la frantsa
43. KALACK
(
16/04/2009 21:26)
lzao lety ny RDV raha sahy ialahy fa aza minananan eo a, aiza no hatao ny combat tsika ? ompaiko eto nefa qialahy raha tsy tonga a
45. pikatti
(
16/04/2009 21:33)
mba fetsifetsy lesy andrywui a, elaha koa tonga de manesy ps bobaka be , mety tsara ihany fa sao elah seul eto ,vita matavy sahady ve ,toa najavona klé =)) =)) =))
46. andrywui
(
16/04/2009 21:33)
inona ihany ary ty ady ato ty ??? za les pikatti maninn anlah a!! za ve les ol gentil be vao tonga ty de adalainlah amzan !! mba mipetrah les tsara fa tsss
48. pikatti
(
16/04/2009 21:36)
andrywui=kalack=halloween , fa angah lesy tgvendrany ny olona no tsy hakobo zay fika kely klé :-D :-D :-D
49. BeraMuc
(
16/04/2009 21:37)
Teny hatsipy hoan ireo mpanova pseudo:
rehefa manova pseudo, dia mba hovay koa ny ordninateur e ..
sa tsy maharaka technologie ???
Domelina marina !!!
rehefa manova pseudo, dia mba hovay koa ny ordninateur e ..
sa tsy maharaka technologie ???
Domelina marina !!!
50. xxx
(
16/04/2009 21:41)
Aiza moa no tsy amboarin'ny Frantsay mora foana???? Izao ve no mba olom-pirenena Malagasy miserasera eto @ sehatra politika.Dia hita taratra amin'izao hoe inona no mahatonga ny olana eto M/car .
51. pikatti
(
16/04/2009 21:41)
kobo elah hoa ry andrywui ,sady ovao ny ordi no ovao koa ny saina :-D :-D :-D
52. andrywui
(
16/04/2009 21:42)
Mba manajàles pikatti xol fa za ve les de ahavita resak adala otranio ataolaisan io a!!!! kamo aho les ah !!! efa oe tsy zah oa io mbol za ian ny anlah !!!
53. pikatti
(
16/04/2009 21:46)
elah ihany lesy io a fa aza miala pa eo , tsika sy elaha ihany no nifampitana teto fa aza menatra hoa,tsy hamono an'elah zany zah fa aza matahotra é
54. andrywui
(
16/04/2009 21:47)
ha ha ha ha !! hifamono ahoana ary le !! za ane oa ry lety ka vao tonga e !! ha ha ha ha ha !
55. pikatti
(
16/04/2009 21:49)
niala i kalack tonga halloween niala i halloween tonga kalack ,niala kalack tonga i andrywui , kobo lesy elah :-D :-D :-D
56. ravalotgv
(
16/04/2009 21:50)
kobo ra wiwi hihihihi miafinendrika de nilatsaka le maska :P :P :P :P :P
57. andrywui
(
16/04/2009 21:51)
andé hatory ah les ry pikatti fa ten ts tianlah hiresak eto miits angamb ah de endrikendrehanlah anzao atsanga ts amanaorana reeetr zao kah !! bon nuit les a!!
59. xxx
(
16/04/2009 21:57)
ataovy mafotaka mihitsy ny anareo any @ tanana any,aza avela raha tsy miala eo ry kely loha radomelina mianakavy, fa zahay koa aty manafay sy mampitandrina any sarko mianakavy.
