Matokia an'i Jehovah ....fa ataony ho lavorary ny dianao
21. niryna
(
23/10/2009 04:55)
rakaroka:
Izany mihitsy Soanja an ^:^ ^:^ ^:^ Koa inn ftsn no nanomezan'Atra saina sns raha tsy ho ampiasaina?...
:D
22. niryna
(
23/10/2009 04:58)
Veloo:
Trust in the Lord with all your heart
And lean not on your,your understanding
In all your ways acknowledge Him
And He shall direct
And He shall direct your path
He will not allow your foot to be moved
He that keeps you will not slumber
The Lord is near unto all them that call upon Him
To all that call upon Him in Truth
io dia arakarak'ny fandraisan'ny tsirairay azy fa amiko dia mazava tsara ilay izy
miciiiiiiii Nirina :-* :-* :-*
:D tonon-kira io raha mijery hoe jereo eo ambony eo isika ,raha mbola tsy nijery veloo dia vereno kely mahafinaratra no hafa kely koa
:-*
23. niryna
(
23/10/2009 05:00)
ikaretsaka:izay no fandraisanao io tenin'Atra io ?
le hoe mihonona de mandehana misalaka tanana de matokisa amzao fotsiny no tsary mety ry veloo a..
izya no ezahin' hazavain'ilay fijery sasany somary "manano sarotra anao"
mionona amin'inona? ,satria kristy no niteny hoe matokia ,ka maninona no tsy matoky azy ika fa mbola misalasala foana hatramin'izao .Mety ho sarotra tokoa ilay izy raha toa lavina foana ilay izy fa Atra dia nanome antsika saina araka ny teniny ao ambony ao fa izany akory tsy midika hoe ho azo ny tenin'Atra sy ny tiany ho tenenina raha tsy mametraka izany ao am-po
24. niryna
(
23/10/2009 05:09)
soanja:ny hevitra tia ambara amin'io raha ny fahalalako azy dia izao:
Ato anefa misy nanoratra hoe:
1 Korintiana 10:13
13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
Lavorary ahoana ary?
Matetika ny olona dia manome tsiny ny hafa foana kanefa raha sitrapony no manota dia tsy ny hafa no omena tsiny,tafiditra amin'izany satana. ooops ampidiriko izy eto na dia tsy mino aza i soanja fa hoe misy izy toy ny tsy inoana hoe misy ny fahotana.Atra dia tsy mametraka zavatra tsy ho zaikan'ny saintsika fa matoa miantra amintsika ny zavatra iray dia fantany fa ho zakantsika izay ilay izy.Inona no mahatonga ny olona tsy ahazaka an'ilay izy ? satria tsy tena mino an'Atra izy na kely ny finoany.Tsy mora fa rehefa mahafantatra fa miaraka amintsika Atra dia izay zavatra rehetra mipoitra eo dia tatazana avokoa satria fantatro fa misy antony avokoa izany.
Amintsika mety ho ratsy ilay izy,fa amin'Atra misy antsony avokoa ny zavatra rehetra.
25. niryna
(
23/10/2009 05:23)
soanja:ho tohizako ny teniko
Ato anefa misy nanoratra hoe:
1 Korintiana 10:13
13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
Lavorary ahoana ary?
1 ny fanahy masina no efa mampianatra fa ny zanak'Atra dia tsy ho kamboty fa manana an'ilay fanahy masina miaraka aminy ary manampy azy na amin'ny inona na inona izany,izay mino an'izany dia tsy hanana ahiahy na angovitra akory na dia kely aza,matahotra ,mety mitranga fa rehefa mitamberina ilay baiboly atao ao ambanin'ny fandriana araka nolazainao dia aleloia, tsy matahotra ny aty fa raha satana no mampatahotra,mbola vato ampy andihizana koa ny aty satria mbola misy ambony lavitra no izy .
