Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy hoe maty nofantsihina i Kristy dia voavonjy ianao
1. Zafintaolo
(
21/04/2009 09:36)
coopsal:
"Raha ny momba ny Karma, marina fa ny olona dia mandray ny vokatry ny asany; fa ny mahasamy hafa ny fampianaran'i Kristy amin'ny fampianarana Hindou dia izao -- ny Kristiana miasa satria voavonjy, ary ny Hindou miasa mba ho voavonjy."
Tsy misy lahatsoratra mampianatra an'izany na dia iray aza ao @ Baiboly.
Tsy mbola voavonjy mihitsy ianao na dia maty "nanao sorona ny ainy aza i Kristy' (tsy ao @ Baiboly koa io lahatsoratra iray io).
Ny otanao dia mijanona otanao ary ho tsaraina noho izay rehetra nataonao ianao, ka tsy misy idirany izay fahafatesan'i Kristy izany.
Noho izany miasa mba ho voavonjy ndrao ho diso fanantenana ianao.
répondu par rakaroka le 03/05/2009 20:25
3. bor2lais
(
21/04/2009 13:09)
Miarahaba ny mpanolotra ny lohateny !
Hoy ianao hoe :
\"Tsy hoe maty nofantsihana i Kristy dia voavonjy ianao\"
-> Tsy \"automatique\" tokoa aloha ilay izy fa mila fantatra ny antony ary mila raisina amin\'ny finoana.
Inona no antony nidinaNY tety an-tany ka nahafaty Azy teo ambony hazo fijaliana ?
Mino ve ianao fa nandresy ny fahafatesana koa Izy ? sns
Raha ny hoe mila miasa vao voavonjy dia fomba fijerinao ny Baiboly izay (ary tsy manisy olana ny amin\'izany raha ny tenako), fa ny fandraisako azy kosa ary maharesy lahatra ny finoako dia ny hoe : maimaim-poana ny famonjena ahy fa tsy noho ny asa na ny famendrehako akory.
Tsy miteny akory izany fa tsy ilaina intsony ny asa (ny finoana tsy arahin\'asa dia maty hoy ny Soratra Masina). Ny fahatsapako fa novonjena maimaim-poana izay no manesika ahy hiasa am-pitiavana eo ambany fitarihan\'ny Tompo.
Ny FitiavaNY ahy no manesika ahy hitia koa ny manodidina ahy (amin\'ny alàlan\'ny fihetsika sy ny asa, sns) !
Averiko indray : manaja tanteraka ny fijerinao sy ny finoanao aho raha izay no maharesy lahatra anao !
P.S. Dia lasa ny eritreritro hoe : ahoana re izany ny amin\' ireo madinika mahantra tsy mba afaka nanao asa soa tety an-tany e !

4. Mirananirina
(
21/04/2009 15:10)
Tsy misy lahatsoratra mampianatra an'izany na dia iray aza ao @ Baiboly.
Tsy mbola voavonjy mihitsy ianao na dia maty "nanao sorona ny ainy aza i Kristy' (tsy ao @ Baiboly koa io lahatsoratra iray io).
Ny otanao dia mijanona otanao ary ho tsaraina noho izay rehetra nataonao ianao, ka tsy misy idirany izay fahafatesan'i Kristy izany.
Noho izany miasa mba ho voavonjy ndrao ho diso fanantenana ianao.
d'accord 100% aho
5. rakaroka
(
21/04/2009 18:32)
Isaorana ilay nanokatra ity "size" ny "fanamarihana" satria mmaaaaro tokoa
no manao arizato am-pandriana fa "efa milamina satria nofantsihana i Kristy" dia HEVERIN-DRIZAREO fa vitanÃzay ny famonjena hono ! dia ny MAHAZENDANA dia ny ahasahiana
mijoro ho manam-pinoana noho izany . Oh tsia ka tsia! Raha zohina
mazava ny baiboly tsy tonga dia nofantsihana vao teraka kosa angamba le Kristy e , rahateo voalaza koa fa tsy nifarana t@ izany ny tantara koa mbo mahaiza misintona lesona !

6. rakapy
(
21/04/2009 19:54)
Ka raha ny sasany amin'tsika ihany ary no lazaina fa ho voavonjy. Dia inona no antony nampidinan'A/tra an'i jesosy izay lazaina fa zanany lahy tokana tety an-tany?
Zava-dehibe loatra mantsy izany . Nefa dia avy eo indray dia lazaina fa tsy ho voavonjy avokoa ny olona rehetra fa izay ..... bla bla ihany no ho voavonjy. Lasa mitovy t@ jesosy mbola tsy tonga teto an-tany ihany ny film raha izany. Satria dia izay ihany no niseho taloha.
Ka amiko dia angamba ho voavonjy daholo ny rehetra NA Tsy zanak'A/tra ilay jesosy.
Ohatran'ny matimaty foana sy nampijaly tena @ tsisy antony manko ilay jesosy raha toa ka toy ny teo aloha ihany no miverina.

