Ary ny anao mba ahoana?
21. booboo
(
26/05/2009 16:01)
Ilay mivezy² mihitsy ny anà no halan'ny tongotro ( na mazoto be aza ny masoko ) hihihihihihihi.
Nefa ndray zà mahavita mandany andro maro² mihitsy rehefa eto @ net no hividy ilay raha tadiaviko. Mihazakazaka mihitsy rehefa akaiky ho tapitra ny enchère(s) izay hihihihihihihihi
Nefa ndray zà mahavita mandany andro maro² mihitsy rehefa eto @ net no hividy ilay raha tadiaviko. Mihazakazaka mihitsy rehefa akaiky ho tapitra ny enchère(s) izay hihihihihihihihi
22. fahamarinana
(
26/05/2009 16:31)
:arrow: dia samy manana ny raha tiany tokoa ,ny ahy raha resaka zaitra na hamonoko tena aza dia tsy dia olana loatra,eny na alina manontolo aza na koa hijery fatin-damba iray ! humm ! dia revo eo ! sy mitondra mody hatrany fa tsy vitan'ny maso mijery ! Toa lasa aretina aza kouh ! :? (l)
23. tslem
(
26/05/2009 17:23)
Izaho koa dia anisan'ilay mampitovy vidin-javatra vao mividy, dia ankoatr'izay rehefa ilay fotoana tsy fananako vola iny aho no mandehandeha dia efa mampitovy prix dia rehefa mahazo vola amin'izay dia miverina fotsiny mividy fa tsy mivezivezy be intsony.
fahama >>> aretina hikambanana mihitsy izy izany.
fahama >>> aretina hikambanana mihitsy izy izany.
24. soanja
(
27/05/2009 15:12)
ni81:
Maro no tia sy mampitovy vidin-javatra isika vao mividy, ary maro koa ny mijery fotsiny ilay hoe "marque" fa tsy mikajy na dia tsy dia mankaiza loatra aza ny fidiran'ny saosy dia aleo anaovana mba ho hitan'ny olona fa manjary wain be hono...
Izaho aloha dia anisan'io mampitovy vidy io mihitsy raha mbola azoko ampitoviana e :)
Ny ahy indray dia ny zavatra jereko voalohany aloha raha hividy zavatra aho ka manam-potoana fa tsy maika dia taiza no nanaovana azy. Chine sa Gautemala ohatra. Dia raha Guatemala de mividy aho fa raha chine dia tsy mividy aho.
Arakaraky ny tantara fonosin'ilay entana no hividianako azy. Misy ifandraisana amin'ny fiainan'ilay nanamboatra (mpamokatra) azy ve ny vidin-javatra sa misy ny fanambakana???
Discipline tsotra no ataoko raha resaka kirendrarendra toy ny akanjo , ny poketra sns... tsy mividy zavatra afa tsy Fair Trade aho ( commerce equitable) ary mitrandro ny tontolo iainana sy ny zava-boary. Vatrako mihitsy mamonjy Net aloha mijery hoe inona no asa soa ataon'ilay kompania manampy ny mpiara-belona aminy raha mahazo vola amiko izy.
Raha miaraka amin'ny namako aho miantsena vao tsy manao izany satria tsy tiako hoe handany fotoana hanao izany aho nefa ny namako mety tsy mitovy firehana amiko momba izany. Mandefitra eo.
Raha sakafo dia organika na novokarin'ny tantsaha manakaiky ny toerana misy ahy.
Amin'izao fotoana dia ilaina tokoa ny fahitako azy ny fandaniam-bola amin'ny zavatra misy antony sy ahitan'ny be sy ny maro tombotsoa!
Misaotra indrindra nitondra ny lohateny fa mahafinaritra.
25. ikaretsaka
(
27/05/2009 15:37)
ny ahy indray tsy raharahiko ny hoe avy aiza na avy aiza fa samy manao aby io ary misy ny sasany ohatra ny zavatra vita tany hong kong fahiny sy macau dia vita any chine le izy fa mody asiany etiquette fotsiny, toy izany koa ireny ao amerika latine ireny, ary @ ts'itamason'i Bolivie ary no vokarina le izy de .. Perou hono!
de raha iznay no hamakiana loha de... there is no such thing as fair trade!
misy nanao anzany taloha le ankizy avy any Bira ireny t@ mbola nandeha ny train an... difference ana 5000fmg (na betsaka aza ny 5000 t@ izany) no handehanany any Tana hividy jeans ohatra...
Pour 5000fmg kosa aleoko mitrefla ao antsenakely!:-D
de raha iznay no hamakiana loha de... there is no such thing as fair trade!
Voalaza teo :
Indraindray le fampitoviam-bidiny mainka mamono antoka koa..le 5$ azo t@ le voalohany ohatra lany t@ fivezivezena .. nefa hiverina any ihany avy eo an...tsy kaonty ny harerahana
raha io prix io kosa ve dia hivezivezena handaniana faladian-kiraro na handeha handaniana lasantsy! fa ilay mba misy fotoana malalaka iny dia mijery sy mampitovy vidy dia @ manaraka tonga dia hoe: ato @ ty aho no hividy fa ary ananona toa hitako fa mana-tombo be loatra.
Fa mahafinaritra koa aloha ny mitety magazay raha tsy misy atao iny ka!
misy nanao anzany taloha le ankizy avy any Bira ireny t@ mbola nandeha ny train an... difference ana 5000fmg (na betsaka aza ny 5000 t@ izany) no handehanany any Tana hividy jeans ohatra...
Pour 5000fmg kosa aleoko mitrefla ao antsenakely!:-D
26. soanja
(
27/05/2009 23:04)
ikaretsaka:
there is no such thing as fair trade!
Tena misy ny fair trade ka. Zah zao dia manao zany tokoa ary azoko alefa ami'Ika amin'ny antsakany sy andavany maha Fair trade ny zavatra vokarina.
Azon'i Ika hazavaina ve hoe ahoana ny tsy hisian'io eto an-tany?
27. ikaretsaka
(
27/05/2009 23:18)
Mots ohatran'ny mots rehetra io ry soanja an..fa dinio lalina fa tsy misy fair 100% izany eo fa misy 1 @ le ambaratonga voatsindry foana...
Ary ndroky hoa aza minomino foana anzao sy zaroa io
De enao ve mino fa ny organic de organic 100%? Aoka re...na any amintsika aza
Ary ndroky hoa aza minomino foana anzao sy zaroa io
De enao ve mino fa ny organic de organic 100%? Aoka re...na any amintsika aza
28. soanja
(
28/05/2009 01:53)

Mila fantarin'Ika aloha inona no fair trade vao miteny izany i Ika. Izaho zao hoy aho no voalohany mpampianatra ny Fair Trade amin'ny sehatra misy anay sady ohatra voalohany momba izany ary manaparitaka azy eran'ny Amerika Avaratra. Misy guidelines arahina io fa tsy hoe hevitrao na hevitro dia hahatapaka izany hoe misy na tsisy. Raha tianao ny hahafantatra bebe kokoa ny momba an'io dia vonona hampianatra anao bojo momba an'io aho. Mahasoa antsika Malagasy ny mahalala an'io ary mbola vitsy izany no misy ao Mada.
Tsy miala amin'olombelona ny famitahana sy ny fanambakana, saingy kosa izany akory tsy hidika hoe hanary ny finoako aho satria misy milaza ankoatr'izay efa nahitako tombotsoa amin'ny tenako manokana. Afaka manaraka akaiky ny tsy fisian'ny tsindry hazo lena na fanambakana ianao amin'ny zavatra ataoko ary manatena aho fa ho vavolombelon'izany raha hitanao fa tsy misy ny halatra. Vonona ve ianao?
Ny hoe organika dia tsy afaka hino fatratra izay misy aho fa manao ezaka kosa. Amiko dia aleoko lavitra mandoa volabe mividy sakafo mahasalama toy izay taizan'aretina aminy sakafo fakofako. Ka na misy fosika na tsia dia tsy manahy fa placebo ihany koa no mitondra an'io. Milamina ny saiko rehefa fantatro fa manampy ny tany sy ny mponina ao aminy aho, finiavana ny zava-drehetra. Efa niainako ary iainako isanandro izany. Ny vokatra ambolenay any ambanivohitra dia organika tanteraka ary io no imatematesako raha hisy ny fidinana any antsaha. Araka ilay voalaza ery ambadika hoe rehefa nahalala ianao dia fantatrao ny tokony atao. Hafa raha ao anaty tsy fahalalana ny tenanao, tsy misy ifanomezantsiny raha izay. Izany organika izany aloha mba tiako faritanao vao miteny izany ianao sao resaka zavatra tsy iray isika. Ka na tsy 100% aza anie tsy manahy fa rehefa nisy ny ezaka dia efa tsara izay. Manomboka amin'ny tsimoka ny fanabeazana sy fikoloana vao miroborobo.
