Matokia an'i Jehovah ....fa ataony ho lavorary ny dianao
41. niryna
(
26/10/2009 03:58)
ikaretsaka:
ka efa tsary lavorary izany koa
tsy ho lavorary ny fiainantsika raha miseho azy ho izaho ity,ny fisainako,ny fahalalako ,izaho no nahatonga ahy ho toy izao ...santionana ireo fa lavorary kosa ilay izy raha mahatsampa sy miandrandra amin'Atra amin'ny zavatra rehetra iainana ka noho Hianao no nahatonga ahy toa izao,deraiko lalandava ny Anaranao ,tsy ny heriko na ny fireharehako no nampanankarena ahy na nahatonga ahy ambony toa izao
Raha mihevitra ilay fizahozahoana isika ka mikimpy manao an'Atra tsy misy dia tonga ilay fiainana tsy lavorary satria tsy ho lavorary izany fiainana hisehosehoana sy hiamboana amin'ny olona izany raha tsy teo Atra nanampy antsika
42. niryna
(
26/10/2009 04:13)
niryna:
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao ,aza miantehitra amin'ny herin'ny sainao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy izany fa ataony ho lavorary sy tanteraka ny dianao .
rijadolly:tsy misy fisaorana rija a
Marina,misaotra Niryna a!
rijadolly:
Ny tsy finoana an'Andriamanitra indray kosa anefa dia entiko
-hizahozahoana ihany koa
-izaho ny mahery
-izaho tena manantsaina
-izaho ihany no marina fa ny anareo tsy...; noho ny hevitro voaporofiko fa marina
-Izaho no rôle ko nahoana no asiana mahery noho izaho;indrindra ao anaty ny tokatranoko?
marina tokoa izany ..moi,moi foana ,izaho no nahatonga izao ,raha tsy izaho tsy nisy izao . :arrow: fananarana no nomen'Atra antsika
esory ny pride,mila manetritena fa izay rehetra manandra-tena no ahetry ary izay manetri-tena kosa no asandraNy sa tsy izany ?
miombonkevitra koa aho
Efa misy milaza ny fahamarinan'ireo voalazako ireo sahady ao ambony ao
Tsy mora ny manetritena fa mivavaka mba ho taritiNy andeha amin'ny lalana izay nampianariNy,miaraka amiNy ,izy no mampiantra antsika ary tafiditra ao anatin'izany ny fitiavana ny manodidina,ny mpirahalahy ao amin'ny Tompo ,ny fahavalo ary indrindra ireo izay mbola tsy mahalala azy na tsy mino azy ..ny fanehoana ny fitiavana amin'ny mpiara-belona no vavolombelona azo porofoina fa miaraka Aminy isika no sady mpianaNy .. Gal 5 : 22-232 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana, fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
:D
43. niryna
(
26/10/2009 04:25)
Ratoa:
Matokia an'i Jehovah ....fa ataony ho lavorary ny dianaotsy milaza mihitsy izany hoe mandehana mirazorazo tànana. Ny tiana ho lazaina dia ataovy tsara ny ataonao dia hanampy ianao Jahovah dia ho lavorary ilay ataonao. Fa Andriamanitra dia tsy manampy izay tsy manampy ny tenany . Ka raha sady mino an'i Jehovah ianao no manampy ny tenanao dia ho lavorary ny ataonao, izay ambara hoe dianao eto, satria ianao no manao ny dianao.
misaotra nizara.. ilay miraviravy tanana koa aloha Ratoa dia voalaza tokoa ao amin'ny baiboly an .. ny kamo dia tsy mba ihinana... ampaherezo ny kamo ,nampianarana isika fa rehefa miasa na manao zavatra dia atao amin'ny fo tokoa satria tsy mijery izay mpampiasa any isika na izay kamo be tenda any fa manao asa ho an'ilay Kristy ,izany hoe izay zavatra atao dia atao ao am-po toy ny izy no mpampiasa
Inona no tombotsoa mety ho azo amin'izany ?