7. tywa68
(
21/04/2009 21:05)
Zafintaolo : mitovy hevitra aminao aho ary averiko eto ny voasoratra ao @ Joany 5 :
24 Lazaiko marina dia marina aminareo: Izay mihaino ny teniko sy mino izay naniraka ahy no manana ny fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina, fa efa niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy. 25 Lazaiko marina dia marina aminareo: Avy sady ary efa tonga sahady ankehitriny aza ny andro handrenesan'ny maty ny feon'ny Zanak'Andriamanitra, ka izay handre dia ho velona. 26 Fa toy ny ananan'ny Ray ny fiainana ao anatiny, no nanomezany ny Zanaka hanana ny fiainana ao anatiny koa. 27 Ary nomeny fahefana hitsara izy, satria Zanak'olona. 28 Aza gaga amin'izany, fa avy ny andro handrenesan'izay rehetra any am-pasana ny feon'ny Zanak'Andriamanitra, 29 dia hivoaka izy, ka izay nanao soa dia ho any amin'ny fitsanganam-piainana, fa izay nanao ratsy kosa, dia ho any amin'ny fitsanganam-pahamelohana. 30 Raha izaho ihany, tsy mahazo manao na inona na inona; fa araka izay reko no itsarako, ka marina ny fitsarako, satria tsy mitady ny sitra-poko aho, fa ny sitra-pon izay naniraka ahy.
Ny Tompo anie hitantana antsika mandrakariva, amen :-*

8. ikaretsaka
(
21/04/2009 23:13)
Misaotra anareo nanazava e... io le lazaiko foana an'i coopsal sy ny vanjo alika hoe tsary tapitra zoma masina ny daomy fa mitohy mandrak'izao
9. rakapy
(
21/04/2009 23:58)
Raha ny fahazaoko ny resak'i Tywa68 izany dia hoe. Izay mino sy mihaino an'i kristy jesosy ihany no hovonjena?
Ary hanao ahoana no hahazo ireo izay tsy mino an'i jesosy fa zanak' A/tra nefa nanao soa ihany koa? tsy voatery natokana ho an' ny mitonotena fa xana ihany mantsy ny fanaovan-tsoa fa maro be tokoa ireo manao soa tsy amin'ny anarany.

