accord MAPUTO: ZERO, aotra, 00 000 0000 00000
21. pikatti
(
18/08/2009 10:59)
Tsy mahagaga zany e, io ary izy tsy mahay manavaka lhl sy vhv akory,tssssssss
22. ouiandry
(
18/08/2009 11:00)
Rajakoo:
aona no samy bandy no hifampipeka! fa elah zao d efa zatra manao ny tsy fanao ny oul mivarobody d miafinafina
anaré tsy manjary ré mpagnano raha fady aby,olo tsy manjary ,tstsoko zaho niala t@ mamanao drako o
na ny miteny aza tsy ainlah ry rajakoo fa aza be kozy d aza manantena elah fa ny to anlah less tsy mendrika ny hamafa ny kiraron'i Andry Rajoelina akory satria mila manantsaina vao afaka miaraka aminay fa zahay tsy mila fako entindrika to anlah a! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
23. Rajakoo
(
18/08/2009 11:04)
fa ny to anlah less tsy mendrika ny hamafa ny kiraron'i Andry Rajoelina akory s
Karaha manambany olo anao zanako ,ano karaha be moraly ty,zehay tsy mila mamafa kiraron'olo tsisy loha fa daka no aminay anajy
24. pikatti
(
18/08/2009 11:10)
fa ahoana no tsy nekenareo aloha le maputo e,sa de efa miforitra ry bitrovoalavo ao ,fa hataonareo inona loatra ry tgv ao :-D
25. ouiandry
(
18/08/2009 11:10)
Rajakoo:
Karaha manambany olo anao zanako ,ano karaha be moraly ty,zehay tsy mila mamafa kiraron'olo tsisy loha fa daka no aminay anajy
amity daka tsy miainga 50cm ve lity ry rajakoo sao d everenlah hopokatti ary ty zavatra hodakana ka sao d hotampatongotra less :-D :-D :-D :-D :-D
26. Rajakoo
(
18/08/2009 11:13)
Karaha fanina ndaiky zanako toy pikati é,tsy hainy ndreiky daka nataoko anajy igny dônko
28. ouiandry
(
18/08/2009 11:18)
pikatti:
:-D efa fanina les izy fa voadakanareo kou
elah zao no efa fanina d tsy afaka mi-aligner fehezan-teny anakiroa akory fa mi se contenter @ le émoticones sisa klé
29. ouiandry
(
18/08/2009 11:21)
lasa aiza ry pokatti a! fa angah sahirakirana no toa andro atoandro be nanahary izao d tsy maintsy mandeha nivarotra aloha :-D :-D :-D :-D
31. Rajakoo
(
18/08/2009 11:26)
atoandro be nanahary izao d tsy maintsy mandeha nivarotra aloha
Anô ty tsisy hafa @ mamanao drako é,lohan'ol makorely
32. ouiandry
(
18/08/2009 11:27)
pikatti:
:-D aiza le olona fanina teo eh
ary everiko fa lasa ange elah hay mou ka nandeha nisotro rano fa saika torana noho ny fiakaran'ny tension moramora ihany fa sao d hosahirana eo rajakoo an!
34. ouiandry
(
18/08/2009 11:30)
Rajakoo:
Anô ty tsisy hafa @ mamanao drako é,lohan'ol makorely
:-D :-D :-D ary mahina be le rajakoo ka ty andro atoandro be ty lity ry rajakoo tsy fivarotana an! satria mamay a! sa nivarotra inn njay noneritreretenlah :-D :-D :-D :-D
35. pikatti
(
18/08/2009 11:33)
Anô ty tsisy hafa @ mamanao drako é,lohan'ol makorely
zany nga hono ha ha ha,pauvre ouiiiiiiiiiandry :-D
38. ouiandry
(
18/08/2009 11:38)
zama91:
dia ahoana lesy ry andrywui ,hay ialahy ty ka tim be mihitsy kle
avoay daholo ny PS fopla retraretra fa tsisy miala aminlisany eto é! :-D :-D :-D sady ny mpiandryvavady efa nipiripirina refa nokoziko oe mipetra tsara elah eny @ misy anlah fa elah mpanao site fa zahay fianakam's no mitavana eto :-D :-D :-D io le kozy nifanarahana an!
39. zama91
(
18/08/2009 11:38)
mila hampihavannina elahy sy pikatti mba hisy accord serasera politika 1
40. pikatti
(
18/08/2009 11:45)
fanina ve elah ry andrywui a, nàna kely misotro rano aloha ,e
ary elah mpiandry fasana :-D
ny mpiandryvavady efa nipiripirina refa nokoziko oe mipetra tsara elah eny @ misy anlah f
ary elah mpiandry fasana :-D
