Ary ny anao mba ahoana?

1. ni81 ( 26/05/2009 07:31)
Maro no tia sy mampitovy vidin-javatra isika vao mividy, ary maro koa ny mijery fotsiny ilay hoe "marque" fa tsy mikajy na dia tsy dia mankaiza loatra aza ny fidiran'ny saosy dia aleo anaovana mba ho hitan'ny olona fa manjary wain be hono...
Izaho aloha dia anisan'io mampitovy vidy io mihitsy raha mbola azoko ampitoviana e :)

répondu par vale le 05/06/2009 21:36
2. xxx ( 26/05/2009 07:59)
Mety tsy resaka hoe ho hitan'ny olona no mahatonga ny olona sasany hijery marque, ho ahy manokana dia azoko antoka ny qualité n'ny zavatra de marque

Izaho koa tsy dia manam-potoana hivezivezena hampitoviana vidin-javatra , ny ahy ny principe dia zavatra fantatro fa mateza ka raha takatry ny volako dia mividy aho sinon dia mijanona. Ny fotoana koa anie vola e
3. ni81 ( 26/05/2009 08:23)
Mety tsy resaka hoe ho hitan'ny olona no mahatonga ny olona sasany hijery marque, ho ahy manokana dia azoko antoka ny qualité n'ny zavatra de marque

xxx a> tena nisy gasy nanao an'io mihitsy ka! Fa marina koa aloha ilay hoy ianao hoe azo antoka ny qualité! Fa saingy efa be niova izy zao @ ty mondialisation ity
4. RATOVOARY ( 26/05/2009 08:23)
Matetika ny vhv no tena tratran'io famptoviana vidinjavatra io. Isan'ny tsy dia tiako loatra izy io rehefa misy namana tafaradalana amiko ka variana mampitovy etsy sy eroa nefa ilay nanontaniana voalohany ihany no vidiana avy eo :lol: . Ny ahy raha resaka sakafo oh. de efa misy fividianako azy ary tsy miova @ iny aho ka raha vao any antrano dia efa voakajikajy ny lalana aleha.
Ny marque sy ny halafo indray, fony mbola celib. no tena tia mividy zvt manana marque tsara sy lafo vidy, ny principe tsy hoe mba ho hitan'ny oul fa manana an'iny fa ilay fahatezany sy faharetany.
5. fahamarinana ( 26/05/2009 08:43)
xxx1:
Mety tsy resaka hoe ho hitan'ny olona no mahatonga ny olona sasany hijery marque, ho ahy manokana dia azoko antoka ny qualité n'ny zavatra de marque

:arrow: Tsy dia tena mitombina intsony ankehitriny satria ny ankamaroan'ireny lazaina ho Grandes Marques ireny efa tsy eto an-toerana fa any chine sy europe de l'est no fanamboarana azy ary mitovy sy sahala ihany ny niafaran'ny qualité-ny ! Tsy fantaTro xxx1 na aiza no mividy fa aty aminay misy itony magasins d'usine feno G M bobaka be itony fa dia arak'izay lazaiko izay ny ankamaroany ! Za mpanjaitra dia io no jereko 1er (somary sarotiny loatra aza an ) : ny finitions sy ny nipoirany ! Comme quoi tsy voatery ho marina mandrakariva hoe mateza sy maharitra ,na dia tsy lavina aza fa misy tsara fa ny hafa koa na tsy marques aza tsara sy mateza e!
ni81:
Izaho aloha dia anisan'io mampitovy vidy io mihitsy raha mbola azoko ampitoviana e

:arrow: Za koa nisy andro nampitovy vidy fa ny sisa nataoko dia miandry soldes sisa dia amin'io misy choix be be kokoa ! Na izany aza tsy dia tena ilay mpanao magasins intsony koa aho ankehitriny,misy fotoanany tokoa ny zava-drehetra e ! Na izany aza misy fetrany koa ny vola atotako amin'ny lamba sy kiraro fa na tiana aza haiko tsara be koa ilay mamboatra ny saiko tsy ho tia tampoka ilay zvtr intsony ! hihi !!
Misy lehilahy koa mampitovy vidy kouh sy matin'ny ity marques ity ,fa ilay izy anie raha araka ny vola dia tsy dia olana e,fa tsy hanao itony namana afrikana itony ,manao hatramin'ny crédit mihintsy na dia akanjo sy kojakoja aza no vidina ! Fa azy moa izay ary voalohany tsara be koa ny trosany rahateo ! :) (l)
6. xxx ( 26/05/2009 09:18)
fahamarinana >>> ny magasins d'usines efa 2ème choix dia mila mijery tsara fa mety misy défaut foana quelque part. Ny soldes hitako bon plan fa dia mila manam-potoana .

