accord MAPUTO: ZERO, aotra, 00 000 0000 00000

1. remahity ( 17/08/2009 17:24)
ka lany andro @ accord ny Maputo isika, TGV ne respectera pas cet accord.

souvenez-vous de DAKAR 2:

Ravalomanana a signé DAKAR 2 en 2002, revenu à Madagascar, il l'a ignoré

PKOI ? le rapport de force sur le terrain etait en faveur de RAVALO en 2002

QUI ETAIT SES CONSEILLERS DE RAVALO en 2002 : les 2 juristes RATSIRAHONANA et SYLLA

ET QUI SONT LES CONSEILLERS DE TGV EN 2009: toujours les 2 juristes IKOTOFETSY sy IMAHAKA


fihatsaram-belatsihy ny sisa. c'est tout
répondu par pikatti le 19/08/2009 15:08
2. ifiona ( 17/08/2009 17:36)
faly aho fa mba tsy niteny ratsy i remahity! misaotra e!

raha ny momban'ny dinika aroso, ho hita eo raha ho any Maputo i tgv na tsia, ary raha ho any, raha hiverina t@ zavatra nifanekena... na tsia.
3. remahity ( 17/08/2009 17:59)
ifiona:
faly aho fa mba tsy niteny ratsy i remahity! misaotra e!

raha ny momban'ny dinika aroso, ho hita eo raha ho any Maputo i tgv na tsia, ary raha ho any, raha hiverina t@ zavatra nifanekena... na tsia.

za ve mpiteny ratsy ry ifiona?
aia lie, my apologize ary , sorry baby!
izay no mahatsara le misy olo-kendry eto @ serasera, mba misy manitsy . merci akia a!

ny hoe ho any MAPUTO indray, dia ho any i TGV, sahala @ nandehanan'ny RAVALOMANANA sy ratsirahonanan tany DAKAR t@ 2002 ihany.

Fa en politique dia ny rapport de force sur terrain ihany no mi-compte

(indrindra ny gasy mpihatsaravelatsihy, mody mifanaraka imaso, fa miady sur terrain), donc TGV ne respectera pas cet accord, c'est connu d'avance....
4. Noue ( 17/08/2009 18:18)
remahity:

aia lie, my apologize ary , sorry baby!
izay no mahatsara le misy olo-kendry eto @ serasera, mba misy manitsy . merci akia a!
izay koa no mahatsara ilay misy olona mba azo ahitsy ! bravoo
"remahity":

(indrindra ny gasy mpihatsaravelatsihy, mody mifanaraka imaso, fa miady sur terrain), donc TGV ne respectera pas cet accord, c'est connu d'avance....
nefa kosa toa efa nisy nekeny kooo ! jereo fotsiny fa efa mba navoaka anie ny gadra eee ! i Ihanta angamba no toa oe tsy navoaka ?? saingy nasainy nanao sonia mba tsy hanao politika intsony ??
Ny ambiny zay ho tapaka any maputo mbola tsy hay ka dia ho hita eo ny tohiny ??




5. Mirananirina ( 17/08/2009 18:29)
accord MAPUTO: ZERO, aotra, 00 000 0000 00000

aleo asiako 1 eo aloha dia tsy o intsony.
1 00 000 0000 00000,mety tsara io :) :) :)
6. locl ( 17/08/2009 19:24)
Ravalomanana t@ 2002, nisy election ary tena vahoaka sy ny mpanao politika no tao andamosiny ka na tsy dia nanaraka ny accord aza izy dia nety sady izy koa tsy nampijaly sy nanambotra ary namono olona e!
, fa i TGv kosa mba vahoaka iza? miaraka @ lainga sy fampijaliana vahoaka

tsy mitovy kosa na dia mety ho ao ambadika ihany aza ry kotofetsy sy mahaka

7. xxx ( 17/08/2009 20:28)
tadidio fa ny CI miandry ny fanatanterahana ny accord tany Maputo fa raha tsy manantanteraka izay vao sonia tao ry tgv d tsy hisokatra eo mihitsy ny robinet ary vao maika hihamafy ny sazy raha mibodo anao loham-boto eo ry tgv! d ho hita eo!
8. pikatti ( 17/08/2009 22:49)
TGV ne respectera pas cet accord, c'est connu d'avance....

