Le monde anglophone ou francophone

21. fijo ( 22/01/2010 20:50)
an an eto diso ialahy?ny frantsay no natahotra fa manomboka mihoatra azy ny hafa,de noravany le fifaninananaa
22. patriick2002 ( 22/01/2010 21:31)
an an eto diso ialahy?ny frantsay no natahotra fa manomboka mihoatra azy ny hafa,de noravany le fifaninananaa

Izay ve ny tena marina, resaka tsisy hanaovana bizna vola HAT anie izany e,ny aty canada izao mandefa vola sy mampadefa vola no tena bizna rehefa miala eo anie io tgv io mety ho tapaka ny bizna e :oops:
23. fijo ( 22/01/2010 21:54)
hihihih hay ny an'ialahy kosa mijery tena ko
24. pikatti ( 22/01/2010 22:00)
Hay ve dadasy ihany le rapaty e, kobo marina bainnn :-D :-D :-D :-D :-D
tsinjovy leisy ny VAHOAKA fa tsy ny hameno paosy zany bainn a
25. patrick2002 ( 22/01/2010 22:16)
fijo:

an an eto diso ialahy?ny frantsay no natahotra fa manomboka mihoatra azy ny hafa,de noravany le fifaninananaa



Non tsy marina izany eh! mitady faveur manokana ny nouveau partennaire an`i malagasy satria lafo loatra ny prix de reviens ,izany daholo no obstacle @ ireny firenena hafa ireny ,
Izany no nahatonga ny fitondrana Bill clinton nanao ny AGOA satria tsy mivoatra mihintsy ny echange commercial @ pays africain ,dia nanao aniny AGOA iny ny USA, izany hoe tsy ampandoavana douane ny entana avy aty Afrika .
Eo no tsy hekeny frantsay satria mitady hanao an`izany i Ravalo ,izany hoe mitady hanome Faveur ny partennaire hafa dia io hidirany frantsay io ,miala ianao Ravalo , :-D :-D :-D
Ka tsy haiko na izany njo lazainao fa matahotra ny Francais
26. pikatti ( 22/01/2010 22:21)
Ahoana lesy dadasy a, vita vakansy marina mantsy zlah ty an,
27. vitamatavy ( 22/01/2010 22:28)
patriick2002:

an an eto diso ialahy?ny frantsay no natahotra fa manomboka mihoatra azy ny hafa,de noravany le fifaninananaa

Izay ve ny tena marina, resaka tsisy hanaovana bizna vola HAT anie izany e,ny aty canada izao mandefa vola sy mampadefa vola no tena bizna rehefa miala eo anie io tgv io mety ho tapaka ny bizna e :oops:

toa ohatrany ralahin'i alain miandry seza letsy ialahy rapa

28. diloo ( 22/01/2010 22:59)
Ny ankamaroan\'ny ex-colonies anglisy anefa, izay oa anatin\'ny commonwealth, na dia ao aza ny influences ny anglisy, dia mazana, tsara ny farimpiainan\'ny vahoaka.

Fampitahana ny vokan\'ny ireo tany voagejan\'ny imperialismes frantsay sy anglisy fahiny, nandritran\'ny 50 taona nahazoan\'ny ankamaroany ny fahaleovantena: ankehitriny, manao ahoana ny fivoarana na tsia? Manao ahoana ny farimpiainan\'ny ny vahoaka taty aorian\'ny fanjanahantany?
Araka ny efa voalaza, dia ny zanatany frantsay manontolo, dia an-davaka.
Misy azo tsohahina ny thèse-nao ary légitime sy réaliste. Saingy, efa 50 taona isika manao remorque @\"ny frantsay (sauf période Ra8, miaraka @\'ny bekintana),
Ny mahagaga, devant un précipice, on fait un pas en arrière pour faire deux pas en avant et tomber dans un gouffre. Izany hoe aleo hiverindalana miaraka @\'ny frantsay hafahany manosikanao mitsambikina ao anaty lavapakony.
Jereo fotsiny ny vokan\'ny paikadin\'ny frantsay nandritran\'ny herintaona izay nametrahany vazaha gasy hitondra fitondrana ankondro ankehintriny: fahantrana généralisée.
Valiny:Ny ankamaroan\'ny ex-colonies anglisy anefa, izay oa anatin\'ny commonwealth, na dia ao aza ny influences ny anglisy, dia mazana, tsara ny farimpiainan\'ny vahoaka.
:!:
29. AndriambyII ( 22/01/2010 23:36)
Re teo :
"Ny ankamaroan'ny ex-colonies anglisy anefa, izay oa anatin'ny commonwealth, na dia ao aza ny influences ny anglisy, dia mazana, tsara ny farimpiainan'ny vahoaka."
Nuances , jereo ny cas-n ' i Nigeria , sierra leone , Liberia , Zimbabwe , Kenya , Afrique du sud , Lesotho , Namibie ,Ghana .Inona no hitsiriritana firenena mitsipozipozy ???

