 50 taona be izao no very ka nahona raha mba mitady sy manandrana lalana hafa? Sa matahotra fiovana ianareo? Sa hoy ianao aleo ny teo ihany no ho eo?
19. patrick2002
(
22/01/2010 15:40)
diloo:
asa na mba fantatrao ny rafitra mifehy ny commonwealth .
http://fr.wikipedia.org/wiki/Commonwealth_of_Nations
lava loatra dia fintiniko misy andalana fintiniko aminao
Bien que la reine soit le chef d\'État de seize membres du Commonwealth, appelés « royaumes du Commonwealth », la majorité des membres du Commonwealth ont leurs propres chefs d\'État séparés : trente et un membres sont des républiques du Commonwealth et six membres ont leurs propres monarques. Ces membres identifient toujours la reine comme à la téte du Commonwealth. Le Commonwealth n\'est pas une union politique, et ne permet pas au Royaume-Uni d’exercer une puissance quelconque au-dessus des affaires d\'autres membres de l\'organisation
hitanao amin`izao ny role an`izany Sa majesté La Reine Elisabeth 2
ka hanaiky ve ny malagasy raha hisy sariny Reine Elisabeth 2 isaky ny ministera :oops: :oops:
mba ho entiko milaza amintsika fa pacte matanjaka izany commonwealth izany ,
Ka isika koa dia nanana an`izany accord de cooperation niaraka t@ frantsay
nefa noesoriny Ratsiraka t@ 1972 ,hiteny anao fotsiny ao ny lanjany vola malagasy t@ izany accord izany ,ny vola malagasy dia franc CFA inona no dikany azo hatakalo devise FF raha tonga any france ianao ,vokatr`izany dia afaka nanamboatra foyer des etudiants malagasy roa isika tao paris ,Arago ,sy Cachan ,ny mpianatra malagasy t@ izany izay afaka Bacc ,dia misafidy na hianatra ao ankatso na hianatra any france ,ny bourse azonao teny ankatso dia mitovy ny bourse azonao raha mianatra any france ianao ,15000Fmg t@ izany ny bourse ny mpianatra teny ankatso ary izay 15 000Fmg izay = 1500 FF izay nahampy anao tsara raha niaina tany france ianao ny 1968
Lafiny faharoa t@ Accord de cooperation ,isika malagasy dia @ frantsay ihany no afaka manondrana ny vokatra (exportation ) ary @ frantsay ihany no manafatra (importation), teo no nanasivany mpanao politika an`ilay accord ,nanantena izy fa be mpitady ny vokatra rehefa tsy hilainy frantsay nefa indrisy fa tsy novidiny amerikanina sy ny sinoa ,ary ny sovietika ny vokatra malagasy . :-D :-D Izay le andrakandrana . :cry: :cry: :cry:
Ny ankamaroan\'ny ex-colonies anglisy anefa, izay oa anatin\'ny commonwealth, na dia ao aza ny influences ny anglisy, dia mazana, tsara ny farimpiainan\'ny vahoaka

20. patrick2002
(
22/01/2010 15:55)
fijo:
tsara sy mitombona tokoa le resaka,ny valiny tsara ngamba,dia io an'i rakapy io.raha vao mitodika aminn'y lafiny iray fotsiny isika dia maty eo,fa aleo hifaninana eo daholo.ary izay anie no efa nataon'i ravalo e.
Nisy anie ilay fifaninana fa tsy naharaka ny allemand sy ny anglisy ary ny sinoa dia niala eh! Tsy naharaka ireo satria nahoana efa mipetraka ny reseau Francais ,ohatra hapetrako aminao ianao mipetraka any marseille ao marseille sy Tamatave dia misy ligne maritime direct isaky ny 2 semaines angamba izy izay ,handefa fiara ianao ao marseille tsy haiko mi payer 500 euro ianao fret ,izaho ohatra mipetraka any hamburg mi payer 1 000 euro tonga ao madagasikara ianao izany efa manana avantage alohako satria izao nandoa 500 euro de plus @ fret ,raha samy hi bizna @ resaka fiara isika sy ianao dia tsy haaraka anao mihintsy izao satria ny masokarenako ambony miohatra aminao ,
Hoentiko hilazana amintsika fa rehefa te hampitombo ny varotra @ firenena iray dia misy lafiny maro tsy maintsy tafapetraka ao ,voalohany ligne de transport , faharoa systeme bancaire ,izay tsy hananantsika raha tsy ny la france ,
ka mora ilay miteny hoe aleo multiphone fa tsy misy sahy mi risque mametraka systeme multiple .