la frantsa
1. fijo
(
16/04/2009 19:53)
may volotratra ny frantsay ka manomboka mivadika,milaza indray ry zalahy fa fahefan atsy fantatra hoe avy aiza no ananan'i andry.nefa teo nihazakazaka nilelaka ny vo...ahita ko aireo franstay ireo anio ka
répondu par fijo le 17/04/2009 22:22
2. pikatti
(
16/04/2009 19:55)
lasa mivadibadika be le frantsay fa tsy manaraka ny heviny ny be kintana,nihidi-kizo :-D :-D :-D
3. fijo
(
16/04/2009 19:59)
voann'y nataony,i sylla nantenaina ity tsy tazana,i radidi efa jamba,i mon ami pierrot toa tsy nahazo famotsorankeloka,i tgv varian aniantso tena hoe"prezida"fa tsy nanao raha ,ho may io ambasady io ny farany
4. pikatti
(
16/04/2009 20:02)
very soavaly ny frantsay fijo a,tena belohalika kay ty anankiray ty , tsy nampoizin-dry zalahy :-D :-D :-D
5. fijo
(
16/04/2009 20:07)
izao tsy i andry intsony no hiafina ao aminy,fa ny ambasadera mihints yno hisitrika ao amin'i ravalo hifona sy handady
7. pikatti
(
16/04/2009 20:14)
mihinana ny nataony zany klé zany refa votany ,tsy mahalala afa tsy ny tombontsoany ,zao tsy avotra
8. BeraMuc
(
16/04/2009 20:17)
hatramin ny fiandohan ny crise anie dia mazava fa ny frantsay no ao ambadikae . Misy boite frantsay vitsivitsy nanao sy mbola manao ny famatsiana ara-bola ary koa nanao sy mbola manao ny lobbying amin ny mpanao politika frantsay. Ny hampitso no hanambara hoe iza avy ireo ary secteur inona no tena mi-interesse azy. Izaho anefa dia milaza fa ny fiarahana miasa amin ny frantsay dia ratsy lavitra raha oharina amin ny hafa (US, Japon, Allemagne, UK, Scandinavie, Pays Arabe, Chine, Russie etc...). Mba hampitahao anie ny fivoaran ny firenenana zanatany frantsay sy anglisy fahiny e. Very lavitra mihintsy ny zanatany frantsay, inona no antony ??? Amiko tsara mihintsy ny politique d ouverture natombok i Ra8 ka tokony ho tohizan izay manaraka ....
9. pikatti
(
16/04/2009 20:21)
aleo reo ho hitan'ny havany eo lesy BeraMuc a, zay vao hianjahanja hotran'ny kary eny an'efitra
10. fijo
(
16/04/2009 20:24)
toa namory ny mpandraharaha frantsay ny ambasady frantsay any.ka ny resak atao ngamba dia hoe mihoman aianareo ,fa hovery ny tsenantsika aty fa hiverina le ts ytia frantsay iny
11. Noue
(
16/04/2009 20:25)
toa oe nisy delegasion noraisin'sarko suite ilay sit-in teny quai d'orsay androany???
12. fijo
(
16/04/2009 20:27)
tsy mbola henoko,fa mety ho marina,satria manomboka koditra koa i sarkox
13. pikatti
(
16/04/2009 20:28)
toa hotran'izay mintsy anie iny ry Noue fa miandry ny namana hanomé vaovao
14. fijo
(
16/04/2009 20:29)
mety marin awa izany,manambitamby izao ny frantsay fa matahotra hovery fanana
15. Noue
(
16/04/2009 20:30)
tena nisy io ka ! saingy aleo aloha hitady vaovao zany koo !! fa maty ialay sarko kely :-D :-D :-D :-D :-D
17. Noue
(
16/04/2009 20:34)
io aloha ny tolona androany teny ambohijatovo
[URL=http://img411.imageshack.us/my.php?image=sdc12537.jpg][IMG]http://img411.imageshack.us/img411/3507/sdc12537.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img411.imageshack.us/my.php?image=sdc12537.jpg][IMG]http://img411.imageshack.us/img411/3507/sdc12537.jpg[/IMG][/URL]
19. pikatti
(
16/04/2009 20:38)
mazava le fiantsaram-belatsihy , kobo io ;ary efa mihevitra ny gasy ho paiso mintsy mantsy reo , tsy fanatany fa efa ela io no kobo
20. fijo
(
16/04/2009 20:41)
ô ry zalahy an,de ahoan aindray mo aizany izao ry pety,voninahitsy,kotity,fidy,bolo???hiverina hikaroka an'ireo indray izany?????