30. diloo ( 23/01/2010 00:39)
Marina fa tsy ny rehetra, fa ohatra l'ile Maurice, Seychelles, Australie, Nlle Zeland, Samoa, eny na dia ny Jamaïque aza, singapour, Honkong (niverina sinoa pop),sns.
Fa ok ilay nuances raha momba ny Afrika.
Fa misy ihany anefa écart entre afrika anglisy sy afrika frantsay.Ny avantage-ny frantsay kosa aloha dia ny fitrandrahana ny solitany algeriana, congo, côte d'Ivoire,Gabon,sns, izay reven'ny Total.
Fa na dia izany aza efa 50 taona no niarahana t@'ny vozongo, fa tsy misy vokany.
Angambany ianao kosa nahazo tombotso!Dia mazava izany. :!: :?:
31. patrick2002 ( 23/01/2010 13:06)
diloo:

Marina fa tsy ny rehetra, fa ohatra l'ile Maurice, Seychelles, Australie, Nlle Zeland, Samoa, eny na dia ny Jamaïque aza, singapour, Honkong (niverina sinoa pop),sns.
Fa ok ilay nuances raha momba ny Afrika.
Fa misy ihany anefa écart entre afrika anglisy sy afrika frantsay.Ny avantage-ny frantsay kosa aloha dia ny fitrandrahana ny solitany algeriana, congo, côte d'Ivoire,Gabon,sns, izay reven'ny Total.
Fa na dia izany aza efa 50 taona no niarahana t@'ny vozongo, fa tsy misy vokany.
Angambany ianao kosa nahazo tombotso!Dia mazava izany. :!: :?:



diloo ny valiny homeko anao dia tsotra ,hilaina ny partennaire commercial raha te hivoaka ,isika no tsy nanaja an`izany fifanarahana matotra accord de cooperation nisy t@ frantsay sy malagasy izany t@ 1972 ,
Efa novalianao fa un pas en avant deux pas en arrière ny an`i gasy ,dia iza no homenao tsiny ,tsy ny frantsay mihintsy no nandroaka antsika tao anatin`izany accord de cooperation izany fa isika no nangataka hiala ,
Amiko ny havendranany malagasy aza hailika any @ frantsay ,misy andraikitra antsika malagasy ngezabe no nahatonga ny firenentsika dans le goufre hoy ianao ,fa tsy ny hafa no homena tsiny ,io indray dia mitady i s`aventurer hiaraka @ anglisy na rainiboto :roll: :roll: :roll: misy ny sasany izany dia manao arguement hoe jereo ny fiara allemand miohatra ny fiara frantsay ka aleo miaraka @ allemand :oops: :oops: :oops:
aoka re marina ah! :cry: :cry: :cry:
32. rakapy ( 23/01/2010 13:54)
Ny antony mbola tsy mampiraikitra antsika @ Frantsay dia satria noho ireo izay mahita tombo-tsoa manokana avy @ Frantsay, na ara-barotra io na ara-tsosialy sns.
Marina Frantsay no nanjanaka sy nanjaka teto M/car nefa dia efa nahaleo-tena isika. Midika izany fa manajo hanao izay mampandroso ny tanitsika isika.
Tsy misy tokony handroahana ny Frantsay eto na kely aza fa kosa tsy tokony izy ireo no mahazo faveur exeptionel mihoatra ny hafa. Io mantsy matetika no olana nitranga teto @ tsika rehefa mba te hanova rafitra kely sy te hanandrana zava-baovao ,Tonga dia mandroaka vahiny ankitsirano . Tsy ampy diplomasia mihintsy
33. patrick2002 ( 23/01/2010 19:46)
rakapy : Haveriko aminao ilay ohatra nataoko teny ambony teo ,ianao mipetraka any marseille izaho mipetraka any hambourg ,samy hi bizna fiara any Dago isika sy ianao ,ianao mandefa fiara any Dago mandoa 500 euro izaho mandefa fiara any Dago mandoa 1000 euro ,tonga any madagasikara ianao efa manana tombony 500 euro de plus miohatra amiko , afaka mivarotra ny fiaranao mora ianao miohatra ahy , mangataka amin`izay izao hoe mba haenao ny frais de douane -ko ohatra fa tsy maharaka @ rakapy izao fa izy mahazo tombony @ fandefasana entana ,ekeny fanjakana ny fangatahako ,mahazo faveur izany izaho eo ianao fa tsy manaiky ,
Ohatran`izay ny olana misy ao madagasikara ,misy firenena mitady hiditra tsy maharaka ny fifaninanana satria ny frantsay efa teo hatrizay ,dia mangataka faveur avy any @ fanjakana dia tsy mety ny frantsay ,mitady hitongilana any @ ilay firenena vaovao ny fanjakana dia tonga dia tsy debloquer ny frantsay ny vola hanaovana projet atsy ,sy aroa ,asa na mba fantatrao fa 70 % ny dette exterieure ny malagasy ka avy @ lafrantsa ,ny 80% ny commerce international ka @ lafrantsa ,tsy tonga tonga ho azy ireo crevette de madagascar sy litchi de madagascar mameno ny grande surface ao france ireo ,izahay aty Canada mba misy litchi de madagascar tonga aty fa 22 $ ny kilao izany hoe eo @ 14 euro eo ny kilao aty ,any france toa eo @ 1 euro eo ny kg .Inona no mahatonga izany ,efa mipetraka ilay systeme commercial @ lafrantsa ,ka raha te hametraka systeme hafa isika .ohatra hoe chine ,dia tsy maintsy misy banque chinois iray any amintsika, misy fret maritime direct ,chambre de commerce chinois malgache ,fa raha ohatra ianao hanafatra,na hanondrana entana any chine dia miakatra be ny fret maritime, ny transaction bancaire ,etc ... etc.
Ka eo no tsy hanekeko ny teninao hoe mahazo faveur exeptionel ny frantsay ,tsia tompoko ,tsy mahazo faveur exeptionel avy @ fanjakana ny frantsay ,fa kosa faveur reel no hazony (systeme bancaire ,sy fret maritime efa eo ),dia iny ra fanjakana fa mitady hanome faveur exeptionel an`i firenena hafa ,io fa tsy mety ny frantsay ,marina ny azy ,rehefa fifaninana dia fifaninana ,fa aza hasina tombondahiny izany .
34. tgvafond ( 23/01/2010 20:53)
mangataka amin`izay izao hoe mba haenao ny frais de douane -ko ohatra fa tsy maharaka @ rakapy izao fa izy mahazo tombony @ fandefasana entana ,ekeny fanjakana ny fangatahako ,mahazo faveur izany izaho eo ianao fa tsy manaiky ,

Tsisy faveur io datoa a!!!ary mitovy daholo na toi na rakapy raha miditra douanes ,fa ianareo tia sy efa zatra kolikoly io ihany no mpisoloky ao @ douanes ao


asa na mba fantatrao fa 70 % ny dette exterieure ny malagasy ka avy @ lafrantsa ,ny 80% ny commerce international ka @ lafrantsa

Eto no tena manery ny fanjakana tsy misy hazon-damosina hilefitra sy hanaiky ho zanahana foana ara-toe-karena sy politika, raha vao manome marchés ny firenena hafa dia hambanany @ io dettes io, raha tsy r8 tsisy nahasahisy nifampitsako t@ ireo !!!Ratsiraka efa nandray lesona , nandroaka Frantsay 1975 fa inona no nitranga rehefa avy eo lasa élephants blancs daholo ireo ozinina nalain'ny fanjakana, ary nony nitsoaka an-dr8 dia any Frantsa ihany no namantana

Inona no mahatonga izany ,efa mipetraka ilay systeme commercial @ lafrantsa ,ka raha te hametraka systeme hafa isika .ohatra hoe chine ,dia tsy maintsy misy banque chinois iray any amintsika, misy fret maritime direct ,chambre de commerce chinois malgache

Misy fanombohany daholo datoa ny fiaraha-miasa a,ny Sinoa tsy vao izao no efa niaraniasa t@ Malagasy,ary mila hamafisina foana izany .
Tsy zakan'ny Frantsay io Sinoa io, izay tsiahivoko eto fa efa nisy fifanarahana nataon'le8
Ny Frantsay akory tsy niara-tonga t@ razambenao teto Madagasikara,ary raha mbola io tahotra Frantsay io no entinao ho fitaratra ho an'ny Gasikara dia tadidio fa Haïti no fetra 1804 ny fahaleovantena fa mbola anisan'ny firenena mahantra indrindra eto an-tany :oops: :oops: :oops:
Tsy manala Frantsay akory no lazaina eto , izany foana mantsy ny fandinihanay ny valin-teninao eto, fa ny tsy fianterana @ firenena iray ny ankamaroana'ny fifanakalozana ara-barotra, sao datoa firany dia eo ianao raisina eo
35. patrick2002 ( 23/01/2010 23:16)
izao dadatoa tsy matahotrfa ah! satriko mba hivelatra amin`izao tontolo izao madagasikara sahala @ firenena matanjaka rehetra ,fa saingy ny fivelaranao @ hafa tsy midika ho famotehanao ny efa eo ,izay no tadiaviny ravalo hatao ,
Raha te haka part de marchés ny firenena hafa ,tsy maintsy mametraka investissement a outrance izy ,raha te hitovy @ frantsay ,izay efa teo eo no tsy hasainy firenena hafa ,
Ka ny ahy bdia tsotra sao dia mahita ny akanga tsara soratra ka hanary ny akoho tama-trano ,sao dia votsi-droa ao re ah! ary efa votsitra izany lune de miel entre ny malagasy sy ny frantsay izany ,ka tsy ohatry ny taloha ,efa 50 taona izay no very hoy rakapy ,aza atao handrana intsony ny fiainany vahoaka malagasy .
36. fijo ( 24/01/2010 00:19)
ka rah aizay no izy rapa,naninona ny frantsay no tsy nanaraka nanao karazana AGOA koa ,dia mitovy ny ady????azony atao anie izany e,ary efa misy ny fifanakalozana ao amin'ny oseana indiana izay efa fehezin'ny frantsay
37. milamm ( 24/01/2010 01:06)
rapa,aza mitabataba ela injeniera ela fa tsy economist na politician :-D te ahalala zv ela nefa b didoha(stuborn mate :lol: )listen,mijereva colloques scientifiques zay efa niforona ela taty andafy fa aza manao maso-tsokina ....mlamm ela ra te anotany zv fa aza mivatravatra ,ny olana ankapobeny tsy ekeny CI mahazo ny firenentsika de
1.Dynamiques rurales (Institut National Statistique/instat)
2.Perspectives economiques(cadrage macro-économique,micro-financial institution -deficit national
-recette fiscales,dettes,taux de presion...
-moyens budgets :stagflation, masse monetaire,base de differents taux,incitative ou frein
-emploi: création, protection, niveau de status)
3.Perspectives sociales & demographiques(@ fifandrarahana ara-barotra ao anaty firenena/comptabilité nationale sy fifanakalozana,famoronana asa maharitra,famatsiambola any ivelany: mesure de l’économie nationale ),tsotra