ny imbécile ihany no tsy miova

tsy hisokatra eo mihitsy ny robinet ary vao maika hihamafy ny sazy raha mibodo anao loham-boto eo ry tgv! d ho hita eo

efa manaiky tsy sitrapo izy reny kah ,reny gadra fomba an-kolaka fotsiny mba mapiseho ny bonne volontény,mafy le tsisy sôsy

aleo asiako 1 eo aloha dia tsy o intsony
1 00 000 0000 00000,mety tsara io

:-* tsy maintsy mandeha na tiana na tsy tiana
9. zoam ( 18/08/2009 06:17)
i andrywui ihany no be loha eto ,efa hita fa tsy tafita intsony io Hat io fa mody be loha nefa miforitra ihany en fin,jereo tsara fa tsy hanana pouvoir firy intsony ny mouvance an'i tgv io bientot ,
10. ouiandry ( 18/08/2009 07:10)
zoam:

i andrywui ihany no be loha eto ,efa hita fa tsy tafita intsony io Hat io fa mody be loha nefa miforitra ihany en fin,jereo tsara fa tsy hanana pouvoir firy intsony ny mouvance an'i tgv io bientot ,

ny fianakam's TGV100% TSISY FANGARONY zokybe zoam tsy miova hevitra a! tsy mila ny fiverenan'i babylon system 'cause Babylon system is the vampire! io le nitsetsitra sy namotika ny Malagasy nanakatao satria nanararaotra an'ilay naha filohampanjakana anazy ka nanovaova ny lalanà araka izay nampety anazy, on a eu suffisament de temps pour nous préparer à nous battre contre ce sanguinaire noho izany d tsy misy atahorana tsony ny hoavy, izay no mahatonga ny fianakam's izay soloin'i ouiandry tena ho mafy loha ary tsy azo ozongozonona satria efa mipetrapetraka daholo ny zavatra rehetra :-D :-D :-D celui qui était concerné n'a qu'à confirmer ce propos adressé par Ravalomanana à un Malagasy qui se prénomme Maurice: en 2002 d zao ny tenin'i Ravalomanana t@ io olona io "Morisy a,mafy be zany Morisy?? hiady zany isika a?? vonoiko daholo Morisy sy ny fianakavian'i Morisy" toa izany ny fomban'i Ravalomanana, mbola averiko fa ny fanompona olona d marikin'ny fahambaniantsaina, ary ny fialonana koa d marika fa olona tsy afaka hivotra no olona be fialonana noho izany d lavitra anay ny fialonana satria tsy mendrika ny olona toa anay izany ka izao aza ampidinina ny niveau @ filazana fa fialonana no mahatonga anay hiady mafy @ fandresena an'i Ravalomanana, vakio kely ny momba ny babylon system d hokopy ianareo fa na iza na iza mitady holehibe noho ilay Andriamanitra d tsy maintsy rava!!!
11. xxx ( 18/08/2009 07:34)
iza indray izany maorisy izany sa bain ialahy???
12. sapele ( 18/08/2009 07:58)
sao adinonareo kosa aza fa ny vahoka an'Antaninarivo anie no nifidy an'i bandikely e,,?ny any @ faritany moa de tsy ferana ny fanohanana azy raha dihina @n'ireny vaovao mande lava ireny.tsy midika mihintsy akory izany fa tsy tia azy ny malagasy.ary ataoko fa tsy nisy tanora nahavita ny vitany tao,,?ka na inona (2)tsy fahatanterahany @ fitondrana ankehintriny de isaoranay izy nandrava an'i Babylone araka ny voalazanareo teo ary isaoranay izy t@ zay rehatra vitany ary mino zay fa mbola hanampy azy Atra @zay rehetra mbola tokony hataony.Fa ny zavatra rehetra miseho de nantaony mendrika @ fotoananan avy.
13. ndotofetsy ( 18/08/2009 09:10)
fa atao inona aloha le accord eee nga tsy hoe efa niaraka nirevy izy 4 mitsany de voazara ny fananana :^) :^) :^) :^)
14. Noue ( 18/08/2009 09:26)
ka misy tsy te hizara hono kooo :^) :^) :^) :^) :^)
15. pikatti ( 18/08/2009 10:01)
hoy andrywui
Maurice: en 2002 d zao ny tenin'i Ravalomanana t@ io olona io "Morisy a,mafy be zany Morisy?? hiady zany isika a?? vonoiko daholo Morisy sy ny fianakavian'i Morisy" toa izany ny fomban'i Ravalomanana,

