accord MAPUTO: ZERO, aotra, 00 000 0000 00000

41. ouiandry ( 18/08/2009 11:53)
miova zam91, mandalo rajakoo, miverina pokatti fa eto ihany i ouiandry TGV100% tsisy fangarony :-D :-D :-D ka tsy marina ary ve fa zah zao no manjaka eto satria raha atao ny statistique d ouiandry zao no be isandrindra jereo fotsiny oe firy ny ouiandry @ ty dinika hifanalantsika lah ty :-D :-D :-D tsy ouiandry ve no be isa manaraka angamba pokatti :-D :-D :-D :-D zah less no tsy zakanlisany eto fa tsytany lisany tsony zé azo atao amiko eto ah! :roll:
42. pikatti ( 18/08/2009 11:59)
fanina enao zany ry andrywui a,mifangaro be ny zavatra lazainao :-D
43. pikatti ( 18/08/2009 12:02)
tsytany lisany tsony zé azo atao amiko eto ah!

manala @nao zo kosa mahafinaritra klé sitrany ahay :-D
44. remahity ( 18/08/2009 12:03)
rapport de force no mibaiko an'io e!

ny guerre de communication ataon-dry voninahitse, dia hi-basculer-na le rapport de force en sa faveur

ireny declaration n'i Andriamanjato sy ny fananganana antoko ireny, ireny haussement de ton ataon'i Madame blanche ireny, hi-cree-na rapport de force daholo ireny,

ny methode dia tsotra:

guerre de communication, intimidation, emprisonnement, mensonge, etc...

ary bien fait pour les Gueules de ravalo et radidy, fa izy roalahy ireo no nampianan-dratsy ny rehetra, L'eleve TGV depasse les maîtres RAVALO et RADIDY.

bravo garçon
45. pikatti ( 18/08/2009 12:07)
de lazaiko fa nivadika remahity koa le andrywui klé ha ha ha
blanc bonnet et bonnet blanc less reo a :-D
46. ouiandry ( 18/08/2009 12:12)
faninn njay le pokatti mbola aiza ny ahazo anlah efa miteny zah fa tsy mitovy oa ny sehatra ilalaovana fa zah ani mba mampianatra anlah ho mafy loha d zay no hijanonako mifanala aminlah eto fa raha tsy zany tsysy raisina any aminlah fa pokatti kanefa adidy @ mpraytanindrazana mou less ry pokatti d atao sao mba hahatonga anlah tsy ho mpanompo oul sy mpisolelaka tsony ny fampinanako anlah eto :-D :-D :-D :-D
47. pikatti ( 18/08/2009 12:17)
mpraytanindrazana mou less ry pokatti d atao sao mba hahatonga anlah tsy ho mpanompo oul sy mpisolelaka tsony ny fampinanako anlah eto

tsy mitovy ny sehatra fa elah marina le mpanompo 100% ,zany no mila anarina mba tsy ho mpanompy sampy ,ary tongava elah miangona @ zay fa efa ela zay ny ao pantin no mitady anao hanalany devoly ha ha ha,aza tezitra enao fa somonga ny ahy e :-D
48. ouiandry ( 18/08/2009 12:25)
pikatti:

tsy mitovy ny sehatra fa elah marina le mpanompo 100% ,zany no mila anarina mba tsy ho mpanompy sampy ,ary tongava elah miangona @ zay fa efa ela zay ny ao pantin no mitady anao hanalany devoly ha ha ha,aza tezitra enao fa somonga ny ahy e :-D

pokatti a, tena tapaka ny fimemezana lity zah fa fanina tanteraka elah, maninn raha mba maka soupape any @ mpiandryvavady less :-D :-D :-D fa tena mampalahelo raha toa ka nareo samy GTT kanefa tsy mba mifanampy ka manjary ny akama pokatti d fanina tanteraka toa izao mba ampio io ry zalah fa afangarony daholo ny oul a!!! :-D :-D :-D :-D
49. ouiandry ( 18/08/2009 12:28)
lasa aiza pokatti fa tsy milay izy zany fa misy temps mort klé, sao d torana ao ary le ranamana iny, sa mbola nisotro rano fa niakatra ny tosidrà moramora ihany less fa efa fantatro anie ny fijalian'elah arantsaina @ anaovan'ny GTT anlah é!
50. pikatti ( 18/08/2009 12:31)
maninn raha mba maka soupape any @ mpiandryvavady less

zay ndray rabekonetaka ,ha ha ha
51. ouiandry ( 18/08/2009 12:44)
pikatti:

zay ndray rabekonetaka ,ha ha ha

zah ary mba manoro anlah fa mémézan'ny GTT elah satria afangaronlah daholo ny oul knou fa refa tsy mety elah d avelao elah asain'ny oul mpanao ny sale boulot eo fona klé :roll:
52. pikatti ( 18/08/2009 12:49)
asain'ny oul mpanao ny sale boulot eo fona klé
message

elah zao no 100% tgvendrana eto,nefa ty ny tgv aza mandroaka anelah fa olona marary saina hono,ary taiza leity elah teo ,neveriko fa jokina,tsy mirary loza akory :-D
53. harybe ( 18/08/2009 12:58)
remahity:

ka lany andro @ accord ny Maputo isika, TGV ne respectera pas cet accord.