madio ny saina fa nanao asa tamin'ny fo tokoa,na tsy misy mijery aza dia mahafantra fa Atra no mahita,vetivety dia tonga ny ora fodiana
manana fahatokisana ny mpampiasa fa na tsy eo aza izy dia manantena foana izy fa ho vita ny asa ary tsy hitebiteby na hiahiahy na hiantsoantso foana hoe ataovy ity fa efa manana fanantenana avy amintsika izy
Fisaotra lehibe no omena an'Atra satria nomena nomeny hery amita ny asa androany
:D
44. ikaretsaka
(
26/10/2009 04:30)
io indray ra ika fa amadika sujet ? hi,hi
aza ny hamavony no jerena fa ny havany avy any dilambato ,oops
na mahantra na manankarena nomen'Atra fahasoavana avokoa, fa tsy hoe ny manankarena ihany no izara ny teninan'Atra odrry aiza re ika izany ?
Iz ano mamadika sujet hoe? ianoa no tsy mahazo ny tiako tenenina: tsy misy resaka idiran'ny havany avy any dilambato mihitsy kosa toa ka raha hoe manambady aman-janaka izany ka hoe avela hitonantonana eo ny vady aman-janaka rehefa weekend ohatra fa laozana hoe "handeha hiasa" (hitety tranon'olona hitory teny) hono...
tsy fanitarana ny fanjakan'Atra izany fa mainka aza Famotehana azy
45. niryna
(
26/10/2009 04:38)
Ny tsy finoana an'Andriamanitra indray kosa anefa dia entiko
-hizahozahoana ihany koa
-izaho ny mahery
-izaho tena manantsaina
-izaho ihany no marina fa ny anareo tsy...; noho ny hevitro voaporofiko fa marina
-Izaho no rôle ko nahoana no asiana mahery noho izaho;indrindra ao anaty ny tokatranoko?
ikaretsaka:
Tena ataovy serieux.."tsy miolakolaka" ho'zy le akama atsy ambadika atsy izay!
Alaivo ambony alaivo ambanuy
marina izany fa Atra irery no hiankinana sy hialofana ka
:roll: :cry:
fa tsy ireo "mihevitra ny tenany ho mpino ve no tena "mizahozaho"" ato sy manao hoe eeee voa mafy tenisany tsary manana izay inoanay?
nampianarina ny kristiana tsy amaly ratsy ny ratsy na ho faly ahita ny fahavoazan'ny hafa,mifanohitra aza,marary ny fo rehefa misy olona mijaly sy mampalahelo .
mifanohitra ry ika ary ahoana no anaovanao fa mihazohazo izy ireo? sao hianao manohitra ny tenin'Atra lava io aza no tsy mahita tory fa tapitra toheriina avokoa ny tenin'Atra?
ny kristiana dia manaja olona,jereo amin'ny voa vfafiny fa manaja olona izy satria efa nampianarin'i kristy mialoha ka na anopa sy hiteny tenisany eo aza ika dia (l) (l) no atolotray an'ika
46. niryna
(
26/10/2009 04:42)
io indray ra ika fa amadika sujet ? hi,hi
aza ny hamavony no jerena fa ny havany avy any dilambato ,oops
na mahantra na manankarena nomen'Atra fahasoavana avokoa, fa tsy hoe ny manankarena ihany no izara ny teninan'Atra odrry aiza re ika izany ?
ikaretsaka:dia mandehana koa mizara ny tenin'Atra toa azy ireo raha tianao izany ,mety manirikiry anao ny mijery azy mitety trano ,asa aloha izany fa afaka mizara ny tenin'Atra avokoa ny rehetra na toerampiasana ity na aiza na aiza, tsy voafetra,ka raha itety trano no ataony inona no olana aminao amin'izany ,tsy tonga dia mitsra olona ve ika,iza isika no itsara ny zanak'Atra ?