Na avy any Chine aza no amboarina ireny dia misy norme de qualité takian'ny client foana ka . Izay no mahasamihafa ny produit eto Frantsa na US sy ny any M/car, efa 2ème choix voire 3ème choix no alefany any

Ny contre partie kosa aloha dia tsy afaka manana maromaro fa vitsy satria lafo kokoa :-)
7. fahamarinana ( 26/05/2009 09:32)
:arrow: xxx5 : mety misy fahamarinany izay lazainao izay nefa koa tsy voatery 2 eme choix daholo no hita eny kah ,araka ny marques ihany . Plutot ny saison lasa aza no hita eny satria hivadika saison vaovao indray ! Ary misy koa aza saison mitovy ny eny rehetra eny fa somary mahazo fihenam-bidy kosa mihoatra ny hita ao paris ohatra !....
xxx5:
Ny contre partie kosa aloha dia tsy afaka manana maromaro fa vitsy satria lafo kokoa

:arrow: Efa mba nijery ve ianao ,ohatra tsy GM nefa mahafa-po sa ilay maha-GM azy iny mihintsy no tena itiavanao azy ? Za manokana dia izay no nahatonga ahy lasa mpanjaitra satria tsy mety afapo ! iny moa efa défaut de fabri-ko hatrany an-kibondreniko angambany ! :wink:
Fa averiko fa ekeko kosa anefa fa misy mateza an,fa na izany aza iadiko varotra fa na marques tsotsotra aza misy mateza koa ! Nefa ilay diso mateza loatra koa mety tsy hety amiko satria za tia miovaova !... :D (l)
8. ni81 ( 26/05/2009 09:37)
Ny fotoana koa anie vola e
ka indraindray mandalo @ toerana iray dia mba efa mijerijery ny prix dia efa mba hita hoe ato @ ty magazay ity dia toy izao, dia atsy @ anona toa itsy. Fa raha zavatra ilaina maika aloha tsy hisy fotoana hanaovana izany rehetra izany e!
:lol:
9. xxx ( 26/05/2009 10:08)
fahamarinana:

:arrow: Efa mba nijery ve ianao ,ohatra tsy GM nefa mahafa-po sa ilay maha-GM azy iny mihintsy no tena itiavanao azy ? Za manokana dia izay no nahatonga ahy lasa mpanjaitra satria tsy mety afapo ! iny moa efa défaut de fabri-ko hatrany an-kibondreniko angambany ! :wink:
Fa averiko fa ekeko kosa anefa fa misy mateza an,fa na izany aza iadiko varotra fa na marques tsotsotra aza misy mateza koa ! Nefa ilay diso mateza loatra koa mety tsy hety amiko satria za tia miovaova !... :D (l)


Ny kiraron'ny ankizy no tena ahitako azy , misy kiraro vidiana herinandro dia tsy misy hojerena intsony, mampitomamy ray aman-dreny mihintsy, misy mateza kokoa, azo dimbiasan'ny zandry aza indraindray. Asa raha efa nolazaiko teo koa ilay resaka confort , ny zanako mantsy manana olana pieds-plats

Ho an'ny lehibe aloha mety misy tokoa ny hoe leo aho nefa ilay mbola tsy simba akory dia saikatra be hoe hividy nefa ny eo aza tsy simba :oops:

10. ni81 ( 26/05/2009 10:22)
Nefa ilay diso mateza loatra koa mety tsy hety amiko satria za tia miovaova !...
mividy lé kiraro 400€ njy dia 20 taona iny ihany na mankaiza na mankaiza satria tsy mety simba fa hoditra beuuuuu :-D :-D ( fa lafo tokoa aloha ny hoditra aty a)
11. ikaretsaka ( 26/05/2009 11:00)
marina ny an'i Tovoary.. hoe
Matetika ny vhv no tena tratran'io famptoviana vidinjavatra io. Isan'ny tsy dia tiako loatra izy io rehefa misy namana tafaradalana amiko ka variana mampitovy etsy sy eroa nefa ilay nanontaniana voalohany ihany no vidiana avy eo
8) .

Amiko manokana ny marika dia arakaraky ny ilavako azy e, ny @ asa moa ny ahy ny fitaovana ampiasaina saika delicat (crayons, gommes, compas, taratasy fanaovana plans...) dia ireny ny ahy tsy maintsy marika kosa... satria na ny ampiseho azy @ le clients rehefa avy eo aza hafahafa ihany
12. tywa68 ( 26/05/2009 11:19)
ni81:

Maro no tia sy mampitovy vidin-javatra isika vao mividy, ary maro koa ny mijery fotsiny ilay hoe "marque" fa tsy mikajy na dia tsy dia mankaiza loatra aza ny fidiran'ny saosy dia aleo anaovana mba ho hitan'ny olona fa manjary wain be hono...
Izaho aloha dia anisan'io mampitovy vidy io mihitsy raha mbola azoko ampitoviana e :)


Ka ilay marque kosa anie malaza mateza e (na d lafo aza). Indrindra moa tsy manam-potoana hijery hoe ary sy ary fa ilay tonga d mandray zay eo e, manao lamaody hono e :lol: ! Zany hoe io mijery entana io arakarak'ilay hoe hatao inn na ho an'iza no hividianana azy ? maika moa fa rah hoe tsy misy vola d efa mikipy ery @ mora, ary mionona @zay misy. Ny mitrosa indray d choix iny ary misy mahavita mihitsy mamorona ny tsy misy satria image de marque no tsinjovina (na d tsy hahita tory aza fa be trosa :-D )
Ny sakafo koa d torak'izay : raha te hihinana ny mampatavy be, d mividy an'ireny efa vita be sira, sy siramamy ary crème be ireny d tena milela-molotra, fa sady mahazo kilao en plus. :-D :-D Ao koa ny hoe mitsinjo ny fahasalamàna d mifidy tsara, na voatery manao régime f'efa marary, d voatery mividy ny lafo (nature zany e)
Ny ahy d indray2 ihany no manao "folie", f'aleoko mahita tory ny alina toy zay hanao bezesta hangala-tahaka ; ny sakafo aloha rhf samy lafo d aleo maka ny tsotra sy mety e (samy manana ny goût-ny koa = zah zao mividy koba gasy 8€ ny boaty satria folie mandalo iny e, tsy hatao matetika fotsiny sao d hanenenana :lol:) d avy eo mody mihinana ron'anana matsatso :-D
13. mmmhh ( 26/05/2009 11:22)
Ratovoary:
Matetika ny vhv no tena tratran'io famptoviana vidinjavatra io. Isan'ny tsy dia tiako loatra izy io rehefa misy namana tafaradalana amiko ka variana mampitovy etsy sy eroa nefa ilay nanontaniana voalohany ihany no vidiana avy eo

eee, de zah aloha zay e, ohatran'ny tsy mandry zany ny saiko hoe sao de mba mahita moramora noho ity any an-kafa, fa reefa vizaka mampitovy de miafara @ le voalohany (rah tany no moramora),
ohatran'ny aretina le izy ngamba ka,
ndraindray aza efa nahazo an'le zavatra vidiana, ka sendra nandalo mpivarotra hafa ndray ka nahita mitovy @ le izy de somary anontaniana ny vidiny hakana aretina an-doha, fa rah mora noho ny nahazoako ny ahy, de marary kely avy ny an-doha, fa rah lafo de faly ery we, ny ahy moramora kokoa,

Ni81:
ary maro koa ny mijery fotsiny ilay hoe "marque" fa tsy mikajy na dia tsy dia mankaiza loatra aza ny fidiran'ny saosy dia aleo anaovana mba ho hitan'ny olona fa manjary wain be hono...

Ny ahy ndray reefa zavatra tiako dia vidiako na mora be na lafo be,
misy manko ny olona tsy mividy rah tsy de marque, fa ny ahy ny tiako no vidiako na marque io na tsia,... eny e fa rah hita kosa we le tena mora simba be ireny de tsy mankany kosa e, misy manko izy na de ny masonao mijary fotsiny tonde hita we mora simba ty ...
fa ny comparaison de prix tsy adino ....
14. booboo ( 26/05/2009 11:40)
Zà vhv fa tsy mampitovy vidin-javatra zany. Leo be zà ilay taloha niara-niantsena t@ mamanay dia izy in-jato kely amby arivo mivezy² eraka izao tontolo izao nefa voatabia iray toko no ho vidiana ohatra, tsy manao intsony aho izao.