Ny zavadehibe dia ny finiavana hitsonjo ny fahasalamana sy ny fiainan'ny zanak'olombelona ary indrindra ny planeta izay tsy nolovantsika tamin'ny razana akory fa indramintsika amin'ireo taranaka ho avy.
Ny finoana dia ampiharina lalandava na amin'ny fanahy na amin'ny vatana ary indrindra ny saina.
29. ikaretsaka
(
28/05/2009 02:18)
Raha ianao no voalohany de za ny faharoa @ io ry soanja..fa rehefa hita aby ny tao ambadiky ny curtains t@ io de wawawa no betsaka... raha mihoatra ny 50% ny "fair" ao dia efa zava dehibe
Hitan soanja ny olanao? Mora voasariky ny soratra eo ambony sehatra
Hitan soanja ny olanao? Mora voasariky ny soratra eo ambony sehatra
30. ari.malala
(
28/05/2009 05:57)
Za anisan'ilay mampitovy vidy aloha alohan'ny hividianana. Ny antony dia samy manana ny vidin-javany ny mpivarotra, ary tsy mamono antoka ahy mihintsy ny miverina any @ ilay nahitako voalohany raha iny no mora indrindra.
31. Mirananirina
(
28/05/2009 11:45)
Raha ny tena vrai marque kosa aloha dia tena tsara mihitsy,fa misy ireo fôpla tonga dia hita ratsy be.
32. ari.malala
(
28/05/2009 13:13)
Saingy ny aty Dago anie ka efa betsaka mihintsy ny copie e! sady tena haindry lematy mihintsy ny manao trompe l'oeil tsy hahitanao ilay fahasamihafàna raha tsy mandinika tsara an!
33. ikaretsaka
(
28/05/2009 13:44)
ari> raha resaka 2500 kosa no hiodinako an'i mahamasina de eo @ lasainty aho de maka de miverina mody
34. soanja
(
28/05/2009 15:12)
ikaretsaka:
Raha ianao no voalohany de za ny faharoa @ io ry soanja..fa rehefa hita aby ny tao ambadiky ny curtains t@ io de wawawa no betsaka... raha mihoatra ny 50% ny "fair" ao dia efa zava dehibe
Hitan soanja ny olanao? Mora voasariky ny soratra eo ambony sehatra
No comment zany ny amin'iny satria mitovy pejy resahina isika.
Ny olako indray mino aho fa tsy olan'i Ika. Sasanangy samihafa ny momba antsika. Manaja ny hevitrao momba ahy anefa aho.
:-* :-* :-*
35. ikaretsaka
(
28/05/2009 16:01)
Mahagaga ahy ihany hoe ianao tsy tonga saina @ zany hoe raha maka 2$ aminao ireny organizations ireny dia zara raha 25cents no tonga eo ambilian ilay tena ampiana.
Talk about "fair"
Talk about "fair"
36. soanja
(
28/05/2009 17:04)
soanja:
ikaretsaka:
Raha ianao no voalohany de za ny faharoa @ io ry soanja..fa rehefa hita aby ny tao ambadiky ny curtains t@ io de wawawa no betsaka... raha mihoatra ny 50% ny "fair" ao dia efa zava dehibe
Hitan soanja ny olanao? Mora voasariky ny soratra eo ambony sehatra
No comment zany ny amin'iny satria mitovy pejy resahina isika.
Ny olako indray mino aho fa tsy olan'i Ika. Sasanangy samihafa ny momba antsika. Manaja ny hevitrao momba ahy anefa aho.
:-* :-* :-*
Ka ny an'ny hafa tsy hidirako fa ny ahy ihany no fantatro sy sahaniko. Tsy tompon'andraikitra ny hafa aho ny ataoko manoloana any hafa kosa dia andraikitro tokoa.
Samy nomen'Andriamanitra ny safidy avy isika. Ny tsirairay no manantanteraka izay hanantanterahany ny azy. Mino aho fa raha tsy io nataoko io misy dia tsy hisy handrotsaka rakitra intsony any ampiangonana.
Raha miasa ao amiko i Ika dia ahita fa raha nifanaraka isika fa ho 25 cents no mety aminao fa hanampy anao sy hanampy ny hafa dia izay no horaisinao. Talking about fairness, mety tsy hitovy ny fijerin'ny tsirairay an'io fa ny guidelines ihany no maromaritra iraisana. Ianao anefa tsy vonona hijery an'io dia aleo tsy tohizantsika ny resaka.
