Ampidiro aloha ny tenimiafina
Matokia an'i Jehovah ....fa ataony ho lavorary ny dianao
1. niryna
(
20/10/2009 14:46)
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao ,aza miantehitra amin'ny herin'ny sainao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy izany fa ataony ho lavorary sy tanteraka ny dianao .
http://www.youtube.com/watch?v=P0KVaZvLLLM&feature=PlayList&p=7143AC66419AF917&playnext=1&playnext_from=PL&index=38
Trust in the Lord with all your heart
And lean not on your,your understanding
In all your ways acknowledge Him
And He shall direct
And He shall direct your path
He will not allow your foot to be moved
He that keeps you will not slumber
The Lord is near unto all them that call upon Him
To all that call upon Him in Truth
akaikin'izay rehetra manankina ny fiainany Aminy Izy
(l) niryna

répondu par ikaretsaka le 02/11/2009 13:20
2. rakapy
(
21/10/2009 07:17)
Hoy Nirina
Tsy ohatra ny milaza ve ianao fa hoe aza ampiasaina ny saina izay nomeny anao? Efa nomeny anao ny saina mba hampiasaina nefa ianao dia mbola miandry tataka avy any aminy foana.
-Efa nampianarin'ny RAD-nao hitondra fiara sy nandaniana vola tany @ driver school ve ianao dia mbola miandry sy manankina @ izy ireo ihany hitondra anao any @ izay alehanao?
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao ,aza miantehitra amin'ny herin'ny sainao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy izany fa ataony ho lavorary sy tanteraka ny dianao

3. rakaroka
(
21/10/2009 12:20)
Tsssss ny "dianao" dia "ianao dia ianao" no tompon'Andraikitra voalohany @ fanatomombanana izany! Aiza re izany e! :roll: :roll: :?: :?:
'zany aza ilay izy hoe "dianao" , anao fa tsy an'ny hafa . Responsable @ fandavorariana izany ianao fa aza "fatra-panilika sy miantehatrra lava @ hafa".
Amin'ny toa izao no iantefan'ny teny hoe "aoka tsy ho zaza intsony angamba ka hiandry tantanan-dava!" . Efa vita ny anjaran'ilay Mpahary an! Efa nohariany ho antsika avokoa k'inn indray aza ity miandry lava Azy ity?...Efa nomeny ny fiainana manontolo ve dia "averina Aminy indray izany sans rien faire?...Manaova aloha izay tokony atao !

4. soanja
(
21/10/2009 15:01)
Ny tena fantatro aloha dia tsy vitan'ny ariary zato am-pandriana ny fiainana na hoe baiboly am-pandriana dia samy miala.
Tsy hisy dia lavorary raha ny eto an-tany. Natao hisy ny kitoatoana ary nasian'Andriamanitra lemaka sy lohasaha ary havoana ny manodidina antsika. Misy ny lalina sy ny marivo ary misy ny mangidy sy mamy.
Ny finoana an'Andriamanitra dia ny fampiasana ny saina, vatana ary fanahy ho mpitolona amin'ny fiainana ao anaty filaminana sy fitoniana.

6. rakaroka
(
21/10/2009 16:41)
Izany mihitsy Soanja an ^:^ ^:^ ^:^ Koa inn ftsn no nanomezan'Atra saina sns raha tsy ho ampiasaina?...
7. Veloo
(
21/10/2009 20:19)
Trust in the Lord with all your heart
And lean not on your,your understanding
In all your ways acknowledge Him
And He shall direct
And He shall direct your path
He will not allow your foot to be moved
He that keeps you will not slumber
The Lord is near unto all them that call upon Him
To all that call upon Him in Truth
io dia arakarak'ny fandraisan'ny tsirairay azy fa amiko dia mazava tsara ilay izy
miciiiiiiii Nirina :-* :-* :-*
8. ikaretsaka
(
21/10/2009 20:31)
le hoe mihonona de mandehana misalaka tanana de matokisa amzao fotsiny no tsary mety ry veloo a..
izya no ezahin' hazavain'ilay fijery sasany somary "manano sarotra anao"

9. soanja
(
21/10/2009 22:42)
Ato anefa misy nanoratra hoe:
1 Korintiana 10:13
13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
Lavorary ahoana ary?

11. ni81
(
22/10/2009 05:40)
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao ,aza miantehitra amin'ny herin'ny sainao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy izany fa ataony ho lavorary sy tanteraka ny dianaomisaotra nizara e!
12. mia
(
22/10/2009 09:29)
Zava-poana rah’tsisy An' ATRA isika, noharina hitovy endrika Aminy, nomena saina, fanahy fa kosa tsy ihoatra AZY mihitsy arak-ilay teny ao @ MATIO 10:24 /25 hoe "Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra, na ny mpanompo noho ny tompony.
Fa ampy amin'ny mpianatra, raha tonga tahaka ny mpampianatra azy, ary ny mpanompo, raha tonga tahaka ny tompony.
N’inon’inona herintsika sy fahaizana ananantsika dia mila ny TOMPO foana
mitantana sy manoro ary miahy satria IZY no efa tiantsika sy mahay izay mahasoa sy mahasambatra antsika.

13. ikaretsaka
(
22/10/2009 11:04)
Samy zava poana io raha mandeha ilany ka... fa mainka in vain raha hoe manao ary zato am-pandriana fotriny
14. bor2lais
(
22/10/2009 14:53)
F'angaha kosa moa r'Ise efa nisy niteny teto hoe manaova ariary zato am-pandriana fotsiny ?
15. ikaretsaka
(
23/10/2009 00:30)
ie! ianona angaha ahoana?? ... minoa sy matokia "fotsiny" hono! 8O 8O
16. niryna
(
23/10/2009 04:13)
niryna:
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao ,aza miantehitra amin'ny herin'ny sainao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy izany fa ataony ho lavorary sy tanteraka ny dianao .
http://www.youtube.com/watch?v=P0KVaZvLLLM&feature=PlayList&p=7143AC66419AF917&playnext=1&playnext_from=PL&index=38
Trust in the Lord with all your heart
And lean not on your,your understanding
In all your ways acknowledge Him
And He shall direct
And He shall direct your path
He will not allow your foot to be moved
He that keeps you will not slumber
The Lord is near unto all them that call upon Him
To all that call upon Him in Truth
akaikin'izay rehetra manankina ny fiainany Aminy Izy
(l) niryna
tsara ho fantatra fa hira io zaraiko eto io hoe jereo fa tsy tsimpona aloha an :D
17. niryna
(
23/10/2009 04:37)
Hoy Nirina
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao ,aza miantehitra amin'ny herin'ny sainao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy izany fa ataony ho lavorary sy tanteraka ny dianao
rakapy:izay va no fandraisanao azy ?
Tsy ohatra ny milaza ve ianao fa hoe aza ampiasaina ny saina izay nomeny anao? Efa nomeny anao ny saina mba hampiasaina nefa ianao dia mbola miandry tataka avy any aminy foana.
marina izany fa tsy izay no hevitra tiana ambara eto ka ...matokia an'i Jehovah amin'ny fonareo rehetra....
-Efa nampianarin'ny RAD-nao hitondra fiara sy nandaniana vola tany @ driver school ve ianao dia mbola miandry sy manankina @ izy ireo ihany hitondra anao any @ izay alehanao?
18. niryna
(
23/10/2009 04:45)
rakaroka:amin'ny inona moa izany ?
Tsssss ny "dianao" dia "ianao dia ianao" no tompon'Andraikitra voalohany @ fanatomombanana izany! Aiza re izany e! :roll: :roll: :?: :?:
tsy mazava ny tianao ho tenenina, manilika inona,miantehitra amin'ny hafa amin'ny inona ?
'zany aza ilay izy hoe "dianao" , anao fa tsy an'ny hafa . Responsable @ fandavorariana izany ianao fa aza "fatra-panilika sy miantehatrra lava @ hafa".