souvenez-vous de DAKAR 2:

Ravalomanana a signé DAKAR 2 en 2002, revenu à Madagascar, il l'a ignoré

PKOI ? le rapport de force sur le terrain etait en faveur de RAVALO en 2002

QUI ETAIT SES CONSEILLERS DE RAVALO en 2002 : les 2 juristes RATSIRAHONANA et SYLLA

ET QUI SONT LES CONSEILLERS DE TGV EN 2009: toujours les 2 juristes IKOTOFETSY sy IMAHAKA


fihatsaram-belatsihy ny sisa. c'est tout



mety ho marina ny anao nefa ny fijeriko azy dia matoa i tgv nandeha tany maputo dia tsy dia manana "choix" loatra izy!
tsy miantsy manaiky io accord io izy satria tsy andeha mintsy ny rahraraha_mpirenena!!
milaza ianao fa manana ny puissance sur le terrain tgv!! diso io! ny miaramila no nametraka azy teo!! ny 80% vahoaka malagasy tsy makatoa azy!!!
54. ouiandry ( 18/08/2009 12:59)
pikatti:

elah zao no 100% tgvendrana eto,nefa ty ny tgv aza mandroaka anelah fa olona marary saina hono,ary taiza leity elah teo ,neveriko fa jokina,tsy mirary loza akory :-D

jereo fa isakin'ny manoratra elah d mivaly fona fa aza taitra lity ry pokatti sao d efa fanina ary elah zany, aza ampekarina ny tosindrà fa za anie mba manampy anlah mba hanalana ny vesatrin'ny fanompona ataon'elah an'ireo GTT reo é :-D :-D :-D aza mora reraka elah fa manjary tsisy analako anazy an! :-D :-D :-D :-D
55. pikatti ( 18/08/2009 13:14)
mba manampy anlah mba hanalana ny vesatrin'ny fanompona ataon'elah an'ireo GTT reo é

mamaly elah fa tara be,de manahy mafy aho sao mitsitra ao @ cyber le akama ,zay vao,tsisy mpanompo adala ntsony ny tgv
56. ouiandry ( 18/08/2009 13:19)
ka ny cyber anie lity tonga d no-payer-ko d tsisy miditra tsony ato fa ana ny laka é :-D :-D :-D zany retra zany no nataoko d mba anampina anlah mba holasa mafimafy loha fa tsy be konetaka petsain'ny bandy isakin'ny mandeha eto!!! :-D :-D :-D
57. pikatti ( 18/08/2009 13:21)
ka ny cyber anie lity tonga d no-payer-ko d tsisy miditra tsony ato fa ana ny laka é
nga mbola mindrana ndray :-D
58. ouiandry ( 18/08/2009 14:12)
pikatti:

ka ny cyber anie lity tonga d no-payer-ko d tsisy miditra tsony ato fa ana ny laka é
nga mbola mindrana ndray :-D

ary lety less tena tsy mahazo resaka inn dikan'ny oe no-payer-na refa tsy azo d mba kozio ihany zah fa mandreraka elah, zah efa mba manampy anedala mba homafy loha fa nedala otrany mianahana tsssssssss mandreraka be enfin!!! fa tsy maninn fa raha tsisy anlah kou za d tsy miditra eto tsony fa manjary sérieux be le resak'i zoky be eto!!! payer less d c'est un acte à remplir par l'acheteur après l'achat d'un bien a! ataoko fa mazava aminlah amizay an!! d mba tadidio fa mandreraka be enfin ozy le sipakely zay :-D :-D :-D
59. pikatti ( 18/08/2009 23:10)
ry lety less tena tsy mahazo resaka inn dikan'ny oe no-payer-na refa tsy azo d mba kozio ihany zah fa mandreraka elah,

zay ni tsy mahafetsy anelah ,fa io tsy ho tratran'ny sain'elah io no tanjona,efa hoe tsy mitovy lenta
fa tsy maninn fa raha tsisy anlah kou za d tsy miditra eto tsony fa manjary sérieux be le resak'i zoky be eto!!

mila mi s'adapte elah refa miresaka fa tsy voatery hitovy hevitra @nao daholo ny olona akory,mbola lavitra ny fampianarana raha izao no fandehany ha ha ha
:-D
60. ouiandry ( 19/08/2009 04:57)
pikatti:

mila mi s'adapte elah refa miresaka fa tsy voatery hitovy hevitra @nao daholo ny olona akory,mbola lavitra ny fampianarana raha izao no fandehany ha ha ha
:-D

o lity é, raha izany resaka mi-s'adapte araka ny kozinlah zany d tena efa manetritena mintsy zah miresaka aminlah, d mba jerijereo ihany ny koziko mandeha any @ ndry zoki-be any fa otrany faninn kou ry zalah, fa zao an araka ilay soupape nomen'i TEGEVE mali iny d toa jo ono elah an!!! ka zao raha tsaratsara entana d milaza fa afaka amboarina tsara à condition oe mbola tsy maina be, zah kousa alou tsy miditra raha oe efa karantaine klé, fa rah mba 23ans na latsaka kely fa efa majeur d OK fa afaka mandalondalo matetika zah mba manala tranokala sy mba mampitsonika ny mitady homaina é! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1858