10. soanja
(
22/04/2009 00:13)
Ny fahazahoako ny zava-drehetra indray aloha raha ity resaka famonjena ity dia hoe rehefa mahatsapa fa diso ka mibebaka amin'ny fo tokoa dia ho voavonjy. Io FIBEBAHANA io no tena goavana eo imason'Andriamanitra satria io no mitarika amin'ny fizorana amin'ny fahamarinana.
11. tywa68
(
22/04/2009 07:23)
rakapy:
Raha ny fahazaoko ny resak'i Tywa68 izany dia hoe. Izay mino sy mihaino an'i kristy jesosy ihany no hovonjena?
Ary hanao ahoana no hahazo ireo izay tsy mino an'i jesosy fa zanak' A/tra nefa nanao soa ihany koa? tsy voatery natokana ho an' ny mitonotena fa xana ihany mantsy ny fanaovan-tsoa fa maro be tokoa ireo manao soa tsy amin'ny anarany.
Napetrako io ny nosoratan'i Joany satria mifandray @ilay sujet :lol:
Ary ho an'izay tsy mino d anjaran'ireo miteny azy ho mpanara-dia an'i Kristy no mitarika azy ireo @izany sy mivavaka ho azy ireo hirotsahan'ilay Fanahy Masina izy :wink:
12. fahamarinana
(
22/04/2009 08:03)
:arrow: sady raha zao izy no tsy mino ,mety miova any aoriana any ,mety tsy hiova koa !! Ny tenako zao nandalo izany,isan'ny nandà nefa eo indrindra aho zao !
:arrow: Ilay mitarika eo ihany fa mila ny toetrantsika tsirairay feno azy tanteraka dia hita sy tsapa ety ivelany fa feno Azy manontolo ka na tsy hitory aza dia liana ny hiditra lalindalina ny hafa !Mazana manko revo loatra midradradra isika nefa ny ataontsika tsy ahitana taratra ilay Fitaiavana lehibe ! Amiko izay an fa tsy voatery marina ihany koa (l)
tywa:
ho an'izay tsy mino d anjaran'ireo miteny azy ho mpanara-dia an'i Kristy no mitarika azy ireo @izany sy mivavaka ho azy ireo hirotsahan'ilay Fanahy Masina izy
:arrow: Ilay mitarika eo ihany fa mila ny toetrantsika tsirairay feno azy tanteraka dia hita sy tsapa ety ivelany fa feno Azy manontolo ka na tsy hitory aza dia liana ny hiditra lalindalina ny hafa !Mazana manko revo loatra midradradra isika nefa ny ataontsika tsy ahitana taratra ilay Fitaiavana lehibe ! Amiko izay an fa tsy voatery marina ihany koa (l)
13. fahamarinana
(
22/04/2009 08:35)
:arrow: FITIAVANA fa diso fanoratra rey olona a!miala tsiny ! (l)
14. bor2lais
(
22/04/2009 09:32)
rakapy:
Raha ny fahazaoko ny resak\'i Tywa68 izany dia hoe. Izay mino sy mihaino an\'i kristy jesosy ihany no hovonjena?
Ary hanao ahoana no hahazo ireo izay tsy mino an\'i jesosy fa zanak\' A/tra nefa nanao soa ihany koa? tsy voatery natokana ho an\' ny mitonotena fa xana ihany mantsy ny fanaovan-tsoa fa maro be tokoa ireo manao soa tsy amin\'ny anarany.
--
Toa efa nisy dinika nalefan\'i Fody mikasika an\'io fanontanianao io tsy ela teto : \"Izay mino an\'i Jesoa Kristy ihany ve no voavonjy ?\" (na mitovitovy amin\'izay) no lohateny raha tsy diso aho !
Tywa68 > manan-karena ny tenin\'Andriamanitra, porofo izany fa velona mandrakariva Izy. Raha ireo andininy noraisinao ao @ Joany 5 ireo izao no jerena dia maro no azo andraisana azy, arakaraka ny \"zoro\" hijerena azy, na koa hoe arakaraka ny fiasan\'ny Fanahy Masina amin\'ny tsi11. Ohatra misy mandray izao ilay hoe \"maty\" ho fahafatesana ara-batana, nefa misy ihany koa ny mandray izany ho fahafatesana ara-panahy, sns
Tsy milaza akory aho hoe diso ny voalazanao na ny ahy ihany no marina, fa samy mandray izay tandrify sy maharesy lahatra azy avy.
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EFESIANA&toko=2&andininy=8-9&dika=
Mahereza hatrany !
15. ikaretsaka
(
22/04/2009 12:01)
Tsy milaza akory aho hoe diso ny voalazanao na ny ahy ihany no marina, fa samy mandray izay tandrify sy maharesy lahatra azy avy.
amiko ohatran'ny tsy mety kosa io fiteny hoe samy mandray izay maharesy lahatra azy io kle...
ohatran'ny hoe ianao izany no mandahatra de ze mety aminao ihany no tsimponinao: nefa ianao milaza fa mpino...
de iza no importansa: ny sitraponao (izay naharesy lahatra anao, sa izay sitraky ny ray)?
16. tywa68
(
22/04/2009 12:58)
Bordelais > tsy afaka miteny n'inn aho satria mpanota eo ampitadiavana ny marina ;
Zaraiko eto ny vosoratra ao @Joany 5 zay mahafinaritra ahy ary maharesy lahatra ahy :lol: http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=5&andininy=21-23&dika=
Ikaretsaka : mampmé : ahoana moa hoy St Augustin zay ? :wink:

17. fahamarinana
(
22/04/2009 13:06)
:arrow: Ika : ilay raisina sy maharesy lahatra ny tsirairay anie ka tsy voatery mandrakariva fa ny tena ihany no mandahatra azy e !..Mety ny Fanahy Masina koa !Ny tiako lazaina hoe tsy misy rafitra iray dia tsy maintsy manaraka an'iny fa samy manana ny antso azony sy ny fahasoavana ananany sy nomena azy ! Fa kosa efa hay tsara be hoe Iza ilay hinoana sy henoina ary hantenaina sy harahina !
Iraisako hvtr i bor2lais ! Dia iraisako hvtr koa i Tywa hoe izay no naharesy lahatra azy ihany koa !(l)

18. ikaretsaka
(
22/04/2009 13:32)
tywa: "raha izay metimety aminao sy maharesy lahatra anao momban'Atra ihany no alainao fa izay tsy mety sy tsy azoazon'ny sainao dia na lavinao na odianao fanina, dia tsy Atra intsony no inoanao fa ny tenanao" (St Augustin)
19. tywa68
(
22/04/2009 14:04)
Ika : averiko eto f'ilay "finoako" anie ka fanomezana avy @ Atra e (zay no tiako andraisana azy) ! Tsapako misy mitantana ahy na tsy hita maso aza, ary feno fanantenàna sy fifaliana ny tena rhf mahatsiaro an'io fitiavan'Atra io. Ka mety hafa2 ho an'ny manodidina ny fiainako azy, na ny fizaràko azy (mba mitsimpona indray2 koa) :wink:
20. bor2lais
(
22/04/2009 17:06)
Ika > Amiko, resy lahatra = tsy manan-kalahatra (hanoerana) intsony ka tapa-kevitra fa hanaiky. (persuadé, convaincu, ...)
Mety tsy noheverina tamin\'ny voalohany akory nefa lasa maharesy lahatra.
Ka resy lahatra amin\'ilay fanazavako ny teny hoe \"resy lahatra\" i Ika sa tsia ? :lol: