Le monde anglophone ou francophone

41. fijo ( 24/01/2010 20:45)

Tsy azoko inona ilay ady tianao tenenina ,ny an`i frantsay anie dia mazava ny resaka eh! raha te hampiditra firenena hafa ianareo ,izy frantsay tsy manda ,fa kosa aza hasina exception mihintsy ireny firenena ireny ,fa halao hitovy ny fitsipi-dalao point a la ligne .

le ady ekonomika letsy rapa an,
aoka aloha hazava kosa rapa ,fa tsy ny frantsay no tokony hametraka ny fitsipika ao ,fa ny gasy.
",izy frantsay tsy manda "io teny nampiasain'ialahy io no mahatonga ahy hilaza fa ny gasy no tompon'ny fitsipika fa tsy izy frantsay.ary izay no tsy laitrany,satria mbola zatra le manjanaka ry zareo
42. patrick2002 ( 25/01/2010 13:15)
eka oh! mazava iny fa ny gasy no tokony hametraka ny fitsipika ao @ taniny fa tsy ny frantsay ,izy frantsay anie tsy manda eh! fa rehefa manao dihy doha ny gasy dia tsy homeny ny vola hamatsiana projet atsy na iroa ,aiza aza ilay rainiboto, sy sinoa ,ary amerikanina nandrandrainy Ravalo :roll: :roll: ,tsy manetsina ny banga ,raha tena vonona ny hiara-hiasa marina .
Fantatrao tsara raha mbola teo Ravalo ,2 taona lasa izay nisy ilay resaka nalaza be fivarotana tany @ Daewoo ,corée du sud , navoakany frantsay ilay dossier secret d`Etat , satria nahoana izy frantsay firy taona efa tao madagasikara tsy navela hividy tany ,ny tany ny ammenager-ny colon frantsay aza nalainy malagasy ,avy eo nhy corée du sud homena tany ,sorena ny frantsay ,rehefa samy mahazo mividy dia haleo samy hividy .na samy homena.
Eo ilay fitsipika lazainao hoe an`i malagasy iny ,fa ianao koa miankina aminy ary mbola hiankina aminy ,dia tsy maintsy manaja azy ,mety ilay diha-doha sy ilay teny mahafinaritra ny sofina hoe tokony hivelatra ny malagasy ,tsy androny fanjanahana izao fa @ ahoana ,comment :?: :idea:
43. AndriambyII ( 25/01/2010 18:34)
Aleo aloha tsy hanao fanovàna tsy am-piheverana ,diniho ambony ambany ny fipetraky ny olana rehetra , misy maro² ireo tendance of influctuations economics @ izao fotoana izao , ary samy matanjaka tsy eran' ny aina izy ireo . Misy miteny hoe aleo ny akoho taman- trano toy izay ny akanga tsara soratra ivelany , dia mpamosavy malemy daholo anie ny ankabeazantsika raha ohatra ka dinika tsy mitondra vary iray venty avy no tsy voavaha @ ity fikaonandoha eto @ ity sera² ity é !!
Asehoy aloha hoe iza no tianarezo hisolo vaika ny ankalana , @ ity resaka gidraka pôlitika ity matoa niantsoana ny GIC isankarazany , ny Aziatika ? ny Eropeana ? ny Amerikana ,? Afrikana ?
Ary aza asiana resaka fifanitsahana fa sao dia ny aina no efany ka tsy ho tantintsika avy eo ny vokany !!



44. diloo ( 26/01/2010 01:26)
Amiko ny havendranany malagasy aza hailika any @ frantsay

Izao letsy dadatoa Rapa a.Andalovana kely kalongany ny resaka partenariat économique amin'ny frantsay araka ny démo anao hatramin'izay.
Somary manontany tena ihany anefa mikasika ny malagasy lazainao fa vendrana:celui qui accuse s'accuse hoy hianareo vazaha.Koa tsy marimpototra loatra ny fitenenana fa vendrana ny mpiray tanindrazana.Izay angaha no fomba fahitanareo TGV(Tena Gasy Vazaha), izany hoe zanabazaha toa an'Andry TGV dia manambany gasy foana no tolotrareo ami'ny ankapobeny.
Koa raha izany tokoa moa ny heritreritrareo momba ny Malagasy, ahoana tokoa ny toe-tsaina copie-coller niaran'ny malagasy azo avy ami'ny toe-tsaina frantsay.
Simplifié-ko ilay fahitako azy, fa tsy anao discours-na injeniera ekonomika toa an'ingahy aho.
Vao avy nanao missions tao Paris sy Londres aho, dia nandinika tsotsotra ny fiainan'ny frantsay sy ny anglisy aho.
Fampitahana:
Paris: feno tain'alika, feno fako, feno mpangataka. Ny Métro maimbo ranondolana, ny mpitaingina métro mifanosika sy misy mpilaiso poketra, rehefa tonga ao 93 dia be jiolamboto mpanakotaba ny RER, tsy misy manaja ny seza natokana hoan'ny antitra sy ny kilemaina, ny tena mba miarahabanareo TGV dia ny tena indray nahazo tolotra GVT(gasy vao tonga), ny tompontany mba hanontaniana zavatra, nanjary voa-snober, feno SDF midoroka sy mamofona, ny polisy manontany passeport vao mamindra tongotra kely, ny tanana feno tags. Tsiiii, izany ve nama ty frantsanareo ity kle.
Londres: Thank you foana no renao avy ami'ny olona rehetra rehefa mivaoka ny Bus, rehefa avy misakafo ao amin'ny resto, ny toerana voatokana ao @'ny bus sy ny underground dia voahaja tsara, ny tanana madio tsy misy tain'alika, ary raha misy aza, dia mandroaka azy @'ny fitaovana lasaka plastika ny tompony, ny ao anatin'ny underground, dia madio tsara tsy tahakan'ny ny Métro, tsy misy fofona ranondolana, ny trains madio tsy misy tags, ny olona tsy miavona no sady manampy tsara raha misy manahirana.
Ny tiako ho atongavana @'ny fampitahana ny frantsay sy ny anglisy, dia ilay toe-tsaina dia tena misy écarts be:
Frantsay: Tsy misy fanajana, maloto, mila mitandrina rehefa mandeha tongotra(miala kapa ventiny).Ny toe-tsaina frantsay dia tena ambany be miolotra ny anglisy
Anglisy:madio. Amin'ny ankapobeny, tsara be ny toe-tsaindreo.
Fa ny frantsay dia tena nofa be, trop de vantardise et pas efficace, trop de paroles mais pas de réalisation, trop pédant(mahay miresaka, miseo mahay fa tsy misy vokany).
Koa io toe-tsaina frantsay (copie-coller) io ihany no tahafin'ny gasy nandritran'ny 50 toana, koa tsy mahagaga raha confirmer-n'i Rapa ny fivendranana, indrindra fa aseon'ny TGV(Tena Gasy Vazaha) HAT efa ho erin-taona izay.
Raha maloto ny gasy=toe-tsaina frantsay izany
Raha be mpangery sy mpamany manondidiny ny konsula de fransa, copie-coller ny tain'alika ny frantsay io,
Raha maloto ny tsena=copie-coller ny tsena frantsay io.
Raha be ny mpangataka=copie-coller ny SDF(4mi frantsay) io
Raha be ny mpitsindroka=copie-coller ny mpitsindroka zoaridira frantsay io
Raha be ny mpandroba toa ny FIS=copie-coller ny attaques des véhicules du Brinks frantsay io
Raha be ny vola sandoka=copie-coller ny mafias marseille io
Aleo angaha ajanona ny fampitahana fa azo atao boky ny toe-tsaina copie-coller nianjady ny malagasy efa ho 50 taona izay. Ianareo TGV(Tena Gasy Vazaha), tsy dia mahagaga loatra raha miaro ny tombontsoa anareo.
Vendrana moa ny malagasy, ho hitantsika eo izany atsy ho atsy. :wink:
45. patrick2002 ( 26/01/2010 03:06)
diloo: miala tsiny fa tsy afaka hamaly anao ny tenako @ toe-tsaina frantsay sy toe-tsaina anglisy ,kabary hafa koa iny .
Fa kosa hasiko teny kely @ ilay teny hoe havendranany malagasy ,matetika rehefa misy ny dinika eto dia lazaina foana fa ny frantsay no naha to izao antsika ,izay laviko ankitsy rano , ny naha tonga izao antsika dia noho ny tsy fahaizantsika malagasy nitantana ,ary teo indrindra indrindra ny mpanao politika izay ,nijapy izay tsy fahaizany malagasy izay . Mbola resaka lava ny amin`iny .
46. diloo ( 26/01/2010 12:37)
Ok Rapa.Sanrankina fa ny antsika roalahy moa na dia tsy miombo-kevitra, dia eny amin'ny kianjan'ny vendredi joli no mifanojo ny samy akama bonne.A+. :wink: :-*
47. diloo ( 26/01/2010 13:21)
ny naha tonga izao antsika dia noho ny tsy fahaizantsika malagasy nitantana