Iz ano mamadika sujet hoe? ianoa no tsy mahazo ny tiako tenenina: tsy misy resaka idiran'ny havany avy any dilambato mihitsy kosa toa ka raha hoe manambady aman-janaka izany ka hoe avela hitonantonana eo ny vady aman-janaka rehefa weekend ohatra fa laozana hoe "handeha hiasa" (hitety tranon'olona hitory teny) hono...
tsy fanitarana ny fanjakan'Atra izany fa mainka aza Famotehana azy
ary raha mitety varavarana koa ry zareo ,ny teny efa manambara fa izay mandray anareo dia mandray ahy koa ,izay manda anareo dia manda ahy koa ,mazava ho azy izany ika ,ooops kanefa na izany aza tiava ny namanao tahaka ny tenanao
:-* :-*
47. rzakarivola
(
26/10/2009 09:02)
rakapy:
Tsy ohatra ny milaza ve ianao fa hoe aza ampiasaina ny saina izay nomeny anao?
==> Tsia dia tsia. Hoy ny Didy lehibe indrindra hoe : "Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra, ny sainao rehetra, ny fanahinao rehetra ary ny herinao rehetra". NomeNy ireny mba hampiasaina, ampiasaina hitiavana Azy, izay no antony nanomezaNy an'ireo :
1- @ fonao : faneken'ny fo
2- @ sainao : fampiasana ny saina
3- @ herinao : fampiasana ny hery
4- @ fanahy : toe-panahy araka an' Andriamanitra
5- rehetra : tsy sombintsombiny, fa ny rehetra mihitsy
Fanontaniana hafa ngamba hoe : "inona ny fitiavana an' Andriamanitra ?"
48. ikaretsaka
(
26/10/2009 10:40)
Efa voavaly tatsy ambadika tatsy io fanontanian-drazaka io..le resaka explicit sy implicit tatsy ambadika atsy.
Fa ny eto moa indrindra ho an'ny bolokim-baiboly dia ny fanontaniana efa teo ihany no averna apetraka @ fomba hafa...hahafahana mamerina mitanisa ireo kitsimpona sy hitenenana hoe hitanareo @ zay fa ao anaty tsimpona io

49. niryna
(
27/10/2009 05:18)
rakapy:
Tsy ohatra ny milaza ve ianao fa hoe aza ampiasaina ny saina izay nomeny anao?
rzakarivola:misaotra rzaka a,miampy ireo voalazanao ireo dia ny fanankinana azy ireo amin'Atra fa tsy amin'ny herin'ny tena irery akory
==> Tsia dia tsia. Hoy ny Didy lehibe indrindra hoe : "Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra, ny sainao rehetra, ny fanahinao rehetra ary ny herinao rehetra". NomeNy ireny mba hampiasaina, ampiasaina hitiavana Azy, izay no antony nanomezaNy an'ireo :
1- @ fonao : faneken'ny fo
2- @ sainao : fampiasana ny saina
3- @ herinao : fampiasana ny hery
4- @ fanahy : toe-panahy araka an' Andriamanitra
5- rehetra : tsy sombintsombiny, fa ny rehetra mihitsy
Fanontaniana hafa ngamba hoe : "inona ny fitiavana an' Andriamanitra ?"
50. niryna
(
27/10/2009 05:20)
ikaretsaka:
Efa voavaly tatsy ambadika tatsy io fanontanian-drazaka io..le resaka explicit sy implicit tatsy ambadika atsy.
Fa ny eto moa indrindra ho an'ny bolokim-baiboly dia ny fanontaniana efa teo ihany no averna apetraka @ fomba hafa...hahafahana mamerina mitanisa ireo kitsimpona sy hitenenana hoe hitanareo @ zay fa ao anaty tsimpona io
:roll: :cry: :cry: (l) (l) :-* :-*
51. ikaretsaka
(
02/11/2009 13:20)
Kay le nalahelo indray ra niryna fa nilaza unconvenient truth ika!