Morisy a morisy inona ndray no nofiratsin'elah tao no rediredy no asesika eto klé, :-D
potika i Madagasikara ,zay no mahamaika fa tsisy miraharaha zay nofin'elah zany ny pokona
16. ouiandry ( 18/08/2009 10:38)
pikatti:

Morisy a morisy inona ndray no nofiratsin'elah tao no rediredy no asesika eto klé, :-D
potika i Madagasikara ,zay no mahamaika fa tsisy miraharaha zay nofin'elah zany ny pokona

tsy mitovy less le milieu fréquenté-na ry pokatti a! avo be le izy ka tsy takatrin'ny sain'ny mpilelaka sy mpanompo oul :-D :-D :-D fa na izany aza alou d misaotra anlah fa raha tsy valinlah ny koziko d tsy tonga mijery anazy ny oul mitovy niveau @lah satria rah vomahita anle PS ry zareo tonga d kopy oe resakin'ny mafy loha njay zany ka aleo tsy valina fa sao ahitan-doza :-D :-D :-D milay less ry pokatti a!
17. xxx ( 18/08/2009 10:42)
vomahita anle PS ry zareo tonga d kopy oe resakin'ny mafy loha njay zany ka aleo tsy valina fa sao ahitan-doza milay less ry pokatti a!


misy video any oz ry zalahy ao ambany ao fa voa helaky i andry hono elah de hoe ouiiiiiiiiiandry ouiiiiiiiiiiiandry
pikatti ihany lesy ty a
18. pikatti ( 18/08/2009 10:47)
ha ha ha,zany ve ry zalahy mba alefaso eto ndray zany hoe ,raha mahazo alalana lisany fa sao manao fahatany eo,alefaso any aminy any aloha hitany fa tena kôbo
19. ouiandry ( 18/08/2009 10:51)
xxx:

misy video any oz ry zalahy ao ambany ao fa voa helaky i andry hono elah de hoe ouiiiiiiiiiandry ouiiiiiiiiiiiandry
pikatti ihany lesy ty a

d aza miafina less fa zavatra tsy misy atahorana anie ny lazain'elah, ny pelak toa anlah no matahatra satria vavy lah fa ny otranay sy Andry Rajoelina ny vevavy aza tsy hitanay ny hanaovana anazy :-D :-D :-D :-D :-D :-D ka aona no samy bandy no hifampipeka! fa elah zao d efa zatra manao ny tsy fanao ny oul mivarobody d miafinafina fa tsy sah mampiseo akory na d ny PS aza satria efa tsy zatra miseho masoandro noho ilay asa nolovaina t@ bofinlah :-D :-D :-D :-D
20. Rajakoo ( 18/08/2009 10:56)
aona no samy bandy no hifampipeka! fa elah zao d efa zatra manao ny tsy fanao ny oul mivarobody d miafinafina

anaré tsy manjary ré mpagnano raha fady aby,olo tsy manjary ,tstsoko zaho niala t@ mamanao drako o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0911