Tena mbola toe-tsaina nampizarin\'ny frantsay ny gasy io Rapa a. Ils ont laissé s\'instaurer cet usage pour les indigènes à leur solde, amin\'izay dépendant ny frantsa foana ny gasy.Tsy hamela anao hitondra ny baolina izy.Ary ny fombany fahiny dia io mbola hita taratra miverina io:
Fampiasana karavasy rehefa tsy manaiky ny fitondrana HAT ny vahoaka. Ny karavasy eto dia ny FIS sy i Alain RAMAROSON izay omena famatsiana ara-bola sy basy mba ho tampenam-bava ny tena tolom-bahaoka.
Ny tena marina dia te i récuper ny zone d\'influence post-coloniale ny vozongo.
Saingy mahery vaika ny gasy lazainareo fa doma, nefa nasaky nanao contre-offensive ny quai d\'orsay sy élysée manoloana ny eran-tany sy ny GIC.
Ianareo manaiky an\'i Kouchner sy ny fombany ary efa ho tezitra lery atsy ho atsy, hiteny aminareo ihany manao hoe:(Kouchner) Kouchez-vous amin\'izay ry Andry fa tsy mety tafita ny droit d\'ingérence-ko.Makerinin-tsofina ny kapilanao fa adaboy ny fanaovana dj antrano, fa reraka aho manavotra ny adalanao isan\'andro.Nandefa an\'i PING aho, dia izao lery nivadika pong.Tena leo leitsy aho rabitro fa ho avelako amin\'izay ela fa manomboka tsy ampy sopapa ny volan\'ny contribuables franstsay.
Joke ity Rapa fa aza raisina an-tendrony an.Ianao tsy mitovy catégorie amin\'i hon her.Misaotranao aho tamin\'ny ezaka ny thèse-nao tery ambony.
Izay ilay monde francophone.A+ :wink:
48. patrick2002 ( 28/01/2010 02:49)
Tsy hita anie izay hanaovana ny malagasy eh! hatao hoe mahavita tena toa mahatsapa tena fa mila ny vahiny ihany ,jereo izao savorovoro politika izao samy miantso ny CI na ny andaniny na ny ankilany ,mba misy ny savorovoro eran`izao tontolo izao fa tsy miantso vahiny izy hitsabaka @ raharaha-tokatranony ,Iran,Irak ,venezuela ,chine, canada , Usa ,Royaume unie, France ,Italie .
Hatao indray hoe tsy mahavita tena ny malagasy toa sarotiny @ maha malagasy azy ,tsy azo hamidy @ vahiny ny tanindrazana ,tsy mahazo milatsaka hofidiana ho filoha raha tsy malagasy ny rainy ary malagasy ny reniny (lalam-panorenana).
Izay no hataoko anao hoe vendrana ny malagasy te hizaozaho hoe izahay malagasy nefa rehefa anontaniana hoe Inona ny maha-malagasy anao ,tsy misy mahavaly ,raha misy mahavaly dia hoe izahay minambary :-D :-D :-D
49. diloo ( 28/01/2010 21:19)
raha misy mahavaly dia hoe izahay minambary

Tsy ratsy :-D :-D :-D . Misaotra e.
50. milamm ( 29/01/2010 01:41)
de zay le toetsaina otrany rapa izay ndrindra le oe voazanaka ambongadiny soa fa tsy ny Malagasy jiaby.fa nga mo ra ny tantara rehetra no jerena tsy nila vonjy reo firenena matanjaka tototry ny rainiboto ny frantsay @ ady lehibe 2 ra tsy teo ngamba ny britanika sy ny amerikana de teo no raisina,fanarenana ekonomika de mbola ireo ihany,toy zany ko i japan t@ hiroshima sy nagasaki nangataka fanampiana mihitsiny reo firenena ireo aza sy onitra t@ iny ady iny,
ny iaviako de oe tsy misy ny mahavita tena fa raha manapotika sy mandroba fotsiny de tsy ilaina na firenena aiza na aiza aza afangaro reo azafady
Inona no maha-Malagasy antsika ankoatry reo kanto voarakitra marobe ,ny maha-olompirenena Malagasy miainga @ le fokonolona sata fototry ny lalampanorenana fanjakana Malagasy.Napoina izay nosaratsarahiny frantsay teo anivony fiaraha-monina ka any ambanivohitra lavitra sisa no ahitana izany,t@ androny anglisy nefa tsy nisy loatra zany fandratrana ny hambony Malagasy Radama 1 sns,zao reny vanimpotoana nolazaiko tetsy ambony ka hatrizao jereo reny rova nodorany deba sy frantsay,i andry sy ny RNM,TVM ny tanana Iarivo sy ny fananany Ravalomanana,de anjarany rapa no mieritreritra oe fahavendranany gasy v zany ? sa zv efa tokony hialana @ zao 2010 izao izay le valiny fanotaniana
51. milamm ( 31/01/2010 02:48)
tsy mbola maty akory ireo afon\'ny fanantenana @ ho avy mamiratra kokoa,reo zo -ny olompirenena marobe,miandry ny iverenany fenitra ,soa toavina nesorina tao anaty fitondram-panjakana nolaniambahoaka .Tsy mendrika sy hijanona eo @ io fitondrana io intsony i andry,ny tena fahendrena ho azy de ny manaiky iny sata maputo ,addis-abeba raha mbola te hijanona ao antiny faribolana politika ao amintsika,raha tsy izay moa de otrany nidirany teo ihany no ivoahany hisy ra mandriaka indray ary @ zay fotoana zay de ny hatezerany vahoaka sy reo mpiaro ny tanindrazana no hitambatra hiaraka hamotika izany dia hiverina indray ilay rivo-baovao nandrandraina hatrizay mendrika ireo taranaka handova izany fa tsy fahantrana vokatry tombotsoany frantsay manokana,ny oe ahoana de mbola ho avy eo iaraha-mahita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084