Ny fakam-panahy dia test raha mahatohitra hianao na tsia Apo 2: 7,17,25,safidinao io toy ny hoe anaraka azy ve sa tsy mino azy kanefa any am-parany any dia tsy maintsy mbola andohalika eo anatrehany avokoa ny olona reheta (every knees shall bow ,every tongue confess that he is lord )
Andriamanitra dia mampahafantatra antsika zavatra roa :
a -tsy amela antsika ho voatariky ny fakampanahy izy ary tsy anome antsika zavatra tsy ho zakantsika velively.
b - Ra misy aza izany dia mampiseho amintsika ny fomba atao anoherantsika izany fakampanay izany koa izy 2 Tes 3:3
\2
26. niryna
(
23/10/2009 05:31)
2 ny fahasoavan'Atra Ef 2:8-10 , ny ran'i kristy Ef 2:13 ,ny Tenin'Atra Ef 6:17 ,ny herin'ny Fanahy masina Tit 3:5-6 ary ny herin'i kristy izay tonga ety an-tany ,ireo dia manampy ny mpino mba ahatohitra ny fakampanahy misy ka andreseny ny herin'ny maizina izay tsy mikatsaka afatsy ny mangalatra,mandainga,mandavo ary mamitaka Ef 6: 10 Tsy amela antsika irery izy fa mahita hevitra foana izy hialantsika amin'izany fandrik'i satana izany Rom 8: 37
27. niryna
(
23/10/2009 05:32)
ni81:
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao ,aza miantehitra amin'ny herin'ny sainao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy izany fa ataony ho lavorary sy tanteraka ny dianaomisaotra nizara e!
:-* :-*
28. niryna
(
23/10/2009 05:33)
mia:
Zava-poana rah’tsisy An' ATRA isika, noharina hitovy endrika Aminy, nomena saina, fanahy fa kosa tsy ihoatra AZY mihitsy arak-ilay teny ao @ MATIO 10:24 /25 hoe "Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra, na ny mpanompo noho ny tompony.
Fa ampy amin'ny mpianatra, raha tonga tahaka ny mpampianatra azy, ary ny mpanompo, raha tonga tahaka ny tompony.
N’inon’inona herintsika sy fahaizana ananantsika dia mila ny TOMPO foana
mitantana sy manoro ary miahy satria IZY no efa tiantsika sy mahay izay mahasoa sy mahasambatra antsika.
=D> =D>
29. niryna
(
23/10/2009 05:35)
ikaretsaka:
Samy zava poana io raha mandeha ilany ka... fa mainka in vain raha hoe manao ary zato am-pandriana fotriny
Atra irery no mahalala izay toriantsika ka,na zato na $ na euro ,fantany fa nataony ho tonga ety an-tany isika mba hitory ny voninahiny.
30. niryna
(
23/10/2009 05:37)
bor2lais:
F'angaha kosa moa r'Ise efa nisy niteny teto hoe manaova ariary zato am-pandriana fotsiny ?
izaho mba gaga,mbola ho avy aza ny fanontanian'Atra antsika hoe mahafantatra ny tenin'Atra ise,nomena an'ise avokoa izany kanefa moa ve nizara izany tamin'ireo izay tsy mbola nahalala sa dia fatra mitsipaka foana
:D
31. niryna
(
23/10/2009 05:41)
ikaretsaka:
ie! ianona angaha ahoana?? ... minoa sy matokia "fotsiny" hono! 8O 8O
yep Have a faith and believe in Christ and you will be saved,you and all your own family.Teny nampitondrainy io fa tsy avy amin'ny olona mizara eto ka hoe foroporonina,mino fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao,io ilay ariary zato am-pandriana,izay mino izany dia ataony avo zato eny ny volany ariary zato ary ho sambatra noho ny rehetra izy .Ataovy ho aho ny fanandramana fa hatramn'izao mbola tsy nanandrana ika matoa mamerimberina izany .Ahoana no ahalalanao ny teny raha tsy nomena ?
32. ikaretsaka
(
23/10/2009 13:34)
niryna:
Samy zava poana io raha mandeha ilany ka... fa mainka in vain raha hoe manao ary zato am-pandriana fotriny
Atra irery no mahalala izay toriantsika ka,na zato na $ na euro ,fantany fa nataony ho tonga ety an-tany isika mba hitory ny voninahiny.
Le hoe misalaka tanana kosa aloha. De tsy mila an\'Atra mahalala d\'efa mazava hoe tsy any e...na le hoe manambady amanjanaka de avela hitsipozipozy eo fa handeha hitory hono
33. rzakarivola
(
23/10/2009 16:03)
soanja:
Ato anefa misy nanoratra hoe:
1 Korintiana 10:13
13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
Lavorary ahoana ary?