ny tombony androany azonla io sy lavanify tsy vahaolana maharitra ho an\'ny firenena,tsy misaina Malagasy ela satria @ ela
-Ny vaza no manafaka ny Malagasy
-ny Malagasy tsy afaka manafaka ny tenany
de ekeo daolidoly zay ze tsy te ho ravany basy,mampalahelo loatra le fisainanela :roll:
lavanify lesy de mpitolony frantsay a,zay nampiditra tao andohan\'ela reo hevitra ireo ,io no tsy tiany rehetra satria ampijaliana no vonoina,angalarina ampahibemaso ny fananampirenena fantatry ny vazamototra ,ho avy ny tsy mety ho gidragidrainy ny ao @ tanana ny otranlisany tsy ho ela ra tsy miova famindra fa leo ny pokona .Tsy mahantra akory ny firenentsika ka ho fitahina atr@ taonjato 21 ny taranaka Malagasy fa tsy misy manana safidy ny olompirenena Malagasy ao @ taniny,misaotra anla rapa,i bazylou ko naheno ary
wuiwui .Ny rehetra zay namaky satria misy isainana ny lasa amisavisana ny ho avy...
38. milamm ( 24/01/2010 01:59)
tgvafond >sali kidoro :D ,tafa ny resaky akama niondana frantsay loatra rapa hatr@ zay de mbola tsy tafafoha na de rendrika aza ny firenena,manofy ratsy an\'Atoa Ravalomanana foana =)) =))

zao le izy rapa a,tsy tonga volana foana le fandrobana tsy ara-drariny nataony frantsay namotika ny tanindrazana noho ny fihetsehambahoaka (1947-1960,2002-2009,2010 zay mbola hipoaka...)hitohy ny tantara nefa i Madagasikara tsy maintsy ho an\'ny Malagasy!
39. patrick2002 ( 24/01/2010 19:44)
fijo:

ka rah aizay no izy rapa,naninona ny frantsay no tsy nanaraka nanao karazana AGOA koa ,dia mitovy ny ady????azony atao anie izany e,ary efa misy ny fifanakalozana ao amin'ny oseana indiana izay efa fehezin'ny frantsay



Tsy azoko inona ilay ady tianao tenenina ,ny an`i frantsay anie dia mazava ny resaka eh! raha te hampiditra firenena hafa ianareo ,izy frantsay tsy manda ,fa kosa aza hasina exception mihintsy ireny firenena ireny ,fa halao hitovy ny fitsipi-dalao point a la ligne .
mitady hanao faveur an`i firenena vaovao ny malagasy ,pression no hataony frantsay ,tsy bloquer ny volana projet itsy sy iroa ,eo fa tsy tafavoaka ny baolina .
Nefa ny firenena te hiditra mangataka an`izay faveur izay fa mbola manomboka ohatry ny zavatra hatomboka rehetra ,ka miteny ianao hoe maninona izy raha manao AGOA ,hanontanio azy ,valiny azoko homena anao dia angamba tsy te hanota vola ny frantsay ,satria mihena ny caisse d`Etat raha manao AGOA izy ho an`i malagasy :roll: :roll: :roll:
40. patrick2002 ( 24/01/2010 19:53)
zao le izy rapa a,tsy tonga volana foana le fandrobana tsy ara-drariny nataony frantsay namotika ny tanindrazana noho ny fihetsehambahoaka (1947-1960,2002-2009,2010 zay mbola hipoaka...)hitohy ny tantara nefa i Madagasikara tsy maintsy ho an'ny Malagasy!


Tena tsy tonga volana aloha eh! raha jerena ny taona 2009 ,mba mitovy hevitra aminao izao amin`iny .
Ny hanomezako tsiny ny frantsay t@ iny fandrobana fahefana t@ 2009 iny dia izy manohana fandrobana ,fa tsy manohana mpandroba :lol: :lol: , rehefa vita ny fandrobana ,dia mitady hametraka an`i mouvance Ratsiraka indray ny frantsay ,dia hasisika Mangalaza Eugene ho PM , eo fa mitarazoka ny raharaha ,ny krizy mamely ny toe-karena tsy miodina ,dia manota vola ny HAT :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087