Ny ahy rehefa fantatro hoe tsara ilay raha ( mateza ) na lafo aza hajedako, na GM io na tsia.
15. mmmhh ( 26/05/2009 12:12)
booboo:
Leo be zà ilay taloha niara-niantsena t@ mamanay dia izy in-jato kely amby arivo mivezy² eraka izao tontolo izao nefa voatabia iray toko no ho vidiana ohatra, tsy manao intsony aho izao.

sakafo kosa zah tsy manao an'zany e,
rah resaka fitafiana, kiraro, fitaovana, dia ie...fa sakafo kosa tsy izy ah e,
16. fahamarinana ( 26/05/2009 12:14)
xxx8:
Ny kiraron'ny ankizy no tena ahitako azy , misy kiraro vidiana herinandro dia tsy misy hojerena intsony, mampitomamy ray aman-dreny mihintsy, misy mateza kokoa, azo dimbiasan'ny zandry aza indraindray. Asa raha efa nolazaiko teo koa ilay resaka confort , ny zanako mantsy manana olana pieds-plats

:arrow: eto ndray dia ekeo zato isan-jato kah,zahay mianakavy koa pieds plats daholo hany ka lafolafo hatrany raha te ho à l'aise tsara ! :wink: (l)
ni81:
mividy lé kiraro 400€ njy dia 20 taona iny ihany na mankaiza na mankaiza satria tsy mety simba fa hoditra beuuuuu ( fa lafo tokoa aloha ny hoditra aty a)

:arrow: ilay kiraro kosa tena tsy fidiny ahy fa na izany aza tsy ahavidy an'izany prix zany aho kouh ! Lafo loàtra klé ! :(
tywa68:
zah zao mividy koba gasy 8€ ny boaty satria folie mandalo iny e, tsy hatao matetika fotsiny sao d hanenenana ) d avy eo mody mihinana ron'anana matsatso

:arrow: ary tsy mpinama fahatany tsika roa fa karaha mitovitovy firehana ! hihi ! Za aloha mbola tsy nividy koba amin'ny boite kosa fa mila miakatra any paris nefa izay ve ro handaniako frais ,
Fa faran'ny halako kosa ry reto ilay miditra magasins manandrana dia avy akeo ndraika mivoaka dia karahan'izay hatrany fa tsy tapa-kevitra ! Dia ny ampitso iny ndray no hiverenana !... araka ilay lazain'ny booboo teo !:? (l)
17. ikaretsaka ( 26/05/2009 13:25)
Indraindray le fampitoviam-bidiny mainka mamono antoka koa..le 5$ azo t@ le voalohany ohatra lany t@ fivezivezena .. nefa hiverina any ihany avy eo an...tsy kaonty ny harerahana
18. fahamarinana ( 26/05/2009 13:37)
:arrow: ika : ka zay ! fa misy anie mankafy iny fivezivezena iny,za aloha tsy mahefa e ! Rehefa misy tonga aminay aty dia omeko adresse ! Izay ilay mahatsara ilay gps,taloha manko mila manaraka dia manoro dia miafy eo ! (l)
19. ni81 ( 26/05/2009 15:32)
Ny ahy d indray2 ihany no manao "folie", f'aleoko mahita tory ny alina toy zay hanao bezesta hangala-tahaka
io aloha dia tena marina e!
ilay kiraro kosa tena tsy fidiny ahy fa na izany aza tsy ahavidy an'izany prix zany aho kouh ! Lafo loàtra klé !
mba vazivaziko io 20taona na mankaiza na mankaiza io ry faha fa zà ve nahita zé kiraro tsy fidiny izany a! t@ tsika roa lé nihaona ange dia ny maso no nifampijery fa tsy ny tongotro e :-P
20. ni81 ( 26/05/2009 15:46)
Indraindray le fampitoviam-bidiny mainka mamono antoka koa..le 5$ azo t@ le voalohany ohatra lany t@ fivezivezena .. nefa hiverina any ihany avy eo an...tsy kaonty ny harerahana
raha io prix io kosa ve dia hivezivezena handaniana faladian-kiraro na handeha handaniana lasantsy! fa ilay mba misy fotoana malalaka iny dia mijery sy mampitovy vidy dia @ manaraka tonga dia hoe: ato @ ty aho no hividy fa ary ananona toa hitako fa mana-tombo be loatra.
Fa mahafinaritra koa aloha ny mitety magazay raha tsy misy atao iny ka! :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1469