:-* :-*
37. tess
(
28/05/2009 17:27)
ni81:
Maro no tia sy mampitovy vidin-javatra isika vao mividy, ary maro koa ny mijery fotsiny ilay hoe "marque" fa tsy mikajy na dia tsy dia mankaiza loatra aza ny fidiran'ny saosy dia aleo anaovana mba ho hitan'ny olona fa manjary wain be hono...
Izaho aloha dia anisan'io mampitovy vidy io mihitsy raha mbola azoko ampitoviana e :)
ny dinika etsy ambany no novakiko niakatra ka raha namaky ny voasoratr'i ika sy soanja aho de very tanteraka no tsy misy azoko le fandehany hahaha
zay vao tojo ny dinik'i ni81 kay he he he
de valiko ny hevitra 'i ni81...
Izaho aloha aky dia tena tsy mampitaha prix mitsy... SATRIA nahoana, raha tiako ilay zvtr dia savy de vidiko satria matahotra aho sao lasan'oul ka tsy misy ho ahy intsony....
izay foana no mahavoa ahy! tsy de mi compte ny diferansa any am hafa aho fa raha misy aza mety ho 3 euro na 4 euro...Manenina ihany fa tsy de marary andoha loatra...
Raha resaka marika indray dia tsy de matin'io loatra aho raha resaka akanjo!
anefa tsy misalasala aho mividy marika na lafo aza ka tiako sy tojo ahy manambola hehehe!
tia akanjo lamaody koa moa dia na ry jennifer aza ashiko eny , hita izao fa peta-toko fa ilay lamaody tsinona heritaona ihany de miova ndray de potika indray taona kou lay akanjo....REHEFA MANENDRIKA ahy sy mety amiko de vidiko aby na marika na tsia....
Ny parfum ihany aho no tsy mividy afa tsy marika satria mateza be ny fofony.
:-P
38. tess
(
28/05/2009 17:33)
ari.malala:
Saingy ny aty Dago anie ka efa betsaka mihintsy ny copie e! sady tena haindry lematy mihintsy ny manao trompe l'oeil tsy hahitanao ilay fahasamihafàna raha tsy mandinika tsara an!
HITAKO Mitsy aky tamzà tany ah! intandry ilay toerana nanaovatsika roa fotoana tam vlou indrindra ??? DE EO akaiky eo misy magasin galerie antsoin'ny oul hoe paris sa europe tsy haiko tsony
:-D fa soit disant marika dool hono ny ao nefa doyééééé! ountssss
raha niditra tao zà dia nijery montre izay.... marika D.G, marina fa misy vatombatony mamirapitra ilay marika ao anatiny sy ny boribory ivelany satria vao nahita ny prix taty mitsy aho talohan'ny nande dago....
DE 300.000fmg hono no vidiny , kou raha tsy inona kou aty ivelany izy efa ho 200 euro any izy izany valeur -na 30 euro de hoy aho avy hatrany hoe hipitso fa arnak.....ny gasy tsy mahalala hoe arnaka satria misy ihany ny mividy azy na somary efa lafo amitsika gasy any aza lay izy...
KA RAHA fôsy marika tsy tokony nataony 300.000 fmg kosa
eny e! itako aloha lay afrikanina mivarotra montre fôsy marika eny am varomaizina ireny fa hamidiny 26euro any ho any ny montre iray hoe marika hono de raha miady varotra lay oul dia lasa 10 euro ny farany
aiza koa no hisy anzany hihihihi
39. tess
(
28/05/2009 17:38)
raha ny tena marina kou de zao! tsy de misy fotoana ampitahàna vidiny ka raha vao tojo zvtr tiana coup de foudre avy hatrany de asheko de lasa mody amizay rehefa nahazo.....
40. ari.malala
(
29/05/2009 12:56)
ika, efa misy dikany be iny 2500F iny hoanay aty @ tany miady sy mahantra aty ko! (miady @ fahantrana fa tsy miady @ inona akory :-P)
Tess, hihih mety ao @ ilay eritreretiko angamba fa nisy famataranandro marika swatch izay tao, ka very ilay ahy ary naikao hosoloiko, dia sendra nandalo teo alohan'io magazay io indray mandeha dia mba niditra nijery fa gaga fotsiny aho fa 350 000F hono! tsy haiko aloha hoe ohatrinona ny vidin'ny famataranandro marika swatch any am-pita fa hitako lafo loatra! tsy nividy indray aho fa lasa fotsiny nody!