==> Tsy manambara ho azy ve io teny io ry Soanja ? ny test indrindra no ahitana hoe lavorary sa tsia. Ary ho an'izay manankina ny lalany amin' Andriamanitra ary matoky Azy, dia tena hataony "tanteraka" tokoa. Zavatra niainako vao haingana kely izany
35. rijadolly
(
23/10/2009 17:54)
niryna:Marina,misaotra Niryna a!
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao ,aza miantehitra amin'ny herin'ny sainao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy izany fa ataony ho lavorary sy tanteraka ny dianao .
rijadolly:Efa misy milaza ny fahamarinan'ireo voalazako ireo sahady ao ambony ao
Ny tsy finoana an'Andriamanitra indray kosa anefa dia entiko
-hizahozahoana ihany koa
-izaho ny mahery
-izaho tena manantsaina
-izaho ihany no marina fa ny anareo tsy...; noho ny hevitro voaporofiko fa marina
-Izaho no rôle ko nahoana no asiana mahery noho izaho;indrindra ao anaty ny tokatranoko?
36. ikaretsaka
(
23/10/2009 22:19)
Ny tsy finoana an'Andriamanitra indray kosa anefa dia entiko
-hizahozahoana ihany koa
-izaho ny mahery
-izaho tena manantsaina
-izaho ihany no marina fa ny anareo tsy...; noho ny hevitro voaporofiko fa marina
-Izaho no rôle ko nahoana no asiana mahery noho izaho;indrindra ao anaty ny tokatranoko?
Tena ataovy serieux.."tsy miolakolaka" ho'zy le akama atsy ambadika atsy izay!
Alaivo ambony alaivo ambanuy
fa tsy ireo "mihevitra ny tenany ho mpino ve no tena "mizahozaho"" ato sy manao hoe eeee voa mafy tenisany tsary manana izay inoanay?
37. Ratoa
(
23/10/2009 23:01)
Matokia an'i Jehovah ....fa ataony ho lavorary ny dianaotsy milaza mihitsy izany hoe mandehana mirazorazo tànana. Ny tiana ho lazaina dia ataovy tsara ny ataonao dia hanampy ianao Jahovah dia ho lavorary ilay ataonao. Fa Andriamanitra dia tsy manampy izay tsy manampy ny tenany . Ka raha sady mino an'i Jehovah ianao no manampy ny tenanao dia ho lavorary ny ataonao, izay ambara hoe dianao eto, satria ianao no manao ny dianao.
38. ikaretsaka
(
24/10/2009 11:08)
Bedebe nefa ny mi interprete an'io ho lasa hoe >ihainohaino fotsiny de lavorary" ...de lasa miraviravy tanana ratoa... misy aza lasa tsizarizary mihitsy ny fiainan-jareo fa toa zary adino le maha eto an-tany azy fa misavomboana anivon-danitra any ...
Mahalala fianakaviana izay aho de handeha "hiasa" hono le ramatoa... le zanany @ io adinony hatr@ manolo taty sy mampinono azy fa izy mainka le handeha tsi22 hitety tranon'olona ireny.
Avy eo naterin'ny olona teny @ Pedro le zaza...vao nipenompenona de anay ro nanitsanan-dreniny tao

39. niryna
(
26/10/2009 03:51)
niryna:
Samy zava poana io raha mandeha ilany ka... fa mainka in vain raha hoe manao ary zato am-pandriana fotriny
Atra irery no mahalala izay toriantsika ka,na zato na $ na euro ,fantany fa nataony ho tonga ety an-tany isika mba hitory ny voninahiny.
ikaretsaka:
Le hoe misalaka tanana kosa aloha. De tsy mila an\'Atra mahalala d\'efa mazava hoe tsy any e...na le hoe manambady amanjanaka de avela hitsipozipozy eo fa handeha hitory hono
io indray ra ika fa amadika sujet ? hi,hi
aza ny hamavony no jerena fa ny havany avy any dilambato ,oops
na mahantra na manankarena nomen'Atra fahasoavana avokoa, fa tsy hoe ny manankarena ihany no izara ny teninan'Atra odrry aiza re ika izany ?
40. niryna
(
26/10/2009 03:53)
soanja:
Ato anefa misy nanoratra hoe:
1 Korintiana 10:13
13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
Lavorary ahoana ary?
rzakarivola:

:D =D>