:D izany ve ,ka misy anie mbola misotro ronono e, misy efa mihinana ventikanina,toy izany koa no fanoharana ho an'ireo izay mbola vao mianatra miaraka amin'i kristy.
Amin'ny toa izao no iantefan'ny teny hoe "aoka tsy ho zaza intsony angamba ka hiandry tantanan-dava!" .
Efa vita ny anjaran'ilay Mpahary an! Efa nohariany ho antsika avokoa k'inn indray aza ity miandry lava Azy ity?...
izany ve ? aza matahotra fa omba anao mandrakariva aho hoy izy ,tsy misaraka amin'izay rehetra mino azy izy ka izay rehetra manomboka mitady azy koa dia ho avy ao am-pony koa izy ka
Efa nomeny ny fiainana manontolo ve dia "averina Aminy indray izany sans rien faire?...Manaova aloha izay tokony atao !
inona no tianao tenenina amin'ny hoe manaova aloha izay tokony atao ?
misy mantsy miteny hoe aleo aloha anao fiainana fa rehefa lehibe ve tsy anantona an'Atra ihany ,mety misy fahamarinana izany ,saingy moa ve isika mahalala izay andro ankany antsika? izaho vao 25 taona hoy ilay tanora,mijoro vavolombelona kely indray aho eto,aleo aho anao fiainana fa rehefa lehibe ve aho tsy anaraka ny ray aman-dreniko ,inona no nitranga,vao vitany ny fianarany dia hoe anao fety be izy,teny an-dalana andeha hody no nodim'ny fiara ny moto noentiny ary maty teo noho eo izy,tsy nety nandray ny tompo fa ilay namany no nomeny tsiny fa nanoro voana azy ho dia niala ny ainy avy eo
19. niryna
(
23/10/2009 04:53)
soanja:tsy fantatro ny tianao ho tenenina amin'izany ,inona no idiran'io hery io amin'izany ?
Ny tena fantatro aloha dia tsy vitan'ny ariary zato am-pandriana ny fiainana na hoe baiboly am-pandriana dia samy miala.
baiboly an-pandriana,mahavariana sy tsy azo veroko koa ny dikan'izany
dia maninona, inona no idiran'ny fahatokisana azy amin'izany ? na miaka-piakarana na mihidi-pidinana rehefa matoky sy mino fa miaraka amiko mandrakariva izy dia tsy matahotra aho na anahy ka .ao anatin'ny mangidy no asehony ny voninahiny ary amin'izay fahoriana noheverina fa hoe tsy zaka no tonga izy anome hery ary dia vao maika mafy fototra ny finoan'izay rehetra mitady azy
Tsy hisy dia lavorary raha ny eto an-tany. Natao hisy ny kitoatoana ary nasian'Andriamanitra lemaka sy lohasaha ary havoana ny manodidina antsika. Misy ny lalina sy ny marivo ary misy ny mangidy sy mamy.
finaoa an'Atra = fampiasana ny saina ? izany ve tsy hafahafa ?
Ny finoana an'Andriamanitra dia ny fampiasana ny saina, vatana ary fanahy ho mpitolona amin'ny fiainana ao anaty filaminana sy fitoniana.
ahoana no ampilamina ny olona raha toa ka lazaina fa marina avokoa izay eritreretin'ny sainy satria araka ny fiteninao hoe tsy misy ny fahotana,ny dikany dia toa manamaritena sahady isika ary manao ny tenin'Atra ho tsy marina izany e
Ny saina ? iza no nanome ny saina? moa ve nahay fotsiny amin'izao ilay olona izay milaza fa ny fahaizany dia noho ny lohany niasa nahatonga an'izany ?
ny vatana,raha mahita ireny olona tsy mba afaka mandeha ireny isika dia fisaorana an'Atra no atolotra fa nomeny zaza tsy marary ohatra ,tsy avy amin'ny herin'ny tenana irery ny zavatra mitranga amintsika fa avy amin'ATra avokoa saingy ny fanipahana izany dia vao maika mamarina antsika any an-davaka